RADOARA TARIKA MAHALEO

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 5 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 5

  • @rafanomezantsoasamuel9456
    @rafanomezantsoasamuel9456 5 ปีที่แล้ว

    Matsiaro fatanorana mintsy zany maeno le hira.mafinaritra e misaotra nizara

  • @randriarimalalaheryfifalia7376
    @randriarimalalaheryfifalia7376 5 ปีที่แล้ว +1

    "RADOARA" na "MAMOLAVA" hoy ny sasany ngamba no mety ho izy @ lay titre ... fa anisan'ny tena mahafinaritra ahy zay hira zay :D :D Tsy fanaony matetika izy ty ^_^
    Misaotra anao ee :)

    • @diannerasanjy5338
      @diannerasanjy5338  5 ปีที่แล้ว +1

      Nitady lay titre n'ity hira ity mitsy za. Dia farany nataoko anio fotsiny. Tsara bé lay hira tena tsara n'a ny feony na ny tonony. Andraso ovako 👍. Tsy misy fisaorana ianao no isaorana nanoro. Mirary soa indrindra

    • @miandrazorakotoarisoa8835
      @miandrazorakotoarisoa8835 4 ปีที่แล้ว

      @@diannerasanjy5338 zay ny richesse'ny hiran'ny Mahaleo, ny mpankafy no manome ny lohanteny. Hira iray misy titre 3 ohatra, Meloka, Fantatro, Fitia antsokosoko

    • @patricerandrianarisoa3181
      @patricerandrianarisoa3181 9 หลายเดือนก่อน +1

      Radaoro 🍾