Tantara malagasy 104 FM - Rano miakatra

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 20

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 2 ปีที่แล้ว

    Meric boucoup eh 😍

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 ปีที่แล้ว

    Mbola manao tantara ve ianareo tompokô. Liana sy mankafý ny tantaranareo tompokô

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tompoko nizara tena mampalahelo n'y tantara misaotra

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 ปีที่แล้ว +1

    Bswr Mankasitra Indrindra ô🇲🇬🇲🇬😍!

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka ee 🎧🎧🎧

  • @nrras788
    @nrras788 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be ilay tantara fa sao mba afaka miezaka kely ve ny mpilalao mba ho toy tena iainana ilay izy, amin'izay mba mahazo aina kokoa mihaino azy fa tsy ohatra ny hoe mamaky be. sosokevitra io an! mankasitraka

  • @marielesage370
    @marielesage370 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka anareo tompoko 😍

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 ปีที่แล้ว

    Tena tsara miaraka ny feonareo mpilalao. Asio tohiny raha sitrakareo è! Mankafia foana è. Misaotra ê

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 4 ปีที่แล้ว

    Swr ariva njai . 🙋‍♀️❤🎧

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara o! Ra amy fombanay aloha tena zavadoza mitsy zany tena mamofady be mitsy!! 🙊🙊🙈

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraky e! Raha fombanay zany d tena fadindrazanay mitsy zany mifototry zany. Tena navalagna tsy namana maty, tsy namana velogna izy roy, fa ANTEVOLO iteny anazy roy.

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @vaninahflageul3793
    @vaninahflageul3793 4 ปีที่แล้ว

    Mafinaritra e, misaotra nizara hatrany

  • @chavillevely700
    @chavillevely700 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka@fizarana tantara e

  • @oldara9836
    @oldara9836 4 ปีที่แล้ว

    Mampalahelo izy 2 mitsam,de misaotra betsaka nizara ee

  • @kokiaa3222
    @kokiaa3222 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko

  • @alyssahashelley7666
    @alyssahashelley7666 4 ปีที่แล้ว

    Raha2 sarotra koa ty, zava_pady be

  • @nyrojonirinarakotonirainy4865
    @nyrojonirinarakotonirainy4865 4 ปีที่แล้ว

    Mba lasa aiza kay ny tantara RDB e ,
    Ny 104Fm manana tantara tsara tokoa fa ny mpilalao 👎🏽👎🏽