Ny Sakelidalana - "Eo ambony ankalankeliko"

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 42

  • @lygie-cn5kk
    @lygie-cn5kk 10 หลายเดือนก่อน +2

    Mampieritreritra mafy izany hira izany. Nandalovako ny volana Mars 1947. Tany anaty zetra no nandositra izahay mianakavy mponina tao Andromba Imerimandroso/Alaotra, no nandositra ireo mpamono olona tamin'izany fotoana izany. Toa miverina amn'izany indray ankehitriny. INDRISY !!!. MAHEREZA RY VAHOAKA MALAGASY. Kely fotsiny sisa dia ho tody ny sambontsika.

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 4 ปีที่แล้ว +8

    Te ho any aho mba hitsena anao nefa tsy afaka mankany
    Tsy ho any Ivato fa ato an-trano ato no hamisavisa irery
    Ny fahatongavanao
    Satriko ny hahita anao anio dia anio
    Taona maro isika tsy nifankahita fa nianatra ianao
    Tany am-pitan-dranomasina
    Ny havanao rehetra raha mahita ahy mankany
    Hanome tsiny anao hoe fitia diso fiantefa
    Ny lobako efa rovitra
    Ny pataloha feno tampina
    Ny kapa tapatapaka
    Ny satroko maloto
    Aleoko ihany mijanona eto, aza omena tsiny aho
    Ny foko ho anao tsy rovitra akory toy ity lobako ity
    Fa mbola feno fitia
    Ho avy ianao, rehefa an-tanàna dia hoampiatranoiko.
    Ao an-trano bongo no handraisako anao eo ambony ankalakeliko,
    No hibanjinako anao.

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 4 ปีที่แล้ว +2

      Mbola misaotra anao @ny nametrahanao ny tonokira eh 😘👍

    • @karimosolo3467
      @karimosolo3467 4 ปีที่แล้ว +1

      @@niniratsimba7704 😍👌🏽👌🏽😘

    • @karimosolo3467
      @karimosolo3467 4 ปีที่แล้ว +1

      Misy application misy tononkira malagasy bediabe any afaka telecharge na ra liana Tononkira malagasy Izay lay appli 👌🏽👌🏽👌🏽

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 4 ปีที่แล้ว +1

      @@karimosolo3467 ok ho jereko eh mbola misaotra bonne journée ❤😍😘👍

    • @karimosolo3467
      @karimosolo3467 4 ปีที่แล้ว +1

      @@niniratsimba7704 à vous aussi

  • @randriasonjoseph-gc6bt
    @randriasonjoseph-gc6bt ปีที่แล้ว +1

    Magnifique pour music Sakelidalana beaucoup merci

  • @clarisserajaonarisoa2989
    @clarisserajaonarisoa2989 ปีที่แล้ว +2

    Tiko loatra, manina za ehh😊

  • @zoanyandriantsehenoarison562
    @zoanyandriantsehenoarison562 ปีที่แล้ว +1

    Mafinatitra n'y mihaino an'io"groupe Io ".mampahatsiahy ireo andron'ny fahatanorana".

  • @felixjoseveneres6379
    @felixjoseveneres6379 3 ปีที่แล้ว +3

    Ndriiii 😭 any zay Lay tiako .ato antrano aho no hamisavisa ny fahatongavanao😥

  • @TheGeorgette1954
    @TheGeorgette1954 2 ปีที่แล้ว +2

    Tsara +++
    Fa mampalahelo bé e💕

  • @rasoafifie2374
    @rasoafifie2374 3 ปีที่แล้ว +3

    merci Ikala lonjo...miteny loatra ny tononkira.Ny havana ve tsy hanakiana fa anjaranao ny mahalala ny tia anao sy afaka hitia anao mandrakizay.

  • @JeanDeDieuRafanomezantso-yh5jk
    @JeanDeDieuRafanomezantso-yh5jk ปีที่แล้ว +2

    Souvenir❤

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 ปีที่แล้ว +2

    07/ 08/ 23
    Tsy manadino
    🧓🤩💟😄🌞

  • @solorazanakoto314
    @solorazanakoto314 5 ปีที่แล้ว +3

    Tsy afaka nankany e! Ato antrano no mamisavisa irery ny fahatongavanao e!
    #alefa_barea!

  • @antsafitia6666
    @antsafitia6666 3 ปีที่แล้ว +3

    Mahatsiaro an'i zoky ra Sim akama b an'i dada.
    Misotro kely eo ambodimita. Miarakam 405
    Rojo zanak'i nônô Ty matsiaro ny jus de Coca-Cola nomen tonton sim tamren Téo am glacier.
    Ho ela velona ny bà gasy é!
    Ho ela velona ny tarika

  • @veroniquerazafindramanana4190
    @veroniquerazafindramanana4190 3 ปีที่แล้ว +2

    Tiko lotra zany ira zany

  • @havanarenciot6430
    @havanarenciot6430 4 ปีที่แล้ว +2

    Ndrii, tiako lotra. Atsiarovako an'i dada any antany lavitra any

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 4 ปีที่แล้ว +3

    Ohhhh magnifique misaotra betsaka tompoko

  • @veroniquerazafindramanana4190
    @veroniquerazafindramanana4190 3 ปีที่แล้ว +2

    Mirotsaka ranomasoko mihano zany ira zany anky cheri fa malahelo be nareo mianaka fa bola tsy afaka e

  • @onyramiakatrarivo9870
    @onyramiakatrarivo9870 4 ปีที่แล้ว +2

    Mendrika zany hira zany😊

  • @rodriguefanilo
    @rodriguefanilo 4 หลายเดือนก่อน

    afa iany izany mihanoka ny hira taloha,

  • @dzakks
    @dzakks 5 ปีที่แล้ว +2

    nitaiza loatra ny hatanorako izany hira izany

  • @londonluxeszanakaandroylux6614
    @londonluxeszanakaandroylux6614 4 ปีที่แล้ว +2

    😢😢😢😢😢misaotra

  • @LouiseBotomiasako-o8h
    @LouiseBotomiasako-o8h 3 หลายเดือนก่อน

    Tsaraaaa

  • @andonirinalapierre783
    @andonirinalapierre783 5 หลายเดือนก่อน

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +2

    Ntsooo

  • @HantaHanta-h2f
    @HantaHanta-h2f 2 หลายเดือนก่อน

    Mampalahelo mihintsy ity hita ity

  • @marysemauran7471
    @marysemauran7471 4 ปีที่แล้ว +1

    ikala lonjo, hianao ve "eo ambaravarakely" ?

    • @ikalalonjo
      @ikalalonjo  3 ปีที่แล้ว

      hihihi azafady fa zay vao hitako ity fanontaniana ity. Eny, izaho iny.

  • @andrianaivoaurelie1578
    @andrianaivoaurelie1578 5 ปีที่แล้ว +2

    Ny foko ho anao tsy rovitatra akory toy ity lobako ity fa mbola feno fitia ........

  • @voahangyrazafimbelo1587
    @voahangyrazafimbelo1587 3 ปีที่แล้ว +1

    Mampatsiaro ny fahiny

  • @rivahpascal7541
    @rivahpascal7541 5 ปีที่แล้ว +1

    mampirotsa dranomaso,mandona n fo

  • @miharisetraandriamampionon6711
    @miharisetraandriamampionon6711 5 ปีที่แล้ว +2

    mafy tokoa zany tia zany e