Alléluia ho an'i Tompo ❤❤❤
Alléluia Amen 🙏🏻🙏🏻🔥🔥
Hoan'i JESOSY voninahitra 🙏🏻🔥❤. Mankasitraka Pasteur nizara Hafatr'Andriamanitra 🙏🏻🙏🏻
Misaotra betsaka anao Pasteur Tahiana manokatra ny masom-panahiko , mampahafantatra ny fahamarinana.
JESOSY ihany no tena Fiainana, ary Fiainana mandrakizay AMEN Aleloia.
Amen🙏🙏🙏
Tiako loatra lay toriteny 😊
Ho an"Andriamanitra irery ihany ny voninahitra aleloia, amen🙏🏻🙏🏻🙏🏻❤️❤️❤️❤️