TSY MAINTSY AZO NY FANDRESENA MIARAKA @ KANDIDA FIRAISANKINA
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 27 ม.ค. 2025
- #madagascar#vaovaomalagasy #koto#paulrabary#fanirisoaerinaio#andryrajoelina #realtvmadagascar #dondresakatvplus #vaovaomalagasy #gasy#filmMalagasy
#viralinfo #nosyiranja #antananarivo #mahajanga #pourtoi #madagascar #madagasikara #diegosuarez#nosyiranja #pourtoi #tvplusonline #fanirisoaerinaivo
#dondresakatvplus#realtvmadagascar#realtvmadagascar @koto lehilahimahitsiambo @AndryRajoelina@@marcravalomanana2632 @tvplusonline @dondresakatvplus @mbstv643 @madagagascar @koto lehilahimahitsiambo @dondresakatvplus
@andryrajoelina1499
#madagascarAbonnez-vous#mahajanga #Antananarivo #VAVAKA #vaovaomalagasy #dondresakatvplus
#tvplusonline #mbstv
Abonnez-vous
Merci beaucoup
Tairo de ho hita eo eeee...tsy vava no mifidy..samy mafy io kaaa12% contre 58 %
Alefa deputé Rastany👍
Tsy mba hoe anasoa firenene no maha maika fa ny anongampanjakana
Tsy lisehoseho andalana toy io olona mafy...miyovy am laisoa ihany io ka...fitsangatsanganana maneran antananarivo!!22% mbahoaka ihany no mila azy eto andrenivohitra..contre rajoelina 52% vahoaka nifidy olona nanampahy nanorina lapan ny tananan antananarivo...ny sasany nanorina! Vadin ny sasany nanao fitaovana ny lepzn ny tanana natao niasana toy la boutique fematotana tenim panjakana..au dos ee!!!😂😂
Manonofy atoandro!!! Misy firy ny con...didats-nareo ? Ary firy ny distrika eto Madagasikara ??? Minonoa ftsny ihany êê!
Dia maninona. Fiainana efa manemaniny ty koa mbola hifidy Orange. Aleon olona io
@@rosemanitra47 Dia fidio àry hahitanao azy, raha ho lany eo!!!🤠🤠🤠
Ambany be ny toe-tsaina. Mirediredy. Voa karama.
@@DARIVONYmarary saina lesany orange ireto fa mitsaboa tena.
@@acharaz6926 Ny toe-tsainao no tena ambany manaiky ho viravirain'ny amboadia! Mazotoa misotro ronono an-tavy êê! Miseho ho ambony fisainana, nefa resy lava!