Hatramin’ny alina no niezaka niantso anao Nidradradradra hatrany hatrany fa tsy noraisinao Nivadibadika aho niady tamin’ny torimasoko Sao hikiririoka ihany ilay voady fiantsoko Lasa ny saina, miandry ho maraina fa tsy hita ianao Hany ka niantso ilay mba namantsika no natao hanary dia. Fiv : Zatra aho, zatra nahita anao ny foko Banga ny fiainako raha vao tsy eo ianao Zatra aho, zatra nahita anao isan’ andro Banga ny fiainako raha vao tsy eo ianao Toa tsy ho tantiko ny hiafaran’ny tantarantsika roa Mbola tanora fanahy ianao ny amiko diso fantatrao Ho vita ihany anie, Ny any aoriana no mety hoe hibitsibitsika Ny tantarantsika tsy hoe mbola hitohy ka avelao izy afohy Ianao hahita, ny amiko efa vita ka avelao aho mba hanjaka kely ao anaty fonao satria tsy honina. Fiv : ....
tena tsara lotra tsy aiko hoe za le tara b lotra amin io sipa io ve no mahatonga anle hira ho tsara sa aona mlay eh mlay le hira de ndry ko milay de le gitara ko mlay mlay dol eh
Babony ty hira ty mitsy aho. Na enoko isanandro aza tsy mety leo aho. Tsara be ny nanovany azy❤🥰
Tsara be. Na ny mpihira na ny mpitendry...Ao tsara ilay inspiration nanovana kely azy nefa mbola tsy very ilay valeur an'ilay hira. Tsara
Super ! Quelle voix ! Bravo👏
Satriko hihaino foana ny feonao miangaly sy miangoly. Kanto e!
Belle performance pour deux talents 😍😍😍
Je l'écoute en boucle
0
Babo tanteraka, tsara loatra ilay version mankasitraka
Très belle voix 😙
Mankasitraka
Parfait. J'adore bien les chansons de cette femme.
mitenena gasy
@@benandriamanantena3399 tsy voatery, teny ofisialintsika koa ange io e
Tsara be 🤩🥰
Tiko lotra le feonao❤tena hoe babo euh🎉🎉🎉🎉❤❤
Hatramin’ny alina
no niezaka niantso anao
Nidradradradra hatrany hatrany
fa tsy noraisinao
Nivadibadika aho
niady tamin’ny torimasoko
Sao hikiririoka ihany
ilay voady fiantsoko
Lasa ny saina, miandry ho maraina
fa tsy hita ianao
Hany ka niantso ilay mba namantsika no natao hanary dia.
Fiv : Zatra aho, zatra nahita anao ny foko
Banga ny fiainako raha vao tsy eo ianao
Zatra aho, zatra nahita anao isan’ andro
Banga ny fiainako raha vao tsy eo ianao
Toa tsy ho tantiko
ny hiafaran’ny tantarantsika roa
Mbola tanora fanahy ianao
ny amiko diso fantatrao
Ho vita ihany anie,
Ny any aoriana no mety hoe hibitsibitsika
Ny tantarantsika tsy hoe mbola hitohy
ka avelao izy afohy
Ianao hahita, ny amiko efa vita
ka avelao aho
mba hanjaka kely ao anaty fonao
satria tsy honina.
Fiv : ....
Merci la famille 🔑🔥🔥🫶
Très Belle voix
Perfect, vraiment
tu as une très jolie voix
Ampangoritsana foana n'y mihaona n'y feon'ity saramba ity,
J' aime bien ton timbre vocale
tena tsara lotra tsy aiko hoe za le tara b lotra amin io sipa io ve no mahatonga anle hira ho tsara sa aona mlay eh mlay le hira de ndry ko milay de le gitara ko mlay mlay dol eh
lol
😂😂😂😂
tiko lotra😍💗💖
moi aussi
tiko be fona ny feoni Ravaka
Well done.
😍😍😍
tsara be mitsy
ay ve mahay mitendry guitar be ela ty ra prom e!!
Bravo!
Tsara feo be ty sipa ty!! bravoohh
Tena babo tanteraka e!
La prod : vous mettez qui en avant? La chanteuse ou le guitariste ? Il va falloir décider...
tsara be ooo
Tsara noho ny original milay b
mba afaka mahazo num anio sipa io ve fa za mila fiaramiasa aminy ra mazoto izy
tsara lotra😘
👍♥️
Tena tiko be!!
Vodiondry
mafnaritra !!!
Mlay b le hira sady tsara
top
Tena tsara e mankasitraka e
Tiako be
tena amle avo lenta mits feondry. tena lafatra
tsara sady jejo kely ilay mpihirira
Son nom
Tena lasa tiako be le hira vo ndry no mihira le izy!
Diso ni_modifiéna b loatra lay hira na izany aza
satria tsy hainao ny atao hoe cover
Wawooo!! J’adore cette cover de cette chanson
😂
tsara feonao fa le hira diso ovaina be loatra
Cover kosa io e