Ianao ‘lay nailika, ankilabao Nasiana tsipika tsy azo hihoaranao Toy irony kamboty, tsy misy mpiahy Mba te hiangoty nefa tsy reny tsy ray Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F’Izy anie no mandre Ny antson'ireo very dia Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F' Izy anie no hany mandre Ny antso manginan'ireo izay nania Ianao ‘lay nibaboka fa nanao ny ratsy Vao mainka nadaboka sy narahina fantsy Toy ny resy mifona fa nanao ny ratsy Odiana tsy henoina Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F’Izy anie no mandre Ny antson'ireo very dia Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F' Izy anie no hany mandre Ny antso manginan'ireo izay nania Ianao diso famindra, solafaka Ireo namanao indrindra no nanavakavaka Fa nadio ianao fahiny, nolazaina hoe tsy ratsy Nefa dia nomena tsiny fa nisy loto nanasy Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F’Izy anie no mandre Ny antson'ireo very dia Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F' Izy anie no hany mandre Ny antso manginan'ireo izay nania
Hoy Lôla tam Dadah hoe menatra ny hiteny hoe artiste aho eo imasonao, tena tsy misy ratsy ny hiran'i Dadah na iray ary.
Eh oui, tsy lany hamamiana .Misaotra Dadah RAbel namela mamy❤❤❤
Mandria am-piadanana zoky be Dadah. Mpanan-kanto nanamarika ahy indrindra. Mankasitraka tamin’ny rehetra.
Nntsooo, mampalahelo ny tononkira !!! Miantso fa ehe..
Toa kambotsy Tsy misy mpiahy, nefa Izy hanome anjara fitia, hiantso izay nania s'y lavo. Ao Izy. Mankasitraka 😘🎤🤣
M'anome anjara fitia Izy. Aza Kivy.:-)
Tsara tokoa ny tonon'izay hira izay. Ny mpihira mahafatifaty sy mahay maneho tsara ny kanto tiana atolotra.
Ianao ‘lay nailika, ankilabao
Nasiana tsipika tsy azo hihoaranao
Toy irony kamboty, tsy misy mpiahy
Mba te hiangoty nefa tsy reny tsy ray
Ao Izy e, hanome lay anjara fitia
F’Izy anie no mandre
Ny antson'ireo very dia
Ao Izy e, hanome lay anjara fitia
F' Izy anie no hany mandre
Ny antso manginan'ireo izay nania
Ianao ‘lay nibaboka fa nanao ny ratsy
Vao mainka nadaboka sy narahina fantsy
Toy ny resy mifona fa nanao ny ratsy
Odiana tsy henoina
Ao Izy e, hanome lay anjara fitia
F’Izy anie no mandre
Ny antson'ireo very dia
Ao Izy e, hanome lay anjara fitia
F' Izy anie no hany mandre
Ny antso manginan'ireo izay nania
Ianao diso famindra, solafaka
Ireo namanao indrindra no nanavakavaka
Fa nadio ianao fahiny, nolazaina hoe tsy ratsy
Nefa dia nomena tsiny fa nisy loto nanasy
Ao Izy e, hanome lay anjara fitia
F’Izy anie no mandre
Ny antson'ireo very dia
Ao Izy e, hanome lay anjara fitia
F' Izy anie no hany mandre
Ny antso manginan'ireo izay nania
Mercie beaucoup fa efa Nadiño le hira d zao Jay VO MBA hay 🥰
tsy maty ao amponay ianao Dada
dry ry ty e.tiko sady mampalaelo kely. misaotra e❤
Ao Izy miantso mangina ireo very Dia s'y lavo. :-)
Classe!
mandria am piadanana dadah aaa
Tena anjaeany ilay izy
tsara anh
hay ve ty misy clip eh !?
Ao tsara eh