MARIA RENY

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • Hiran'i Masina Maria / EKAR Analamahitsy / Antananarivo Madagascar / Groupe Manrese
    groupemanrese10...
    / groupe-manrese

ความคิดเห็น • 7

  • @framboiseboni658
    @framboiseboni658 3 ปีที่แล้ว

    Masina Maria, renintsika jiaby 🙏🙏🙏🙏🙏

  • @olivierrakotondrafara2727
    @olivierrakotondrafara2727 4 ปีที่แล้ว

    Rehafa i Masina Maria no mangataka zavatra amin'ny Trinité Masina(Andriamanitra Ray, Jesoa Kristy, Fanahy Masina) dia tsy hain'izy ireo lavina izany!

  • @mariejutha4024
    @mariejutha4024 2 ปีที่แล้ว

    AMEN

  • @honoremamitianaramangason9126
    @honoremamitianaramangason9126 6 ปีที่แล้ว +3

    Misehoa endrika ry Carol Ralandison rehefa manao commentaire toa izao fa aza miafina. Izahay Katolika dia tsy mivavaka amin'i Masina Maria fa mangata-bavaka amin'i Masina Maria, satria izy dia afaka miteny amin'ny Zanany raha mangataka aminy toa ny tao amin'ny fampakaram-bady tao Kànà, izay nanaovan'i Jesoa ny Fahagagàna voalohany nataony : io ilay atao hoe "intercession" raha amin'ny fiteny frantsay. Tsy Andriamanitra akory i Masina Maria fa Renin'Andriamanitra, ahoana no ahafahanao hitia ny Zanany, ilay Andrimanitra Teny tonga Nofo hamonjy izao tontolo izao, raha halanao ny Reniny. Farany , tadidio fa i Satana dia matahotra mafy io Renin'i Jesoa io , satria izy no hanorotoro ny lohan'ilay menarana, izay miahiahy ny aminy dia matahotra azy izany. Ny Eglizy Tatsinana (Ireo Kristianina tany amin'ny nipoiran'ny Fivavahanay Kristianina, satria fanatro fa tsy Kristianina ianao manoratra io, ary nefa tsy ao anatin'ny Judaïsme ihany koa, satria ianao tsy Juifs akory fa misavika ho zanak'Israely, hany ka mitsingevana sy maradrian-drenirano fotsiny manalasala toa vozon'akoho) aza no tena fatram-panaja an'i Masina Maria noho izahay Katolika Romanina, koa raha any ianao mety ho sahiran-tsaina sy hiakatra tosi-drà amin'ny tsy antony.
    Ireto mba somary dinidiniho : Bokin'ny Jenezy 3/15 "Ary hampifandrafesiko hianao sy ny vehivavy, ny taranakao sy ny taranany; izy hanorotoro ny lohanao, hianao kosa hanorotoro ny ombalahin-tongony." Tsy hanampy aho ary tsy hanala fa ampy angamba io.

  • @discipleofmashiah26
    @discipleofmashiah26 7 ปีที่แล้ว +1

    Exodosy 20:3-4 , mamaky baiboly fa so dia very any amin'ny elo , tsy mety io zavatra io ary tsy tian'andriamanitra. Aza manana andriamany kafa fa izaho ihany , fanompomtsampy io .

    • @honoremamitianaramangason9126
      @honoremamitianaramangason9126 6 ปีที่แล้ว

      Misehoa endrika rehefa manao commentaire toa izao fa aza miafina. Izahay Katolika dia tsy mivavaka amin'i Masina Maria fa mangata-bavaka amin'i Masina Maria, satria izy dia afaka miteny amin'ny Zanany raha mangataka aminy toa ny tao amin'ny fampakaram-bady tao Kànà, izay nanaovan'i Jesoa ny Fahagagàna voalohany nataony : io ilay atao hoe "intercession" raha amin'ny fiteny frantsay. Tsy Andriamanitra akory i Masina Maria fa Renin'Andriamanitra, ahoana no ahafahanao hitia ny Zanany, ilay Andrimanitra Teny tonga Nofo hamonjy izao tontolo izao, raha halanao ny Reniny. Farany , tadidio fa i Satana dia matahotra mafy io Renin'i Jesoa io , satria izy no hanorotoro ny lohan'ilay menarana, izay miahiahy ny aminy dia matahotra azy izany. Ny Eglizy Tatsinana (Ireo Kristianina tany amin'ny nipoiran'ny Fivavahanay Kristianina, satria fanatro fa tsy Kristianina ianao manoratra io, ary nefa tsy ao anatin'ny Judaïsme ihany koa, satria ianao tsy Juifs akory fa misavika ho zanak'Israely, hany ka mitsingevana sy maradrian-drenirano fotsiny manalasala toa vozon'akoho) aza no tena fatram-panaja an'i Masina Maria noho izahay Katolika Romanina, koa raha any ianao mety ho sahiran-tsaina sy hiakatra tosi-drà amin'ny tsy antony.
      Ireto mba somary dinidiniho : Bokin'ny Jenezy 3/15 "Ary hampifandrafesiko hianao sy ny vehivavy, ny taranakao sy ny taranany; izy hanorotoro ny lohanao, hianao kosa hanorotoro ny ombalahin-tongony." Tsy hanampy aho ary tsy hanala fa ampy angamba io.

    • @olivierrakotondrafara2727
      @olivierrakotondrafara2727 3 ปีที่แล้ว

      Tsy mahay afa- tsy io ampahany kely ao amin'ny Soratra Masina io angaha ianao? Raha ny fanajàna an'i Masina Maria renin'i Jesoa sy fangatahana aminy mba hivavaka ho antsika no mahavery any amin'ny afobe dia tsy nisy akory ireo Olomasina(Saints et Saintes). Maika aza vao mahatonga any an-danitra haingana ny fiarahana mivavaka aminy satria tsy hain'i Jesoa lavina ny fangatahany!