Hitanao fa mbola tia Mankarary manimba saina Zaranao ary ahy tsy mba niteny my Baby Efa hainao ny fo, mitempo ho antsika roa Ankehitriny ianao Miseho daholo rehetra natao ianao le tena namadika ahy aleoko ihany nanadala Tsy kivy nanaraka iny fa mpanazava Eny fa tiako loatra ianao Fontsika zarainao roa Ref: Ny foko tsy mety hangina Ka ny saiko tsy manandino Indrisy tsika tsy afa niteny nitomany irery my lady Za tsy kivy farana teo zao ny tantara tsy misy ny azo ambara Miantso anao tsy namaly Niandry anao hatramin'ny omaly Miasa saina manonontany je suis m’y crazy Angamba ko tsy tsapanao ty foko mba mitalaho Raha nanatena foana fa ianao dia ho ahy Eny fantantrao fa ianao you, ianao you no faniriko ouh girl tsy simba aminao sy itraka raha hande andao Dia andeha fa tsy manahy fa ny antsika tsy anjara Ka izao dia zory ny lalànao Ref: foko tsy mety hangina............. hifarana eto izao Ka isika hifandao (alahelo anao toa tsy haiko fefena) Fa izaho ko efa fay, fay kanefa mbola tia (alahelo anao toa tsy haiko fefena) tsy hainao ko ny aty fa zatra nangina (hiara dalana indray andro any) Raha oavy izay andro izay ny amiko rehetra efa any an-kafa indray ref:foko tsy mety hangina.............
Merci be nareo mtsam .mbola mpankafia fona eeeh
meilleur duo RNB malagasy
avereno ranga le Ymar a
❤💯💯
July 2024 ❤️
August 2024 😁
Nearly September 2024🎉
samy milay nareo euh !!!! indrindr mu fa le hira
mbola mihaino hatra aty amin'ny 2021
Hitanao fa mbola tia
Mankarary manimba saina
Zaranao ary ahy tsy mba niteny my Baby
Efa hainao ny fo, mitempo ho antsika roa Ankehitriny ianao
Miseho daholo rehetra natao ianao
le tena namadika ahy aleoko ihany nanadala
Tsy kivy nanaraka iny fa mpanazava
Eny fa tiako loatra ianao
Fontsika zarainao roa
Ref: Ny foko tsy mety hangina
Ka ny saiko tsy manandino
Indrisy tsika tsy afa niteny nitomany irery my lady Za tsy kivy farana teo zao ny tantara tsy misy ny azo ambara
Miantso anao tsy namaly
Niandry anao hatramin'ny omaly
Miasa saina manonontany je suis m’y crazy Angamba ko tsy tsapanao ty foko mba mitalaho Raha nanatena foana fa ianao dia ho ahy
Eny fantantrao fa ianao you, ianao you no faniriko ouh girl tsy simba aminao sy itraka raha hande andao
Dia andeha fa tsy manahy fa ny antsika tsy anjara Ka izao dia zory ny lalànao
Ref: foko tsy mety hangina.............
hifarana eto izao Ka isika hifandao (alahelo anao toa tsy haiko fefena)
Fa izaho ko efa fay, fay kanefa mbola tia
(alahelo anao toa tsy haiko fefena)
tsy hainao ko ny aty fa zatra nangina
(hiara dalana indray andro any)
Raha oavy izay andro izay ny amiko rehetra efa any an-kafa indray
ref:foko tsy mety hangina.............
avereno ranga le Ymar a
mlay rangah ty vazo nareo mtsam ty a!!!
Tiko❤
Hafa ihany rangah ny grand aa
2024❤
2023😍🤞👊
Ça date cette chanson
2024
Mbola mankafy hatramzao
tsara ilay hira e
❤
sur!
2024