- 19
- 413 250
Chorale NY TSANTAN'IMAHAMASINA
เข้าร่วมเมื่อ 7 มี.ค. 2014
Chorale NY TSANTAN'IMAHAMASINA
Mahery - NY TSANTAN'IMAHAMASINA ( Concert "Live", 2019)
Hira noraisina sary sy feo tamin'ny Antsan-kira notontosain'ny Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA (FJKM Atsimon'Imahamasina) nitondrana am-bavaka ny firenena sy nanolorana ny CD Audio "Saino dieny izao" ( Zoma 29 Martsa 2019, Plaza Ampefiloha).
MAHERY
Tonony sy Feony: Justin RABEHAJAINA
Ry Tompo Andriamanitra
Ry Andriananahary Masina
Mitondra ny Asaramanitra
Izahay Atsimon’Imahamasina
Falifaly mahita tokoa
Ny fitiavanao tena MAHERY
Fa na inona, inona soa
Dia noho Ianao, Ianao samirery
Fa na inona, inona soa
Dia noho Ianao, Ianao samirery
Anio no andro hifaliana
Natokana mba hanolorana
Ny voadin’ny zanaka tiana
Hanavao ny lalan-kizorana
Ny fiainana simban’ny ota
No havaozina ho lasanao
Mahery tokoa gologota
Mampiray hanaraka Anao
MAHERY
Tonony sy Feony: Justin RABEHAJAINA
Ry Tompo Andriamanitra
Ry Andriananahary Masina
Mitondra ny Asaramanitra
Izahay Atsimon’Imahamasina
Falifaly mahita tokoa
Ny fitiavanao tena MAHERY
Fa na inona, inona soa
Dia noho Ianao, Ianao samirery
Fa na inona, inona soa
Dia noho Ianao, Ianao samirery
Anio no andro hifaliana
Natokana mba hanolorana
Ny voadin’ny zanaka tiana
Hanavao ny lalan-kizorana
Ny fiainana simban’ny ota
No havaozina ho lasanao
Mahery tokoa gologota
Mampiray hanaraka Anao
มุมมอง: 615
วีดีโอ
Haleloia mihira fihiram-baovao (Salamo 149) - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (2017)
มุมมอง 452ปีที่แล้ว
“HALELOIA MIHIRA FIHIRAM-BAOVAO” (Salamo 149, 1-3) Tonony sy Feony: NDRATOSON Georges Benjamin Nandrindra ny mozika: NDRATOSON Georges Benjamin/ Rivo RAKOTOARIMALALA Antoko Mpihira NY TSANTAN’IMAHAMASINA ( FJKM Atsimon'Imahamasina) © One Clip entertainment, Jona 2017 (Extrait DVD Edition 2017) (Haleloia) Haleloia, Haleloia […leloi(a) eh] Haleloia, Haleloia Mihirà fihiram-baovao (ho an’I) ho an’...
Meteza ianao hihaino izao - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (2017)
มุมมอง 624ปีที่แล้ว
“METEZA IANAO HIHAINO IZAO” Feony: RAKOTOARIMALALA Rivo (Martsa 1991) Tonony: RAJAOBELINA Hery-Zo (Jona 1991) Antoko Mpihira NY TSANTAN’IMAHAMASINA ( FJKM Atsimon'Imahamasina) © One Clip entertainment, Jona 2017 (Extrait DVD Edition 2017) 1.METEZA IANAO HIHAINO IZAO; Ô! ry ondry mpaniasia. Dia aza manamafy ny fonao fa henoy re ny antson’Ilay Tomponao. Ho anao no nahatongavany; Nandaozany ny tan...
O! ry Fireneko - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (Concert "Live", 2019)
มุมมอง 1.3Kปีที่แล้ว
Hira noraisina sary sy feo tamin'ny Antsan-kira notontosain'ny Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA (FJKM Atsimon'Imahamasina) nitondrana am-bavaka ny firenena sy nanolorana ny CD Audio "Saino dieny izao" ( Zoma 29 Martsa 2019, Plaza Ampefiloha). O! RY FIRENEKO Tonony sy Feony: NDRATOSON Georges Benjamin O! ry fireneko misy feo miantso ô ô ô (Aza dia variana ô) O! ry fireneko misy feo miantso ...
Manjopiaka - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (2019, Concert "Live")
มุมมอง 1.1Kปีที่แล้ว
Hira noraisina sary sy feo tamin'ny Antsan-kira notontosain'ny Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA (FJKM Atsimon'Imahamasina) nitondrana am-bavaka ny firenena sy nanolorana ny CD Audio "Saino dieny izao" ( Zoma 29 Martsa 2019, Plaza Ampefiloha). MANJOPIAKA Tonony sy Feony: Justin RABEHAJAINA Arahaba Ry Mazava, Mazava. Azafady mivilia, mivilia Avia Meteza mba handrava, Handrav’Itony, itony hai...
Mahay Mitia - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (2019)
มุมมอง 1.2Kปีที่แล้ว
Hira noraisina sary sy feo tamin'ny Antsan-kira notontosain'ny Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA (FJKM Atsimon'Imahamasina) nitondrana am-bavaka ny firenena sy nanolorana ny CD Audio "Saino dieny izao" ( Zoma 29 Martsa 2019, Plaza Ampefiloha). MAHAY MITIA Feony: Rivo RAKOTOARIMALALA (Martsa 2015) Tonony: Ravaka S. RALIHARISOA (Oktobra 2015) Aza ianao no variana manao fanahy iniana, minia ts...
Matoky - NY TSANTAN'IMAHAMASINA sy Rija RAMANANTOANINA (2019)
มุมมอง 4.6K3 ปีที่แล้ว
Hira noraisina sary sy feo tamin'ny Antsan-kira notontosain'ny Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA (FJKM Atsimon'Imahamasina) nitondrana am-bavaka ny firenena sy nanolorana ny CD Audio "Saino dieny izao" ( Zoma 29 Martsa 2019, Plaza Ampefiloha). MATOKY Tonony sy feony : Hery-Zo RAJAOBELINA Nandrindra: Rivo RAKOTOARIMALALA Nafoiko RAY ô! ny lala’nosoritanao, fa naleoko nanara-tsitrapo Efa rend...
ROJO NY AVO - ANTSA AN'I KRISTY - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (Medley, 2021)
มุมมอง 3.4K3 ปีที่แล้ว
ROJO NY AVO - ANTSA AN'I KRISTY - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (Medley, 2021)
FFPM 175 (Avia Fanahy ô ) - NY TSANTAN'IMAHAMASINA
มุมมอง 7K3 ปีที่แล้ว
1. Avia, Fanahy ô, Fanahy Masino ô! Midina eto aminay, hitari-dalana. 2.Fa diso làlana, ka ory izahay; Ny sainay dia maizina, ny fonay ratsy koa. 3. Midina Hianao, ry Mpanazava anay, Hanaisotra ny aizina aty anatinay! 4. Avia Mpananatro ô! mombà anay tokoa; Ampahatsiarovinao ny teny mahasoa, 5. Ry Mpampianatra ô! ampionao izahay Ka aoka re ho marina izay ianaranay! 6. Mitomoera aty anatin’ny fo...
Saino dieny izao - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (2018)
มุมมอง 31K5 ปีที่แล้ว
1) Fandalova-miserana ihany, ny hatanorana eto antany. Ka manaitra ny fanahy sy saina, hiteny hoe mamy ny miaina; Rendrarendram‐piainana mandalo, tsara nefa aza atakalo. Lay fiainana mandrakizay, ampanantenain' Ilay Ray. REFRAIN Zao no hambarako aminao, SAINO tsara DIENY IZAO; Raha samy ho faty ihany, tsy aleo mamela mamy; Ho tsarovana hatrany hatrany. Moa mba efa fantatrao izay hiafaranao? Ka ...
NY KORAITA - NY TSANTAN'IMAHAMASINA - ANJOMARA ANOSIVAVAKA (Medley, 2017)
มุมมอง 51K7 ปีที่แล้ว
AKOAKOM-PIDERANA Andiany faha-5 (Jobily Volamena NY TSANTAN'IMAHAMASINA) NY TSANTAN’IMAHAMASINA - NY KORAÏTA MANARINTSOA FINOANA - ANJOMARA ANOSIVAVAKA Alahady 17 septambra 2017 - 2 ora tolakandro (PALAIS DES SPORTS MAHAMASINA) NA INONA ANEFA MIHATRA (NY TSANTAN’IMAHAMASINA) Na inon’inona anefa mihatra, na inona manjo (na mihatra) Tsy mba ho kivy na ketrak’izany Fa ao ny Tomponao (ao ny Tompo) ...
JESOA Mpanavotra - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (2017)
มุมมอง 21K7 ปีที่แล้ว
JESOA Mpanavotra - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (2017)
FFPM 469 (JESO Ô, MPITIA ANAY) - NY TSANTAN'IMAHAMASINA
มุมมอง 8K7 ปีที่แล้ว
FFPM 469 (JESO Ô, MPITIA ANAY) - NY TSANTAN'IMAHAMASINA
Injao manako any ho any - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (2017)
มุมมอง 35K7 ปีที่แล้ว
Injao manako any ho any - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (2017)
FFPM 194 (ANDRIANANAHARY Ô) - NY TSANTAN'IMAHAMASINA
มุมมอง 39K7 ปีที่แล้ว
FFPM 194 (ANDRIANANAHARY Ô) - NY TSANTAN'IMAHAMASINA
Mahagaga loatra - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (Nov. 2014)
มุมมอง 10K7 ปีที่แล้ว
Mahagaga loatra - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (Nov. 2014)
Na inona anefa mihatra - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (Sept.2014)
มุมมอง 45K8 ปีที่แล้ว
Na inona anefa mihatra - NY TSANTAN'IMAHAMASINA (Sept.2014)
Ô RY FIRENEKO - "Version" Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA
มุมมอง 151K9 ปีที่แล้ว
Ô RY FIRENEKO - "Version" Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA