don Dresaka du 03 Juillet 2016 Code de communication BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 28 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 41

  • @swann6
    @swann6 8 ปีที่แล้ว +1

    Mr Harijaona Député .
    misy resaka bois de rose sy sarinao miparitaka sur Facebook tompoko mba afaka hazavainao vé ? ...misaotra

  • @ranaivosonxavier4455
    @ranaivosonxavier4455 8 ปีที่แล้ว +2

    Mba mangataka mba hisy fanasana ny olo-tsotra rehefa ady hevitra ohatran'izao...misaotra tompoko

  • @jimrajao
    @jimrajao 8 ปีที่แล้ว

    Manao resa-jaza ve ilay Solombavambahoaka sy ilay Dircab e! intimité, akanjo friperie ve no hanaovan'ny vadin'ny filoha sns

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 8 ปีที่แล้ว

    Havao tsara ny zavatra teneniko. Institution fa tsy peuple.

  • @andriambelonomentsoa8534
    @andriambelonomentsoa8534 8 ปีที่แล้ว

    mila fifehezana ny fampitambaovao fa na nareo aza tsy nilaza ny marina t@' vahoka hoe mpanongam_pajakana ny tetezamita fa afenina teneno zay tokony tenenina faza miteniteny foana tsy zakanareo ve ny fehezina?

  • @swann6
    @swann6 8 ปีที่แล้ว

    TV PLUS Ô ...AFAKA MBA ASIANA MIDITRA TELEPHONE DIRECT AVY ATY AMIN'NY MPIJERY VE ? ...NA DE OLONA 3 IHANY AZA

  • @kotorandria2032
    @kotorandria2032 8 ปีที่แล้ว +1

    bjr isika ato aminy tv plus .Ary maninona hoa no tsy misy direct intsony mande .Taloha kanefa toa nisy ihany sa tsy maintsy manana Canal + mbo avereno ilay direct ato aminy youtube (mpanaraka fandaharana)

    • @kotorandria2032
      @kotorandria2032 8 ปีที่แล้ว

      otrin izay koa ny tv ViVA misaotra tompoko

  • @dood587
    @dood587 8 ปีที่แล้ว

    TENA MAIVANA ARY MANAO "IMPROV' FOTSINY ILAY DIRCAB (Ingahy RATIARISON )an!!! Tsy mahafehy ' 'dossiers' mihitsy !!!!!

  • @swann6
    @swann6 8 ปีที่แล้ว

    ho an'ny technisianina Ataovy pan gauche - droite L/R ny micro nzay miaramiteny de amizay miavaka izy . ndrindra ny anle Dircab

  • @hezekiarabenarivelo25
    @hezekiarabenarivelo25 8 ปีที่แล้ว +1

    tsy afaka mits ty Jaona elite ty @ ty debat. Dondrona be mody mijanona forme forme nefa tsy mahita atokona

  • @nestanueveymedia5603
    @nestanueveymedia5603 8 ปีที่แล้ว

    tena be saina sy be vava ty vehivavy journaliste mpanao politika ty an! hanao tahaka an'ilay tao amin'ny invité de zoma koa io rehefa mahazo toerana de tsy heno intsony , eny e! efa izay moa ny fomba fanaony ny gasy !

  • @Jess-fl4uc
    @Jess-fl4uc 8 ปีที่แล้ว +2

    kivy @ ity dir cab ity ny tenako

  • @rasolofomananajeanberchman1166
    @rasolofomananajeanberchman1166 8 ปีที่แล้ว +1

    Afaka 20 taona na 30 taona mbola hisy ve ny teny malagasy madio tsy mifangaro teny frantsay ? raha eto Antananarivo diaazony ny tianao ho lazaina fa raha any ambanivohitra dia mba ahoana?aiza ilay tena teny malagasy e

  • @ethevegabrielle4399
    @ethevegabrielle4399 8 ปีที่แล้ว

    Tv plus ...mb mangatak mb asio tv plus koa an taolagnaro any rah mb mety .....mb misy liana vaovao koa any...misaotra

  • @melevolasoa5960
    @melevolasoa5960 8 ปีที่แล้ว

    TV PLUS mba atovinare afaka idirany telephone direct ity fandaharana ity raha mety azafady tompoko raha mety

  • @vickingsnheider5735
    @vickingsnheider5735 8 ปีที่แล้ว

    ino loatra principe lalatiana ty eee

  • @soamiangolarakotomahaliman4796
    @soamiangolarakotomahaliman4796 8 ปีที่แล้ว

    fa mankaleo B ko ary na ny mijery anlé TVM

  • @vickingsnheider5735
    @vickingsnheider5735 8 ปีที่แล้ว

    dir cab kara olo adala

  • @soamiangolarakotomahaliman4796
    @soamiangolarakotomahaliman4796 8 ปีที่แล้ว

    travail de commission sy session plénière koa tsara kokoa raha henoina ny sasany fa tsy izay ao @ fitondrana ihany. Mamahan dalitra fotsiny! Technicien koa nge ny avy aty @ secteur privé é, manana ny ambarany tsara! ary fikan dry Be palitao io manao dernière retouche am resaka proposition de loi io, ary olona ao anatin'ilay corps ihany io mamadika io , saingy fotsiny manana statut ana Be palitao! D mamadika , satria voky ary voageja ny kiravaty manga !

  • @ravakiniainasandrabrigitte5232
    @ravakiniainasandrabrigitte5232 8 ปีที่แล้ว

    tsi tiko be le vary amn akotry😬😬😬

  • @rafanomezantsoatantely2538
    @rafanomezantsoatantely2538 8 ปีที่แล้ว +1

    Dircab ts manjary ty klee,

  • @andriambelonomentsoa8534
    @andriambelonomentsoa8534 8 ปีที่แล้ว

    ny didy jadon koa zany etsy andaniny ianareo rehetra tao anatiny fatina tetezamita ihany reo mbola manao takalonaina ny fiainanay vahoka madinika @zao mbola ahita nareo na ho ela na ho haingana.

  • @kotorandria2032
    @kotorandria2032 8 ปีที่แล้ว

    tadidio fa ianareo solom bavambahoaka sy mpanao gazety anie ka tokony hiara dalana aminy vahoaka madinika hatrany ee!!! dikan izay dia izay hahasoa ny vahoaka no tokony hatao fa tsy hoe hiaro ny seza sy ny voninahitra fotsiny ihany akoriny.....

  • @ambininjaraelinahrandriana4790
    @ambininjaraelinahrandriana4790 8 ปีที่แล้ว

    Ndry kou efa anoul zao miteny dia mbola tsaingoan-ddry foana, DirCabinet, hahahaha

  • @haryandriantavy2905
    @haryandriantavy2905 8 ปีที่แล้ว

    Bonsoir, Mihaino ity fandaharana ity @ youtube dia tena gaga @ lay tenen'ilay Dir Cab hoe "utopique ny afahan'ny privé hahavita ny couverture nationale". Somary en contradiction @ zava-misy ny teneninao ... F'angaha tsy atao indray lay hoe Partenariat Public - Privé. ... Tena lasa boloky ianao anefa dia mpanao gazety ihany ...

  • @vonimandimbysoloniainajoso8386
    @vonimandimbysoloniainajoso8386 8 ปีที่แล้ว

    tsy mahafehy ninona akory kay le dircab refa tsy ady gassy no atao. mba mangataka ny tv plus mba tsy ampiakatra anio depute io intsony @ dondresaka fa tena tsy mahay mihitsy io. mapme be le teny anglisy kely lol be. maninona raha manetry tena e!

  • @gasympankafyty5108
    @gasympankafyty5108 8 ปีที่แล้ว

    le panao an'io fandaharana io oa d manokatra sy manolotra d manao croiser le bras. tsy milalao anle ady hevitra mintsy. Jereo ne le sipa kely panolotra fa tsis lazaina mintsy. Adim-borontsiloza be.

  • @mimasitraka754
    @mimasitraka754 8 ปีที่แล้ว

    tena tsy azoko hoe inona le tanjona amin'ity fandaharana ity! samy mitatata eo daholy fa tsy mba misy zavtra tapaka sy mba zvatra oe ho tanterahina ary zany euh!

  • @mefyfanomezanamandimby3844
    @mefyfanomezanamandimby3844 8 ปีที่แล้ว

    mankaleo be ito débat ito, tsy voafehin'ny mpanentana (Abraham sy ilay mpanao gazety vavy) ilay débat, moa ny vahiny koa samy te hiteny daholo (Ikala Petsana). Dir Cab. mampiesona be, manodikodina resaka, i Jaona Elite tsy tafiditra ao anatin'ilay resaka mihintsy nefa mba te ho ..., tokony tsy nasaina fa ilay critères n'ny TV+ @ ilay vahiny koa no tsy dia azoko

  • @mia792001
    @mia792001 8 ปีที่แล้ว

    misy ny olona rehefa tsy mahay manao débat dia tsy tokony hiakatra plateau akory. alala, d ny tena no menatra

  • @hanitra4368
    @hanitra4368 8 ปีที่แล้ว

    misy toetsa be le vahiny samy tsy malala fomba be tss olona hazo atokisana intsony ny panao panao politic sasany to te aka place ftsn nefa tsy mahay loany sy vodiny @ le firenena

  • @soamiangolarakotomahaliman4796
    @soamiangolarakotomahaliman4796 8 ปีที่แล้ว +1

    fa inona ary no dikanlé hoe "réseau social " é!? en plus personnage public ianao ry mr le Député, tsy ho afa bela amin'izany mihitsy ianao, eny fa na dia avy aminay vahoaka madinika matsiaro voafitaka tamlé oe Indépendant ianao no nilatsaka d tampoka teo ianao namadika palitao! pffffff

  • @laloulydia4451
    @laloulydia4451 8 ปีที่แล้ว

    Ho an'y DIRCAB, MINISTERA sy ny DEPUTES sy ny SENATEURS sy ny FANJAKANA mihitsy ééé. Fa maninona kay ny resaka CODE sy ny Lalàna rehetra any Madagasikara no @ teny frantsay daholo, h@ Constitution. Vazaha ve no ampitaina an'ilay izy sa gasy ???? Mahay miteny frantsay daholo ny vahoaka malagasy rehetra entinareo sa tsy misy idiran'izay tsy mahay teny frantsay ny resaka lalàna fa ho an'ny intellectuels be ihany ???. Tsy azo atao mihitsy ve ny manao lalàna @ teny gasy mba ho azon'ny rehetra, na fara-faharatsiny mba asiana TRADUCTION MALGACHE foana ilay izy ho an'izay tsy mahay ??? Anisan'ny fototry ny problème de COMMUNICATION @ mpiserasera malagasy ny tsy fahafantaran'ny vahoaka rehetra hoe INONA NO TSY ATAO lazain'ny lalàna dia INONA NO AZO ATAO. Tsy azonareo ao @ MINISTERA mihitsy ve ny mamoaka an'ilay izy @ teny gasy ??

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 8 ปีที่แล้ว

    Raha ny marina dia institution manavaka ny serasera eo Madagascar.Afaka accuse-na tena apartheid mihintsy. Nahoana Tana mahazo plusieurs infos, nefa fort-dauphin tsy misy na midi iray. Azoko hidirana lalina be io, fa aleo hajanoko eo.

    • @laloulydia4451
      @laloulydia4451 8 ปีที่แล้ว

      Tokony hidiranao lalina ny dikan'lay hoe APARTHEID aloha zay vao soratana

    • @tianarakotovao5962
      @tianarakotovao5962 8 ปีที่แล้ว

      Haiko tsara mihintsy ny atao hoe Apartheid ary io systeme io manaraka izay, soa fa ny olona tsy izay fa malala-tsaina, fa ilay systeme manahaka soritroritra an'izay. Tsy Ianao mihintsy no hampianatra izany. sao enao no ho gaga raha ataoko antsipirihiny. Inona no mahasamihafa ny systeme any amintsika sy ny Kurdish tsy manana na dia passeport sy ny Gitans tsy manana Tany. Tsy hitariko ilay izy mety Apartheid ny fanavakavahambolonkoditra fa rehefa fanavahana dia tsy izy, zo ny fahazoambaovao, vao teraka ny olona iray dia manaraka azy ny zo rehetra; ary izay no mahatonga ahy tsy niditra lalina, aleo mihintsy ho tsindromina ny maharary ahasitrana ny firenena.Soa fa hendry ny Malagasy, fa ilay institution dia tena manavaka raha serasera. Aza miheritreritra fa hoe je suis ingorant, je connais mieux que toi......

  • @andriambelonomentsoa8534
    @andriambelonomentsoa8534 8 ปีที่แล้ว

    samy mahazaka fa raha teo @ fitondrana ny olona tohananareo de nekenareo tsy nisy fepetra zany lalana zany fa nareo reo anie ka samy tao anatina fatinatetezamita eh.fa le madama ty angamba raha tapenambava @tsoda tena milay be mihintsy @amile molotra be mmmmm!

  • @gasympankafyty5108
    @gasympankafyty5108 8 ปีที่แล้ว

    na ataonao teny gasy aza leizy de azonay lalatina a! mandany fotoana be le manao fehezan-teny am teny frantsay de aveo adika teny gasy ndray :( manin ra mba asina débat en version française kely oe eo d enoina oe iza no tena maay mteny vazà?

  • @hervrasam
    @hervrasam 8 ปีที่แล้ว

    flagrant délit de mauvaise foi i dircab .... principe no resahina ko modiny faniny mihodikodina resaka teknika eo izy !!! henjana ra zao no tompon andraikim panjakana

  • @soamiangolarakotomahaliman4796
    @soamiangolarakotomahaliman4796 8 ปีที่แล้ว

    Fa rehefa mahazo lapa dia tsy maintsy miaro ny ao anatiny ao e! voagadran'ilay système pourri et corrompu! tsy afaka miteny hafa tsy izay baiko ny Be palitao!