HAVOTAFO DU 24 DECEMBRE 2023 BY KOLO TV

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 15 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 8

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 10 หลายเดือนก่อน

    Ka na Jesus koa anie tsy Kristianina e! ...d ho any am afobe koa ve izy !

  • @fanramanir
    @fanramanir 10 หลายเดือนก่อน

    Misy ifandraisany kosa ny testamenta taloha sy ny testamenta vaovao. santionany:
    - Ny bokin' i Daniela sy ny Apokalipsy mifandray
    - Voalazan'ny Mpaminany Isaia, Mika... ny nahaterahan' i Jesosy sy ny hanjo azy. Santionany:
    Manasa anao hamaky santionany vitsy: Isaia 9: 5, Mika 5: 1 , ny salamo 31: 5 sy Lioka 23: 40
    Isaia 53: 3 - 9 tanteraka ao @ testamenta vaovao izay nanjo an' i Jesosy ao @ Matio 26: 67 .....Jaona 19: 1 sns..sns...
    Misaotra Namaky.

  • @Ykemba
    @Ykemba 10 หลายเดือนก่อน

    Kanto dia kanto ilay hira ,indrindra. Indrindra ilay feo. Faly mihaona ..
    Misaotra betsaka Tompoko.

  • @sabineramahefarisoa9181
    @sabineramahefarisoa9181 10 หลายเดือนก่อน

    Ka very avokoa izany fahalalana nenti-paharazana izany ankehitriny? Fohazo izany anehoantsika izany fahalalana fototra maha-malagasy antsika izany!!!Misaotra Ankoay, sokafy ny sekoly hianaran’izay liana ny fomban-drazana!!!

  • @bezenandrasoavorombolasergine
    @bezenandrasoavorombolasergine 10 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko

  • @LivaSeverin
    @LivaSeverin 10 หลายเดือนก่อน

    zahay avaty doubay

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 10 หลายเดือนก่อน

    Rambowsalama, Rambowtiana...😂

  • @xbbds9849
    @xbbds9849 10 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko