Iarivo niandohana

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • Tarika TSI-AHY de Madagascar

ความคิดเห็น • 12

  • @mobileplus5243
    @mobileplus5243 3 หลายเดือนก่อน +1

    Veloma ry Iarivo ndriiii lavitra tokoa mantsy ny tenako indray andro any mbol ho avy antanindrazana ❤
    Mankasitraka tompoko🙏🙏🙏🙏

  • @zoanyandriantsehenoarison562
    @zoanyandriantsehenoarison562 ปีที่แล้ว +2

    Hafa hisny n'y mihaino ireo hira Malagasy fahiny,ka mahalasa vinany

  • @pierrotrazanajatovo617
    @pierrotrazanajatovo617 ปีที่แล้ว +1

    TENA MMMISSSAOTRA FOANA É . MANGA HO AN-TSIKA MANANA AZY, MIALA TSINY RAHA MAMPIASA TY TENY ITY NA HEVERINA TSY dia mihaja aza : MIIILAY.

  • @BaoDupont
    @BaoDupont ปีที่แล้ว +1

    Tsara loatra, mampirotsa-dranomaso.

  • @perlineraveloson96
    @perlineraveloson96 ปีที่แล้ว +1

    Magnifique

  • @aliceravoahangy8008
    @aliceravoahangy8008 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra tsy hadino akory ianao ry Iarivo niandohana .

  • @olgahelys6564
    @olgahelys6564 4 ปีที่แล้ว +2

    Feon-dahy malagasy kanto tokoa! Misaotra o

  • @pierrotrazanajatovo617
    @pierrotrazanajatovo617 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra é ! RY ANGOLA, RY KALON'NY FAHINY, NIANGARAN'NY VINTANA NY SOFINA NAHAZO AZY, SAMBATRA

  • @pierrotrazanajatovo617
    @pierrotrazanajatovo617 ปีที่แล้ว

    Ry NAMAKO, MISAOTRA INDRINDRA, SOLIKA, R IMBOSA ,s n s, HARENAN KANTO-TSIKA, TSY TAKON 'NY HAFA

  • @rhollsoliverranaivoson9137
    @rhollsoliverranaivoson9137 7 ปีที่แล้ว

    Misaotra ry rahalahy a!

  • @charlesrabeson4057
    @charlesrabeson4057 7 ปีที่แล้ว

    Asa indray izay holazain'ingahy CG amin'izany. mankasitraka indrindra azy telo mirahalahy