Toriteny Alahady (Sal. 68: 7 - 14)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 3 ก.ค. 2024

ความคิดเห็น • 4

  • @mariaangelina4026
    @mariaangelina4026 7 วันที่ผ่านมา

    Amen ❤️

  • @zoerazan.8493
    @zoerazan.8493 2 วันที่ผ่านมา +1

    ❤ Betsaka Pasteur izay fampaherezana azo avy @nao,
    Ka enga anie betsaka ireo olona nampihatra izany @ fiainany.
    Fa tsy mety mangina Andriamanitra, fa mbola miala nenina foana Izy @ alalan'ireo panompony.
    Ny Tompo anie ho mombanao mandrakariva.❤

  • @andriarimalalaanitriniaina8787
    @andriarimalalaanitriniaina8787 6 วันที่ผ่านมา

    Makasitraka pasteur ❤Fahasoavan'Andriamanitra hitoetra mandrakariva eo Aminao sy ny Ankohonanao ,ary Andriamanitra hamatsy Anao amizay rehetra hatao indrindra ny hery hahatanterahana ny Asan'Andriamanitra

  • @andriarimalalaanitriniaina8787
    @andriarimalalaanitriniaina8787 6 วันที่ผ่านมา

    Amen ❤ Misaotra Andriamanitra Ray nay ôh fenoy sy omeo hery izahay hafahanay mametraka Mandrakariva ny finonay oe❤ eo Hanilohanay Enao Naiza Naiza zay rehetra Halehako ,. Ra reraka sy tojo ola de omeo hery mb ahaizako hiantso anao ...oe Andriamanitra ôh mitary ahy Hianao ❤Amen