Reny Mpitari-dalana (Fihirana Katolika)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • Hira mahafinaritra dia nohiraiko fotsiny. Aza ny sary no jerena fa ny hira henoina :-)
    Fitaovana niasa:
    Behringer UMA25S
    Yamaha PSR E323
    Mic. Philips
    Camera Sony DVD
    DAW Cubase 5
    Video Editor Kdenlive 0.7.8
    Video converter FFmpeg
    Paroles: fihirana.katoli...

ความคิดเห็น • 28

  • @burthvictoriengoeman6121
    @burthvictoriengoeman6121 3 ปีที่แล้ว +3

    MISAOTRA E.
    AVY ETO MAHAVOKY ANDRAVOAHANGY IZAHAY.
    MILATSAKA NY RANOMASO EO AM PIHAONONA NY HIRA. RENY MPITARIDALANA,,,,,,, EFATRA TAONA LASA SAHADY IZAY.

  • @mmahery
    @mmahery 13 ปีที่แล้ว +4

    fali mits ny fonay maheno l hira e! sady en plus zay aty @ tany tss fiagonana
    merci anareo

  • @mamyelisabeth4048
    @mamyelisabeth4048 6 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra e, Reny mpitarindalana antsika marina i Maria.Reny Malala o, tantano mandrakariva n'y dianay mba ts hisaraka @Jesoa zanakao

  • @Josianesamueline-de8dn
    @Josianesamueline-de8dn 8 หลายเดือนก่อน

    Misaotra e❤

  • @aminalina6555
    @aminalina6555 6 ปีที่แล้ว +3

    Reny mpitaridalana i Masina Maria tantano ny dianay❤❤

  • @arsenerandriambololona7122
    @arsenerandriambololona7122 10 ปีที่แล้ว +2

    Mahatsiaro anao isan'andro aho ry Reninay Masina. Mivavaha ho anay.

  • @randriananambininarichardf4601
    @randriananambininarichardf4601 ปีที่แล้ว

    Tsara ilay hira fa mamelombelona ny Aim-panahy. Mankasitraka tanteraka ny Mpamorona Hira.

  • @sarahmamitiana4831
    @sarahmamitiana4831 7 ปีที่แล้ว +2

    Reny pitaridalana ooo ry Masina Maria ooo ry kitana ambony ee tatano ny dianay

  • @badoumful
    @badoumful 13 ปีที่แล้ว +2

    mafinaritra be fa tohizo de bon courage fona!

  • @rosaliearis674
    @rosaliearis674 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara le hira, Misaotra

  • @marieboeno4998
    @marieboeno4998 11 ปีที่แล้ว +1

    Dur dur ! (je suis arrivée il y dix jours...) Je vais essayer, merci beaucoup !!

  • @rayanexboxrayane2917
    @rayanexboxrayane2917 6 ปีที่แล้ว +1

    Tsara le hira. Tompo eee
    Fa. Simple lôtra kosa le clip ee.
    Tsotra lotra

  • @rabarijaonafymarisa8495
    @rabarijaonafymarisa8495 11 ปีที่แล้ว +1

    Mafinaritra fa toizo ny fitiavana mihira hira masina !!!!!!!!!!!!!!!!!

  • @jacquelineandriamaly5344
    @jacquelineandriamaly5344 8 ปีที่แล้ว +2

    Reny mpitarin-dalana ianao Masina Marie

  • @ravolamarielle5772
    @ravolamarielle5772 2 ปีที่แล้ว

    🙏🙏🙏🙏🙏

  • @bernillonleonaldine1649
    @bernillonleonaldine1649 6 ปีที่แล้ว +1

    Merci beaucoup

  • @sidonieravoniarisoa391
    @sidonieravoniarisoa391 11 ปีที่แล้ว +1

    Nga enao ts katolika tena fangatahampitahiana avy am Masina Maria zany tena tsara tokoa!

  • @marieboeno4998
    @marieboeno4998 11 ปีที่แล้ว +1

    j'ai besoin des paroles ! Je vais l'apprendre pour le jour de la rentrée au petit séminaire à Antsirabe... Les élèves seront sans doute surpris...!

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 ปีที่แล้ว

    ❤❤❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉

  • @badrisiyaafrika4384
    @badrisiyaafrika4384 3 ปีที่แล้ว +1

    ❤️❤️

  • @traneando
    @traneando 13 ปีที่แล้ว +1

    tsara be

  • @EugeneHeriniaina
    @EugeneHeriniaina  11 ปีที่แล้ว +1

    Je viens de mettre mis le lien des paroles dans la description du video

  • @fanambinanatsoa3222
    @fanambinanatsoa3222 6 ปีที่แล้ว +1

    💚💜💜💜💜

  • @mariemichelehantaralalasoa7545
    @mariemichelehantaralalasoa7545 9 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra, manaja an'i Maria Renintsika ny fiangonana anio 25 mars, "visitation"