ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Andriamanitra anie hitahy inty nosy malala antsika sy hanova ny fon'ny mpitondra izay bahanan'ny fitiavan-tena sy fitiavankarena ! Tsara be ilay hira Joseph d'af an ! Tohizo atrany
Mankasitraka ee tena mahfinaritra be lay hira e isaoragn ny tompo nanome talenta hoanw ao amny hira fiderana an'Andriamanitrae.
Kristy ho an Madagasikara ary Madagasikara ho an'i Kristy. Amen! tsara be le hira
(y)
Jesosy o! Hamindrao fo ny tanindrazanay. Mba vonjeo Madagascar! Misaotra Tompo ô!
Ray o ! tahio ny MPITONDRA anay sy ity Firenena ity...
Jesosy anie hitahy ity firenenentsika ity.
De hitahy antsika tokoa anie Andriamanitra ary aleo ihany koa hatsahatra ny ady fa tsy itondra voka-tso zany fa fikorotanana
ok