SAFIDY - Tantara an'onjampeo malagasy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • Rojo Ranaivoarisoa no Tiana
    Synèse no Dada Radria
    Fety Raobelina no Tovo (Tsiry tamin'ny Toy ny Nofy ny fisian'i Nofy, Luc tamin'ny TAFALATSAKA LALINA)
    Rakoto no Dokotera Dylan
    Louse Ravelosoa no Mme Yvonne
    #vivaradio
    #mampalahelo

ความคิดเห็น • 85

  • @MARYMARY-si1yr
    @MARYMARY-si1yr 5 หลายเดือนก่อน

    Merci beaucoup tsara be ilay tantara ❤

  • @zafybotry9967
    @zafybotry9967 4 ปีที่แล้ว

    Très émue de cette histoire, mes larmes ne cessent de couler, comment ne pas être touchée de cette triste réalité !

  • @tantara.malagasy
    @tantara.malagasy  4 ปีที่แล้ว +32

    Rojo Ranaivoarisoa no Tiana
    Synèse no Dada Randria
    Fety Raobelina no Tovo (Tsiry tamin'ny Toy ny Nofy ny fisian'i Nofy, Luc tamin'ny TAFALATSAKA LALINA)
    Rakoto no Dokotera Dylan
    Louse Ravelosoa no Mme Yvonne

    • @cooperboss670
      @cooperboss670 4 ปีที่แล้ว +3

      Itoki Ana tokony mbo misy otrzao fony ny tantara rehetra @zay mba fantaray mpiheno hoe izy no iza haha 😆 merci beaucoup 😊🤗🤗🤗🤗😘

    • @hantarajoelisolo3148
      @hantarajoelisolo3148 4 ปีที่แล้ว

      Synese mitovy feo @ Flavien .

    • @hantarajoelisolo3148
      @hantarajoelisolo3148 4 ปีที่แล้ว +1

      Fety tsara fanahy kely mahasosotra 😝😂

    • @michelaarivony1965
      @michelaarivony1965 4 ปีที่แล้ว

      mankasitraka Toky a!! mba asio an'zao fona de mba fantatra ry zareo

    • @mimalala03
      @mimalala03 4 ปีที่แล้ว +1

      Milay mihitsy ranga ianao ry Itoki Ana a, tsy hay ny tsy hankasitraka e!😘🥰🥰

  • @lalaharitianacorine5553
    @lalaharitianacorine5553 4 ปีที่แล้ว +1

    Mampalael b loatr le tantara ka 😰😭😭😭😭

  • @evamalala103
    @evamalala103 4 ปีที่แล้ว

    Misotra betsaka sady nahafapo be sady mampalahelo maha faly anatra hoany zay be fitiavambola 🙏🙏❤

  • @meryfitiavana70
    @meryfitiavana70 4 ปีที่แล้ว

    Tsara ai 😍😍😍

  • @marielesage370
    @marielesage370 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka ❤ anaro tompoko 😍 fa tena mampalahelo be lay tantara 😍 miandry lay tantara vaovao indray 😍

  • @oildhaolidha2402
    @oildhaolidha2402 4 ปีที่แล้ว

    Mampangoraka fô rh maheno tantara ity latsaka ranomasoko 🥺😥 misaotra nizara ee

  • @holihasina4305
    @holihasina4305 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka ITOKI ANA A 😍 tena tsara tokoa

  • @alyssahashelley7666
    @alyssahashelley7666 4 ปีที่แล้ว

    SAFIDY marina tena nafinaritra

  • @haryhyacinthemarieanselmea8474
    @haryhyacinthemarieanselmea8474 4 ปีที่แล้ว

    Autran be ranomaso be kou le tantara de miala tsiny fa izay no faitako

  • @newtwetr6771
    @newtwetr6771 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka fa Tena mahafinaritra.toraka voninkazo indrindra fa tovo..😀😀

  • @alyssahashelley7666
    @alyssahashelley7666 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka eh, tena tsara sady mampalaelo😭😭😭😭

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara o ! Tena latsaka ny ranomasoko eo ampihainona.lay tatara!😏😓

  • @mimalala03
    @mimalala03 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra e, mahafinaritra be ianao, miezaka mizara sy manazava ary manome fahafampo anay.
    Mankasitraka indrindra an 😘😘😘

  • @rajaonariveloandriantahian2858
    @rajaonariveloandriantahian2858 4 ปีที่แล้ว +2

    Aza mba izaho no ianarana angalana vola raha maka bon de caisse fa ataoko mirefotra

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 4 ปีที่แล้ว +2

    Msaotra anareo njai nanome 😍❤🎧

    • @michelaarivony1965
      @michelaarivony1965 4 ปีที่แล้ว +2

      tsy tara mihitsy ianao a!!!!

    • @mariachantale8760
      @mariachantale8760 4 ปีที่แล้ว

      Tena mafinaritra anie ni mieno tantara no sad manao rarah e. Lesona betsaka no azo 😉😉🙋‍♀️

  • @nathalierazanatinaknott1209
    @nathalierazanatinaknott1209 4 ปีที่แล้ว

    Coucou daholeeee misaotra betsaka fa mafinaritra be le tantara

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 4 ปีที่แล้ว

    Ampy ho anatra hoany ireo ray amandreny izany teny n'y tovo izany, ray amandreny diso be ambompoha, tena mandratra fo n'y tantara misaotra tompoko

  • @estherrzaf9421
    @estherrzaf9421 4 ปีที่แล้ว +2

    Tsy manana fo ontsa sy antra olona ilay dokotera,enganie mba ho tantara fotsiny ihany fa tsy ho toizany ny toe-pon'ny mpitsabo rehetra..mampalahelo tina kely

  • @andonapoli8249
    @andonapoli8249 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra Toky dia mankasitraka ny équipe mpilalao sy ny mpanoratra ihany koa !😘😘👍👍

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 ปีที่แล้ว +3

    Tena tohina ny fô maheno ity tantara ity, tena zava-misy ary mbola tena hiainany olona maro.
    Misy ny olona tsy manana fô. Ny aina tsy voavidy vola. Indrisy, be ny olona no tsy ampy vola noho ireo mpanambola.

    • @emmemma155
      @emmemma155 4 ปีที่แล้ว

      tena zao mihits ny Dokoter amizao

  • @kwnan7667
    @kwnan7667 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitrak ee tsara be le tantara sad tiko be le feony tovo ""ny fitiavana sy ny fahendrena dia zava dehibe eo am fiainana ar mahasambatra kokoa rah hoarina am fananambola entina anambaniana ny hafa sy ireharehana

  • @clementrakotonandrasana3527
    @clementrakotonandrasana3527 4 ปีที่แล้ว

    Tsara le tantara

  • @mariehenrietterasolomanana4914
    @mariehenrietterasolomanana4914 4 ปีที่แล้ว

    Tantara mifono anatra misy hosaintsainina. Misaotra ny mpanoratra.

  • @TinaTina-pm9jc
    @TinaTina-pm9jc 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka 😍😍😍😍😍

  • @nokianokia4509
    @nokianokia4509 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotre'e tikombe maheno fehony Tovo🌹🌹🌹❤️

  • @lyndaepiphanie3132
    @lyndaepiphanie3132 4 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka anareo e 😍💕

  • @perpetueraharisoa2713
    @perpetueraharisoa2713 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka niza tompok 💖💖

  • @mamymamy3413
    @mamymamy3413 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka re tompoko oo fa tena tsara be

  • @famohorh17
    @famohorh17 4 ปีที่แล้ว

    Le mpiasany bank tena ohatra anreny mintsy no eny refa mande eny

  • @randrianjatovolovis8266
    @randrianjatovolovis8266 4 ปีที่แล้ว +2

    Za dray no latsadranomaso mieno an'tiana mitomany🥺🥺tsar b f msaotr nizara

  • @oldara9836
    @oldara9836 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara ee,mampalahelo toetrintsika gasy @ fitiavambola tafa hoatra loatra 😎😎

  • @sandygoulammahamade3707
    @sandygoulammahamade3707 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara ilay tantara.

  • @irantomiahmi406
    @irantomiahmi406 4 ปีที่แล้ว

    Tsara le tantara fa be koretaka be lotra le i tina

  • @mottonony3810
    @mottonony3810 4 ปีที่แล้ว +2

    Makasitra indrindra tompoko
    Fa diso be koretaka loatra I Tina

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว +1

    Zany ka tena fitiavana

  • @evamalala1293
    @evamalala1293 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra tompoko mampalahelo be ilay tantara

  • @aniciarazafiarison2605
    @aniciarazafiarison2605 4 ปีที่แล้ว

    Tsara be ilay Tantara fa misaotra betsaka

  • @juannarodlish3954
    @juannarodlish3954 4 ปีที่แล้ว

    Misaotr nizar tompok fa hiaino zah zao 😘😘😘😘😘💕💖

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 4 ปีที่แล้ว

    Merci bcp

  • @maryantoinette7181
    @maryantoinette7181 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitra mandrakariva tompoko fa mahafinaritra ny tantara

  • @chavillevely700
    @chavillevely700 4 ปีที่แล้ว

    Hummm,zany ka lehilahy,mitazona ny teny nomeny fa tsy manaraka ny teniny Ray amandreniny tia vola sy voninahitra, mankasitraka ny mpanoratra fa tena marina loatra

  • @farazuliette5961
    @farazuliette5961 4 ปีที่แล้ว

    Andriamanitro o mampalahelo be😭😭😭😭

  • @lecollectifnsc647
    @lecollectifnsc647 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra fa tena tsara

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraky indrindra Tompoko @ fizarana tantara vaovao fona anay Tompoko. Fa tena mampalahelo be le izy ka

  • @yanteyante4019
    @yanteyante4019 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara fa tsarab

  • @tinasoaprincia9632
    @tinasoaprincia9632 4 ปีที่แล้ว

    Oeee merci beacoup

  • @michelaarivony1965
    @michelaarivony1965 4 ปีที่แล้ว

    mankasitraka indrindra ô !!!

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 4 ปีที่แล้ว +1

    Ndryyy ...otrany hoe miaina mihitsy maheno ilay tantara .
    Mankasitraka nizara hatrany anay mpankafy .d faly mahafantatra any mpandray anjara rehetra .
    MBA tianay ho fantatra koa ilay Itokiana mandefa tantara ato @ youtube

  • @jeanolivierrafanomezantsoa9432
    @jeanolivierrafanomezantsoa9432 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra sy mankasitraka tompoko ô

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ô

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka ee tratrany taombavao2 amby ntsik jiaby

  • @lunsiah1
    @lunsiah1 4 ปีที่แล้ว +4

    Triste réalité à Madagascar! et cela ne s'améliore toujours pas.

    • @cooperboss670
      @cooperboss670 4 ปีที่แล้ว +1

      niaina orie oui c’est très compliqué pour les familles qui n’ont pas les moyens... 😓😓😓

    • @Tenamarina
      @Tenamarina 3 ปีที่แล้ว

      @@cooperboss670 heureusement qu'il y a les hôpitaux manara penitra. Au moins chez eux les soins et les infrastructures sont aux normes et gratuits en plus

  • @bellrichina155
    @bellrichina155 4 ปีที่แล้ว

    mankasitraka Tompoko ô

  • @jeandeuxlaurane369
    @jeandeuxlaurane369 4 ปีที่แล้ว +1

    Tikobe tovo tsara feo be, sad mahay misarme 💞😜😁🙄, fategn mamparar fo le tantara aza atao ela tohin azfd

  • @feliciteravaosoa791
    @feliciteravaosoa791 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra Betsaka tompoko nizara e.tena latsaka koa ny ranomasoko malahelo an Tina

  • @teladem
    @teladem 4 ปีที่แล้ว

    Tiakoooo

  • @ismaelsafidinomenjanahary8972
    @ismaelsafidinomenjanahary8972 4 ปีที่แล้ว

    Makasitraka indrindra tompoko

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko ô

  • @rakotoarisonmalala489
    @rakotoarisonmalala489 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsar ilay tantara. Fa dia tena tsara feo I Tovo 😊

  • @nasarilala9171
    @nasarilala9171 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko

  • @scolaarmista6169
    @scolaarmista6169 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka topoko ô !

  • @harenanomena7367
    @harenanomena7367 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko!!

  • @rinhanomenjanahary7611
    @rinhanomenjanahary7611 4 ปีที่แล้ว

    😭😭

  • @patrickpatrick4911
    @patrickpatrick4911 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitrak indrindr tompok nizar de mb hasio any le tantara mampatahotr ren o

  • @mampiononamampionona1751
    @mampiononamampionona1751 4 ปีที่แล้ว

    merci beaucoup

  • @miangolaspeyer1813
    @miangolaspeyer1813 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitsaka be dia be.

  • @kokiaa3222
    @kokiaa3222 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko