Salam tompo, tena hafapo @ ilay tantara nomenareo re ny tenako. Ka misaotra betsaka ho anareo. Ho lava vvelona daholo reo nareo. Ho tahiny tompo Atra nareo. Mankasitrake.
Tena mampalaelo ilay tantatara saingy mba te hiteny ny hevitro aho oe raha ny tiko d natao tsy maty ilay Sarobidy ary ts ilay cancer no nahafaty azy ohtr raha toa ka ho faty iany izy fa manjary tsy tantrraka ilay maha hetraketraka azy satria ilay Aurelia izany tsy nisy tohiny intsony .ny vadiny mbol ts tafavoaka ny fonja mb hanatanterak ny valifatiny indray raha toa ka tsy hanaiky kosa i Sarobidy noh ny maha olona mivavaka azy! ary noho izany dia mbola vonona ny hiady hatrany izy hiaro ny ankohonany manoloana ny hetraaketrk ataon i Aurelia amin izy mivady.....ary eto dia zava dehibe ny fhovana ao @ ilay ankohonana raha niova iany koa i Paoly satria lasa nanatona an Atra noho ny olona nianjady.niasa Andriamanitra ka lasa voavonjy teo ambavahaonan ny fahafatesana i Sarobidy vokatry ny hetraketraka nataon i Aurelia azy .vokany nitory an i Aureliah i Joh taorian fitsaboana ny vadiny raha voamarina fa fanampozinana no nahazo an iSarobidy taorianan ny fakana ankeriny natao azy ohatra...
Ndryyy
mba ratsy kou zany tantara zany ahhh
Merci bcp Gasy Rakoto.mampalahelo b ilay tantara ....
Indrisy ry fiainana mafy rehefa mahantra ka mahonena merci😚😚😘
Mifanaraka @titre tokoa ny tantara. Mampalaelo b. Mankasitraka o !
Mankasitrak mizara fa tena hotrany vita tsy natao asa ato ampihainona tantara 🥰🥰🥰🥰
Maromaroa ny takizao 💝💝💖
Salam tompo, tena hafapo @ ilay tantara nomenareo re ny tenako. Ka misaotra betsaka ho anareo. Ho lava vvelona daholo reo nareo. Ho tahiny tompo Atra nareo. Mankasitrake.
Tena nahafampo ny feo Tompoko GASY RAKOTO fa misaotra betsaka e ♥
Aiza ho aiza ny saziny tena mpanao ratsy Aurelia? Toa ny olona tsara ndray no mizaka ny mangidy, ratsy ilay tantara, manome vahana ny mpanao ratsy
Misaotra nizara o😍🙏🙏🙋♀️🙋♀️🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Zany ka fiainana tena mangindy 😭😭😭😭 . Misotra betsaka Tompoko
Bonjour ooo! De misaotra sy makasitra indrindra ooo ❤️❤️😘😘
Tsara be
Mankasitraka oh
Za zao mba nihevitra hoe lay Orelia no nihinan'ny fatiny 😄
Makasitraka hatrany tompoko
Mankasitraka indrindra Tompoko o 💜 indrisy ry fiaignana ❣mampalahelo 💜♥️❤💚🇲🇬🇲🇬💟💟💟💟💟💟🇰🇼🇰🇼💟💟💟💟💟💟💟💟💟🤍
Tena tsara be le tantara eny na de mampalahelo aza makasitraka tompoko
Tena tsara be ilay tantara fa tena mampalahelo be!! 😭😭
Nampalahelo ny farany 😢
Tena mampalaelo ilay tantatara saingy mba te hiteny ny hevitro aho oe raha ny tiko d natao tsy maty ilay Sarobidy ary ts ilay cancer no nahafaty azy ohtr raha toa ka ho faty iany izy fa manjary tsy tantrraka ilay maha hetraketraka azy satria ilay Aurelia izany tsy nisy tohiny intsony .ny vadiny mbol ts tafavoaka ny fonja mb hanatanterak ny valifatiny indray raha toa ka tsy hanaiky kosa i Sarobidy noh ny maha olona mivavaka azy! ary noho izany dia mbola vonona ny hiady hatrany izy hiaro ny ankohonany manoloana ny hetraaketrk ataon i Aurelia amin izy mivady.....ary eto dia zava dehibe ny fhovana ao @ ilay ankohonana raha niova iany koa i Paoly satria lasa nanatona an Atra noho ny olona nianjady.niasa Andriamanitra ka lasa voavonjy teo ambavahaonan ny fahafatesana i Sarobidy vokatry ny hetraketraka nataon i Aurelia azy .vokany nitory an i Aureliah i Joh taorian fitsaboana ny vadiny raha voamarina fa fanampozinana no nahazo an iSarobidy taorianan ny fakana ankeriny natao azy ohatra...
Misaotra tompoko nizara
Misaotra e...tsara be...tena mampalahelo 💔
Mankasitra tompoko o
C'est triste trop de problemes!
Misaotr betsak nizara oooh 🥰🥰🥰🙏🙏🙏🙏
Mankasitraka
Mankasitraka tompoko
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mampalahelo be lay tantara mampalahelo be 🥰❤🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻
Mankasitraka indrindra tompoko
Misaotra indrindra tompoko
Merci 😊