![K'onsult & M'erging](/img/default-banner.jpg)
- 400
- 795 671
K'onsult & M'erging
เข้าร่วมเมื่อ 1 ส.ค. 2018
. Analyses prospectives des faits politiques malgaches
. Médias stratégies
. Médias stratégies
วีดีโอ
Le professeur Raymond Ranjeva assistés par plusieurs grands élites, plaide pour la révocabilité …
มุมมอง 2.4K2 หลายเดือนก่อน
Le professeur Raymond Ranjeva assistés par plusieurs grands élites, plaide pour la révocabilité …
Ny adalan’ny mpomba an’i Michelle Sahondrarimalala candidate IRMAR de la Haute Matsiatra.
มุมมอง 7522 หลายเดือนก่อน
Ny adalan’ny mpomba an’i Michelle Sahondrarimalala candidate IRMAR de la Haute Matsiatra.
MBA ALEFASO OE LE SARY AZFADY TOMPOKO
Il faudra un président rassembleur car actuellement une frustration est née surtout en province 3 président originaire de Tana qui a mené le pays dans le gouffre
I Donga Adala !
Il fait le mendiant en plus
On s'en fout tu n'es JACKSON RICHARDSON GROS LARD
Gasy maiNTy NOSTALGIQUE mandehana mody
Olona ohatry itony FLEURY ITONY DIA TSY MISY ILAINA AZY FRANCE EFA MIFIDY FRONT NATIONAL DIA MBOLA MISISIKA PETRAKA FRANCE TSY MISY AMBOPO.
Ry miseho vazaha maintenant mandehana mody ra mafy
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Miarahaba an'i Meur.Fleury sy ny fianakaviany manokana ! Misaotra betsaka ny nandefa ilay hira mahafinaritra sy masina izay manohina ny ( fo) sy ny saina manontolo tompoko Meur. Fleury ! Hafatra hoan- tsika olombelona Malagasy manerantany rehetra , indrindra fa izay manaraka ity fandaharana ity ! Manamafy izay efa voalazan'i Fleury eto : ny fitiavan- tena no tena fototra @ toe- tsaintsika Malagasy , indrindra fa hoan'ireo mpitondra izay manaraka nifandimby teo , tsy ny rehetra kosa no nanao sy manao izany , fa izay ihany no fototra voalohany lehibe ! Ny mampalahelo tompoko :dia efa niredaredaka ny fitiavan- tena , koa any isika feno fahantrana tompoko ! Mankahery an'i Meur.Fleury , mba ho feno fahasalamana tanteraka , ary hoan- tsika Malagasy izay feno toe- tsaina mandatsa rehetra , dia mbola ho tonga @ tsirairay daholo ny tsara sy ny ratsy , koa rehefa tonga aminao izay ratsy izay : dia eo fa ho tadidinao ilay valin'ny (fitiavan- tena )tompoko ! Masina ny tanindrazana !
Hidedadedaka be @ vahoaka Malagasy efd farahidiny, mbola ho badoiny indray izao ry Rajoelina sy ny forongony rehefa miverina any MADAGASCAR any👹 Tokony ho horakorahina afa-baraka any👹💥 Misaotra makasitraka Mr F RAKOTOMALALA❤❤❤
NENY TIAKO, ❤❤❤Mjnohana ny fo tateraka. Mendrika , MILA FIAROVANA❤❤❤ MISAOTRA Mr Fleully RAKOTOMALAVA🛐🙏 i
Tsara daholo ny hiran'i Bodo. Mankasitraka lalandava 🙏
Mamerina mijery sur youtube. Izay voa rehy daholo.
Mbôla tsara e.
Siteny est le mieux placé actuellement pour être président
Toi qui connaît Macron et tu fais parti des macroniste dénonce le régime rajoelina
Tsara va tompoko
Mba tsy azoko izany ny fanindraindran'i Fleury an'i Razanamahasoa(otran'ny hoe olona madio &nahavita zava-dehibé teo @firenena) mpiray petsa* t@ rajoelina nandritran'ny taona maro tao io, nihidy + nohon'ny moana ny vavany manoloana ny raha tsy manjary rehetra!na ny olona efa namoehatra teo @ firenena ary mbola sahin'io ramatoa io no niharo azy @ilay teny hoe"izay tsy nanonta t@ nareo no aoka hitora-bato azy" koa izany vé no antenaina hamoaka an'i 🇲🇬 anatin'izao situation misy azy izao! en + mbola ady @ izay azahoana laka misi* eo imason'i Macron no combat.ny & i joelina😏 ...pffff
Bonjour Fleury.
Cpnvergence des projets 11:23 dans le temps et dans l'espace . Tsy hai n'i totakely zany. Tsy apoiziny akory.
Tsy président mihitsy fa tota be.
Be loatra sy lavabe loatra ny hira madany mega leobe aho
Ny anay ny Hira mpirenena mivalana
Henatra ve ? hoy ny participant iray eto : "@user-on4ob2vb6p" Tsy fantany izany : ratsy taiza : tokony tsy ho sahy miseho milahatra miaraka à ireo Présidents authentiques i totakely. Iza ireo authentiques SEM no tsy mahalala fa gidany maimbo ny firenena enti n'i totakely ??? noho i toakely. Kanefa , satria feno vola ny trano n'i totakely, na tà ny halatra aza, dia "la grosse lête" izy
Henatra ve ? Efa mihevitra ny tenany ho amboni n'izany taterak i totakely, noho ny fiheverany fa manefohefo izy : tout puissant, tsy mitehi tany. "La grosse tête" koa, hoy ny vazaha. Henatra inona ? koa ny volako maha feno trano. Izay koa no olana goavana à io totakely io : mba hananany izay décalage par rapport à gasy izay, dia tsy ampisondrotra ny gasy mihitsy izy, Jamais. zarany aza ny gasy ho mahantra lalandava. Koa raiso ny andraikitrareo ry gasy malala, ianareo lahy, ianareo ray.
Efa tara indray, vita ny direct, ka tsy afaka mametraka question. Tsy azo atao mihitsy ny miseho milay au dépend de totakely : tsy tiany izany, tsy tiany ny aseho hoe tsy mahay noho ny hafa izy. izay no maha tonga azy tsy haka olona mahay manodidina azy : ho sirika izy fa tsy alehany. Izay koa no maha tonga ny vehivavy ho maro kokoa : izy ireny no soumise kokoa naturellement. Bref, marary saina i totakely. Tsy tokony ho filou mihitsy. Tsy manaiky ny marina handresy. Bref : tsy ampy fahendrena, tsy misy sagesse, tsy nianatra moa koa ho aiza? Tsy mahay philo : nul !!!
Mbola tsy mahita olo hasolo azy zareo fa raha tsy zany efa ELA no zahody.
izay koa tafiditra à ilay hoe "ratsy taiza"' i totakely : adala mihitsy, hoy ny gasy : "izay adala no misesika ihany" Tokony ho fantatr i totakely fa tsy vitany ny andraikitra, tokony miala malaky izy, ary mametraka fialana tsiny à ny 30 M. Fa olona ratsy, ratsy taiza. Misy responsabilité des parents ; jusqu'où ??? Par rapport aux 30M ?
Mr Fleuri za tena panaraka anao depuis 2019 fa le ianao mandefa hira tena mandany mega de tsy mba maheno ny hevi-dehibe lazainao akory zahay madinika de lany ny mega.Ka ra mety de mihaino hiira aloha ianao miandry ainga-panahy zay vao manao direct.
Fantatrao moa ny atao ho "Fotoan gasy" ? Miandry 15 min, 30 min, 1 heure aza, mba ho bebe ny olona. Mampa malaina ny miteny à ny olona vitsy.
Tsy misy henatra intsony mihintsy ve ity DOMELINA Jiolahim-boto vazaha ity e ?😢
Ratsy taiza io ; taiza io no ratsy ? depuis toujours. Misy responsabilité n'ny niteraka azy izao manjo ny firenena izao ; azo heverina ny hoe izay nahitana masoandro ihany no mi corriger ny tantara natombony.
Asakasaka ireo mpambotry Firenena, Ny fierté ko Dia Tsy mba niray tsikombakomba t@ mpanao politika ireo Na iray aza, Hay ve Dia ohatran' izao foana Mampahery Ny Vahoaka Malagasy ivelan'ny politika sy kolikoly lalandava ny tenako
Salama aby isika malagasy 🇲🇬👋❗️Alasafay no tianao ho lazaina ❓
Mazava izao FLEURY fa na dia taratsy vazaha iano n'y azy fotsyaloha n'y prioritaire. MAZAVA BE IZANY FA NY GASY NO DONDRONA makao aminy CAVEAU ianao gasy mandoa fidirana gasy mandoa KARANA s'y VAZAHA MIDITRA HO AZY.HILTON tsy misy gasy miditra ao aminy CASINO ANY Madagascar anefa.Tsy mila communauté internationale izany gasy n'y DIASPORAS COMPLICES NY FAHANTRANY GASY MATIKAMBOAMINY EUROS NEFA ASA ANY A DAFY ZERO DAHOLO ANDEVOBAZAHA FOTSINY.
Maniry fahasalamana ho anao. Marina DAHOLO izay lazainao. Mankasitraka lalandava 🙏
Salama ee , Mankasitraka anao @ fandaharana ee❤❤❤❤❤
Miarahaba atsika rehetra o
Tsy jerendreo zany nabtian'olona na tdia fa izy edy ataony fanagadrana io.avy eo zay any tsisy mpijery zany tenindreo
Salama jiaby ô 🙏🏽
Podium, c'était plutôt au mois d'octobre, mais en Juin il s'agissait de la fête du PSD suivie de celle de l'Armée.
Tononkalon'i ilay mpanoratra malagasy malaza atao hoe RADO iny tononkira iny!
Toa tsy mba afaka téléchargerna tompoko
Tsara loatra ny hira alefanao 🙏
Zahay gasy zany lazainao fa mpivaro-tena .??
Tsy voahozina ny Malagasy. Misy fetrany DAHOLO ny zava-drehetra. Le Bon Dieu agira en son temps. Qui vivra verra. Ny haizina tsy maintsy hazava. Entim-bavaka ny firenena 🙏
Manaraka indray ny youtube. Mankasitraka anao lalandava 🙏
Mpivaro-panahy, mpivaro-tanimdrazaa: :Ampy izay ny fangalan-karena , fanampara-pahefanna,,Fampaihantrana vahoana. OMEO azy ireo NY AFOBENY👹👹👹
Hoy ny proverbe vazaha zay qui ne reagit pas sont satisfait de son sor....? Mba efa misy kosa aloha ny misitona lakolosy ee... ???
Tsy maintsy mba mifoha koa vahoaka,mitabe tsy Lan'ny mamba....
i totakely ve no ilay mpivarotena ? Wouahou
Bonjour Zoky.
simon Randria .Tena vazo tsy hain'ny tanora amin'izao intsony zany
Mankasitraka tompoko
Mankasitraka lalandava 🙏