ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
na inona na inona nataony .... tsy manana havaly aho....(passage 12:35...). Omeo hery izahay Jesosy ahafahanay mamela heloka. Amen.
Misaotra tamin'ny fampianarana FAMELAN-KELOKA pasteur . Mazava tsara tompoko lesona .
Mangatako ny fanomezan ' Ny Fanahy Masina avy aminao izahay Jesosy mba hahafahanay mamela heloka sy andraisanay famelankeloka avy aminao ,
Mamela heloka = TSY MAINTSY fiainan'ireo olona hitsena ny Tompo eny amin'ny rahon ny lanitra.Misaotra tompoko ny amin ny lesona. Voninahitra anie ho an'i Jesosy irery ihany.
misaotra Jesosy nampahatsihay ahy fa mila mamela heloka aho! amorony fo madio aho Tompo
Afaka mahazo ny coordonné an'i Pasteur ve?
afaka manoratra ao @ miomana@aol.com hifandraisantsika
Tena afapo @ilay fampianarana mankasitrak enw Ranadahy d tahin'i Tompo mandrakariva enw ar mahefabe @asany Tompo
na inona na inona nataony .... tsy manana havaly aho....(passage 12:35...). Omeo hery izahay Jesosy ahafahanay mamela heloka. Amen.
Misaotra tamin'ny fampianarana FAMELAN-KELOKA pasteur . Mazava tsara tompoko lesona .
Mangatako ny fanomezan ' Ny Fanahy Masina avy aminao izahay Jesosy mba hahafahanay mamela heloka sy andraisanay famelankeloka avy aminao ,
Mamela heloka = TSY MAINTSY fiainan'ireo olona hitsena ny Tompo eny amin'ny rahon ny lanitra.
Misaotra tompoko ny amin ny lesona. Voninahitra anie ho an'i Jesosy irery ihany.