J'aurais adoré les voir encore vivant. Je suis Haitien, je ne comprends pas les paroles. Un jour, je suis tombé sur une de leurs chansons et depuis, je les écoute presque tous les jours. Qu'ils repose en paix🙏🙏
deux d'entre eux sont encore parmi nous et font ce qu'ils peuvent pour faire en sorte que la flamme reste allumée. mais effectivement, que ceux qui sont déjà partis reposent en paix.
@@electroplus7805 Toutes leurs chansons rejaillissent - peut-on dire- du terreau. C'étaient des copains du collège. Ils avaient été découverts par un grand de la Radio Madagascar: Latimer Rangers (à voir absolument sul le fil) Ils sont si proches du quotidien des Hauts Plateaux que ceux de la côte. Pour juste s'amuser ou soigner un coeur endolori. Tant est qu'ils ont été adoptés dans les chaumières que chez le banquier., par toutes les générations Nous pleurons les disparus, mais ils étéaint tous les meilleurs
Tena malahelo Dada satria niaraka nipetraka taminy aho, naka vola tao BFV SG Antsirabe. Nolazaiko taminy fa tena tiako ilay hira Tanala ny foko Soamary nisento kely izy namaly ahy hoe mbola tena tao anatin'ny fahatanorana izahay sy Fafa tamin' ireny fotoana ireny. Raha tena marina dia tokony tsy avela hilahatra ny olona toy ireny.Raha faly ianao no ory dia manampy be anao foana ny hirana
Rip fafah sy dadah ny vatana nareo no mandao Madagascar fa kanto nareo mipetraka ho fahantsiarovana mampahery fianakavina sy malagasy rehetra mandry ampiandanana nareo miraharaha 💔💔😥
le 07/11/10 je les adore les deux surtout avec cette "chanson" heureusement que leurs chansons restent que j'écoute sans me lasser! Paix à leur âme!!!!!
Izay mena valala Izay tiana malala Nefa ianao raha te-hiala Dia aza misalasala Hatrizay ianao No tompon’ ny safidy Izay tianao no natao Satria ianao no didy Nefa tanalahy ny foko hahay hiova loko (2) Raha ny tany malemy Azo hanorenam-pangady Feno eny rehetra eny F’izaho no tsy te-hitady Nefa raha tianao izany Dia sahiko ny milaza F’izao dia izao ihany aho Hahita ny sahaza Satria tanalahy ny foko mahay hiova loko (2) Tsy ny masoandro matory No hahafoana ny taratra Ny volana koa anie boribory Mirehitra fatratra Ianao no te-handeha Soava dia, mahereza Ny tia ahy be dia be Be ny mitady seza Satria tanalahy ny foko mahay hiova loko (2) Nefa aza manantena F’izaho no hitomany Na hiantso hoe miverena Nofinofy izany Fa fanajana anao No nampipetraka ahy Ianao indray no te-handao Oadray! Soa ihany lahy Tretrika, tretrika ny foko hahazo hiova loko (2)
Le fitsikin'i Fafah no mafinaritra ahy mijery Mahaleo manome kanto ilay hira indrisy las iz, ty isy azo atao olon znary ts mitady solon Fafah aloh fa izy ihan no mety @ le feo ao amin maha izy azy
Dia vao avy nijery an'ity hira ity vao ts'isy firy andro akory izay, dia gina teo fa hoe lasa koa i Dadah kayyy!! kendakendan-dranomaso, f'izao ny zioganao ry ankaso!!!
vazon'ny lasa tsy mety lefy laza ary tsy ho lefy laza na oviana na ovina ny vazotsika e!!!!!!manasitraka anareo nanome ny soa sy ny kanto hatrany anay mpankafia. mirary soa ho anareo dia samy ho lava andro iainana e!!!!
J'aurais adoré les voir encore vivant. Je suis Haitien, je ne comprends pas les paroles. Un jour, je suis tombé sur une de leurs chansons et depuis, je les écoute presque tous les jours. Qu'ils repose en paix🙏🙏
deux d'entre eux sont encore parmi nous et font ce qu'ils peuvent pour faire en sorte que la flamme reste allumée. mais effectivement, que ceux qui sont déjà partis reposent en paix.
Je suis malgache et je vous remercie pour cette appréciation. C'est une belle chanson.
@@acharaz6926 🙏
N'y a-t-il pas un livre sur eux ?
J'aurais adoré lire leur vie.
@@electroplus7805 Toutes leurs chansons rejaillissent - peut-on dire- du terreau.
C'étaient des copains du collège.
Ils avaient été découverts par un grand de la Radio Madagascar: Latimer Rangers (à voir absolument sul le fil)
Ils sont si proches du quotidien des Hauts Plateaux que ceux de la côte.
Pour juste s'amuser ou soigner un coeur endolori.
Tant est qu'ils ont été adoptés dans les chaumières que chez le banquier., par toutes les générations
Nous pleurons les disparus, mais ils étéaint tous les meilleurs
Ce sont des Légendes
❤je revois mon enfance et ma vie à Mada lorsque j’écoute ces chansons
Miondrika Ampanajana Zokibe Fafah sy Dadah Mandria Ampiadanana ...😢😢😢😢😢😢😢 Nivomihanta !
Mandriam-piadanana Dadah sy Fafah 🖤
Kanto sady tsy lany andro! Saika isan’andro no henoko izany ary mieritreritra an’i Dadah sy Fafah, ary koa i Madagasikara sy ny mponina ao aminy.
Tena malahelo Dada satria niaraka nipetraka taminy aho, naka vola tao BFV SG Antsirabe. Nolazaiko taminy fa tena tiako ilay hira Tanala ny foko
Soamary nisento kely izy namaly ahy hoe mbola tena tao anatin'ny fahatanorana izahay sy Fafa tamin' ireny fotoana ireny. Raha tena marina dia tokony tsy avela hilahatra ny olona toy ireny.Raha faly ianao no ory dia manampy be anao foana ny hirana
Rip fafah sy dadah ny vatana nareo no mandao Madagascar fa kanto nareo mipetraka ho fahantsiarovana mampahery fianakavina sy malagasy rehetra mandry ampiandanana nareo miraharaha 💔💔😥
le 07/11/10 je les adore les deux surtout avec cette "chanson" heureusement que leurs chansons restent que j'écoute sans me lasser! Paix à leur âme!!!!!
Mandriampiadana ianareo. Le temps passe mais le souvenir reste
Iza no mbola mankafy 2019?
Hatramin'ny zao
Aho
Même 2020 mbola iz a 😊
Mahatsiaro any Neny aho zany
Fahatsiarovana sisa...indrisy mantsy, veloma ry fahazazana veloma veloma fa tsy tamàna....veloma mampamangy Fafah.
2024 Ndriiiii zany feo manga! Mandriam-piadanana ianareo Fafah sy Dadah 😭😭😭
RIP zoky be fafah sy zoky dadah😭❤️
trop be
Matsiaro foana foana
@@nathaliehaingoniainarabe7985 misy lasa ve tarika mahaleo mampalaelo izany ry avako
Toujours dans mon cœur Un air qui trotte dans ma tête ❤❤
ndriiiii, ireto izy roalahy tsy mifankafoy!!!
Ntsoo. Tsy hohadino mihintsy ianareo ry Zoky isany. Mandria ampiadanana ianareo mirahaly 😭😭😭😭
Parceque mon cœur caméléon change de couleur ❤❤❤❤
Nilaozanareo zahay ry zoky be isany,ontsa tanteraka ny fonay,indrisy mantsy,mandria ampiadanana ianareo roalahy 😢
Tena tiako io hira io. Nanimba an' izy roalahy io Hira io
Parce queeeeeee... cameleon mon coeur eeeee😂😂😂merci francis turbo😆😆
Tsotra kely ny endriky zareo nefa tsara be... RIP heroes... 💔
2021 ! Mandriam-piadanana fafah sy Dada !
tsy o adino - tononkira marina sady tsotra
Tsy misy mahasolo ny tarika ve any ho any
Aza miteny rats eo nareo mirahalahy !Ny volan koa anie poripory ahoana e😉😁 mandria ampiadanana e tsy adinonay mihitsy nareo o
Boribory fa tsy poripory zany le izy,ny volana anie ka boribory
tena tsar e!!!f masik2 kl ian l tonon..!!mankastrk!!💛🎤🎤🎸🎵🎶🎶
Mi colle be miitsy le feon izy roa lahy,,misaotra nizara,,hira sarotra hadinoina le hiranareo,,,sle feonareo,,,
Tao anatin'ny heriny mihitsy ry lerony teto. Merci izay tao @ tvm t@izany fa fahatsiarovana milay e!
misaotra Fafah sy Dadah . RIP .....
tena malaelo tena malaelo latsa dranomaso vao miaino Mahaleo tena tiko loatra
Ohatry ny tsy maty. Mandona be le hira
Ndriii Fafah!
zay fandaharana ranadahy malala de manaiky isika
Izay mena valala
Izay tiana malala
Nefa ianao raha te-hiala
Dia aza misalasala
Hatrizay ianao
No tompon’ ny safidy
Izay tianao no natao
Satria ianao no didy
Nefa tanalahy ny foko hahay hiova loko (2)
Raha ny tany malemy
Azo hanorenam-pangady
Feno eny rehetra eny
F’izaho no tsy te-hitady
Nefa raha tianao izany
Dia sahiko ny milaza
F’izao dia izao ihany aho
Hahita ny sahaza
Satria tanalahy ny foko mahay hiova loko (2)
Tsy ny masoandro matory
No hahafoana ny taratra
Ny volana koa anie boribory
Mirehitra fatratra
Ianao no te-handeha
Soava dia, mahereza
Ny tia ahy be dia be
Be ny mitady seza
Satria tanalahy ny foko mahay hiova loko (2)
Nefa aza manantena
F’izaho no hitomany
Na hiantso hoe miverena
Nofinofy izany
Fa fanajana anao
No nampipetraka ahy
Ianao indray no te-handao
Oadray! Soa ihany lahy
Tretrika, tretrika ny foko hahazo hiova loko (2)
Mandalo marina ny hatanoràna....
MANDRY AMPIADANANA FAFAH 😭😭😭😭😭😭😭😭😭🙏🙏
miarak bex kely ny mvazo an'io mbl cava be ,, ,,amnazy tsara
Rip à nos héros 🌙🖤🌒🇲🇬Madagascar en deuil
Toujours dans nos coeurs
Tsy adino ny zavatra izay vitanareo Zoky Be an
RIP Fafah , RIP Dadah
Le fitsikin'i Fafah no mafinaritra ahy mijery Mahaleo manome kanto ilay hira indrisy las iz, ty isy azo atao olon znary ts mitady solon Fafah aloh fa izy ihan no mety @ le feo ao amin maha izy azy
Mandria ampiadanana zokibe isany.
A présent, ça touche plus encore...
milay e, kanto ny hira malagasy
MANKASITRAKA HATRANY E....
❤❤❤❤j'adore
mankasitraka ny Tompo noho ny vitanreo tety , tsy maty fa matory ianareo e , misaotra , mankahery ny fianakaviana
njiiiii - génial chanson et paroles
Tena malahelo an' izy roalahy ireto ahy
Oay zany feo, sady taviny no volony 🌒💙🙏🌙🍀🖤rip mon Grand🌒🌙🌘🙏
J’adore! Tsara loatra
Mandria ampiadanana zokibe Fafah
Mandalo tokoa ny fiainana
Mandalo sy miserana de
Dia vao avy nijery an'ity hira ity vao ts'isy firy andro akory izay, dia gina teo fa hoe lasa koa i Dadah kayyy!! kendakendan-dranomaso, f'izao ny zioganao ry ankaso!!!
Mankasitraka bdb Dadah et Fafah. Mandria am piadanana!!😭
Mandria ampiadanana FAFAH!
nifampitarika nody izy mitsam mandria mapiadanana
Amiko manokana ❤, feo, guitare… tsara amiko tena ilay original e!
Tsara e, misaotra Mahaleo a!
mandria am_piadanana FAFAH d tena ontsa ny fo
Makasitraka ndrindra tompoko mafnartra bé
Repose en paix VOIX D'OR.
Kanto eriiiiiii. Ndriiii
Veloma Fafah. Misaotra Tompoko.
Misaotra!
Rotidrotika ny fo amin'ity ranadahy manana :Feo kanto! Feo manga! Tompon'ny feo! Tsy maty ianao Fafah fa eo foana e!
j'écoute souvent - j'adore le thème
2023; ary mankafy mandrakizay
ZANY K VAZO RY NENY À 🤗💚♥️💛💥
Mankasitraka e!
vazon'ny lasa tsy mety lefy laza ary tsy ho lefy laza na oviana na ovina ny vazotsika e!!!!!!manasitraka anareo nanome ny soa sy ny kanto hatrany anay mpankafia. mirary soa ho anareo dia samy ho lava andro iainana e!!!!
tsy adino zay reposez en paix mes potes
milay nareo e!!!
magnifique malgré les paroles sont un peu violent mais bon ...j' adore un peu mon cas
Troisième voix Bekoto. Il doit être très triste
souvenir souvenir Dago e...
Milay ranga a.
mampatsiahy ny fahazazana
Mandria am-piadanana
Mankasitraka tompoko vavy sy tompoko lahy
Misaotra Tompoko!
ntsoooo tiko lotra
❤️❤️❤️
Malahelo loatra nefa manaiky ny fandaharan'Andriamanitra
Repose en paix Fafah
Tsy manadino letsy zokibe a
Tsara e !
Hira haiko nitendry gitara voalohany
Misotra @ reetra oh! Rip
Ay ve ... firy taon nareo miralah t@nio.? Hhhii
1980 io, 26 taona ry zareo t@ zany, manao spécialisation Traumatologie tany Frantsa i Dadah eto...
@@hajaravalason misaotra manazava !!! 🥰
RIP Fafah
Rip Fafah sy Dadah❤😭
J a im r
Ndryyyy😢
j'adorrrrrr
Dadah
❤❤💝🙏
rip dada sy fafah
rip fafah
Rip fafa😥
Mandry ampiadanana Fafah
j adore.
tena le temps passe marna euh mlay