Ity milaza azy ho MPANOHITRA , dia te haka benin’ ny TANANA mba hitarika ny vahoaka hidina @ 13 mai handrodana ny Fitondranana , fa tsy mi hevitra HAMPANDROSO , valifaty sy fialonana no antsainfreo MPANOHITRA
Tonga indray ity Tintin ity!ianareo ve ry tv plus tsy manana olona ho asaina intsony an! Mankaleo ity olona iray ity fa tsy manana vision tsara fa b resaka fotsiny
andriamatoa Dera kosa tena malhonnÊte amin ny valiteny e
hay moa "mpanao moreingy" kouah kkkk
Ity milaza azy ho MPANOHITRA , dia te haka benin’ ny TANANA mba hitarika ny vahoaka hidina @ 13 mai handrodana ny Fitondranana , fa tsy mi hevitra HAMPANDROSO , valifaty sy fialonana no antsainfreo MPANOHITRA
Ity milaza azy ho MPANOHITRA , dia te haka benin’ ny TANANA mba hitarika ny vahoaka hidina @ 13 mai handrodana ny firenenena
Tonga indray ity Tintin ity!ianareo ve ry tv plus tsy manana olona ho asaina intsony an! Mankaleo ity olona iray ity fa tsy manana vision tsara fa b resaka fotsiny
Mora ny miteny ralambolaha ity an !!! , ianareo no mibahana ny FAMPANDROSOANA , ka hoe HAMPANDROSO HAMPANDROSO , tsy hadinonay ny teny efa no teneninao teto @ télé ry ralambolaha ity n !!! Hibahana ny fampandrosoana sady hitarika ny
Vahoaka @ 13 mai handrodana ity Fitondrana ity , izahay angaha heverinareo MPANOHITRA fa ADALA izahay tsy miteny io ? Dia io ianao , ianareo miteny efa mahita vola HAMPANDROSOANA ity CAPITAL ity ?!!!
Mirediredy sy mavandivandy @ vahoaka , JIOLAHIMBÔTO @ fikapokapoana @ FANARATSIANA ity ralambolaha ity , be vavamb..ôtonao
ton Dera ton zan le karazanol tsy mifid na tay na amanindRased fa tena mihinana sy misotro toko
2009-2024 : tokony ho nahavita nihoarana lavitra ny teo aloha ! Tsy lasa e