ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Ilay molotra e!! 😍
tena ahainao be ilay mamoaka an'ilay émotion dia tsara be mihaino an'ilay izy
and roani za vo naeno azy ity fa tena waouhhh, tiko be iran deenise io, fa tena aleoko ioty version ty , chapeau bas
Tiko be mitsy na le feo na le hira❤❤❤❤❤❤❤❤👏👏👏👏👏🇲🇬
Tsa miery e ny maha betsy Anj'Ar ! Tsara be ny feonao, maika tsara be koa miampy ilay "accent" betsy kelintsika iny. Bravo !
Tena tsara 🥰 21h jusqu'à 00:02 zao en boucle 😅 miezaka maka torimaso 😂
Tena tsara be. Ito cover ito tena tiko lavitra no le original. Je l'écoute tout le temps.
Chapeau :O tena tsaraB ny nanaovanlah anty hira ity ary anisany hiran'i #Denise tena hankafiziko iany kou...!!tohizo fa tena lafatra
nataona miaina be ilay hira ❤️ tohizo hotrzao fona ❤️ tiko be 💕
❤❤❤ tiako be
Cm touch bcp 😭😭😭😭😭😭😭aiz enw!!!!!!!!!
❤️❤️❤️❤️❤️misaotra eh
J’ai les larmes aux yeux 😢😢😢😢😢😢 ta voix est vraiment top 👌👌👌Ça m’a touchée 🙌😭😭😭😭
❤️❤️tena tsara be
Deenyz - "Akaiza Anao?"Aozinao fa iala anao za zègny tsy ho hisy aiAozinao fa ny fitiavagna namianao tegna izy aiAnao nahavita nitondra afanagna t@andro frizy ai :3Nefa lazao @nahy akaiza anao fa zao zô krizy aiOh baby ih, ianao anaifa no ilaiko ouhNy Tany misy anao a Efa tsy aiko ouhKè akory atao oohOh baby ith, ino ilay raha niseho ka tsy itakoIno loatra ratsy vitako ouh, ke zakaio @nahyOh baby ooh, ooh ooohh oooooh coohhAkaiza anao ooh oohh oooh oohhZakaio @nahy aahh aahh aahh aahhMbo zakaio @nahy, mbo zakaio @nahy....hummmm aooannhh aanhaannnhZao irery ato andragno zô mamisavisa ahRegny fotoagna mamy nifampizaragna toy paradisa ahFa Tsy magneky wa ny saina izaka hoe "za ato sisa aah"Satria fitiavagna no ilaiko Refa tsy disa-disa ahooohh oohhOh baby iih, anao anaifa no ilaiko ouhZay tany misy anao nefa tsy aiko ouhKè zakaio @nahy iihhOh baby ith, ino raha niseho ka tsy itakoIno loatra ratsy vitako ouh, zakaio @nahyOh baby ooh, ooh ooohh oooooh coohhAkaiza anao ooh oohh oooh oohhZakaio @nahy aahh aahh aahh aahhMbo zakaio @nahy, zakaio @nahy....
1 🎉
Ndroo tu es vraiment talentueuse ma copine😍😍😍
Tiako loatra ❤️❤️❤️
tsara nohon le originale aky ee;;; tohizo fona
Magnifique,ça me touche énormément Avec cette voix impressionnante FÉLICITATIONS
Da best 🔥
Tiko beuh 💖💖🤩🤩😍
Makasitra ô😍😍
Wow,, i like it,, tsara b arrangemnt l izy,, tiako noho n any tompony
tiko loatra , vraiment ca ma toucher le coeur
Tsimaintsy mieno anity fo Za isanandro ❤️
Atraty io 😂😂
bien le timbre e!!!!!! makasitraka
enjan b anaw good
tena trop be nfitiavako anito hira ito
J'adore. J'adore le timbre de ta voix et aussi la façon dont tu as réarrangé la chanson,.. J'ai un grand respect pour Deenyz mais je préfère ta version à l'originale. Bravo ^^
😘
Woooaoooooooooooh je suis une de tes fannes tu as vraiment de belle voix je kifffffffe💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖
kiasy einnnnn
tsara be❤😍
tsara aki fa tohizo an
Super super super j'ai beaucoup aimer 😝😝😝
Mahay mihira be tsara feo bravo🙏
Soa🥰
Wow!! ❤️❤️❤️❤️❤️
J'dore j'adore j'adore j'adore j'adore
waouhhh
Raitra loatra..
J'adore 😍
Tena voatery tsy maintsy mihaino an ty vazo ity isanandro ndray zany ko... Androany efa naverina im polo ra kely indrindra...
tsara aloha ilay izy
tiko noho le original ..tiko lotra ki :)
Je kiff trop ♥️♥️♥️♥️♥️♥️
wouaouh
Tsara loatra, ary tiako raha otrizany foana ny gadona ataonao
tsara be
Tiako nohon'ilay original
sody misy manana tonony le hira?
Je kiff
je kiff trop, merci
Tsara lôtra
ANJ'AR ihany ve ilay vehivavy mihira amin'i Jarina amle chorus farany iny? tsara be ny feonao
Izy mitsy io
tsara loatra
slt, ts choriste an Naël, miteny foana ah oe asehoy iz, ankiz tety Ivato, tadidiko tsara, tsara fa tohizo e
waaouh vrmt ..tena tiko b le feo ..bravo
waoooohh,
Jadore cette voie
N'est-ce pas toi qui chante à la fin de la chanson JARINA de Nael? 👌 superbe voix
Ouie c'est elle
jaime bien
milay ls ben ah
💞💞
❤❤🤗
Tsara
❤️❤️❤️❤️
teny ROA : "MISAOTRA ANAO"
MERCIE ANJ'ARA
tsara
Merci e
💔😭😭😭
❤
mafinaritra lotra e
Tiako lotraaa ♥️🖤😍Dis je peux avoir ton contact perso? Fb etc?
Merci .... Anjara Joanne sur facebook
Tiako lay feo, tsara koa ny nitondranao azy (y)
tyko lotra
j'adore la version mais on dirait que les paroles ont un peu perdu leurs sens....
hihihi, les paroles me touchent plus que pour la version originale...
tsara feo sady mahay mihira
Ilay molotra e!! 😍
tena ahainao be ilay mamoaka an'ilay émotion dia tsara be mihaino an'ilay izy
and roani za vo naeno azy ity fa tena waouhhh, tiko be iran deenise io, fa tena aleoko ioty version ty , chapeau bas
Tiko be mitsy na le feo na le hira❤❤❤❤❤❤❤❤👏👏👏👏👏🇲🇬
Tsa miery e ny maha betsy Anj'Ar ! Tsara be ny feonao, maika tsara be koa miampy ilay "accent" betsy kelintsika iny. Bravo !
Tena tsara 🥰 21h jusqu'à 00:02 zao en boucle 😅 miezaka maka torimaso 😂
Tena tsara be. Ito cover ito tena tiko lavitra no le original. Je l'écoute tout le temps.
Chapeau :O tena tsaraB ny nanaovanlah anty hira ity ary anisany hiran'i #Denise tena hankafiziko iany kou...!!tohizo fa tena lafatra
nataona miaina be ilay hira ❤️ tohizo hotrzao fona ❤️ tiko be 💕
❤❤❤ tiako be
Cm touch bcp 😭😭😭😭😭😭😭
aiz enw!!!!!!!!!
❤️❤️❤️❤️❤️misaotra eh
J’ai les larmes aux yeux 😢😢😢😢😢😢 ta voix est vraiment top 👌👌👌
Ça m’a touchée 🙌😭😭😭😭
❤️❤️tena tsara be
Deenyz - "Akaiza Anao?"
Aozinao fa iala anao za zègny tsy ho hisy ai
Aozinao fa ny fitiavagna namianao tegna izy ai
Anao nahavita nitondra afanagna t@andro frizy ai :3
Nefa lazao @nahy akaiza anao fa zao zô krizy ai
Oh baby ih, ianao anaifa no ilaiko ouh
Ny Tany misy anao a Efa tsy aiko ouh
Kè akory atao ooh
Oh baby ith, ino ilay raha niseho ka tsy itako
Ino loatra ratsy vitako ouh, ke zakaio @nahy
Oh baby ooh, ooh ooohh oooooh coohh
Akaiza anao ooh oohh oooh oohh
Zakaio @nahy aahh aahh aahh aahh
Mbo zakaio @nahy, mbo zakaio @nahy....
hummmm aooannhh aanhaannnh
Zao irery ato andragno zô mamisavisa ah
Regny fotoagna mamy nifampizaragna toy paradisa ah
Fa Tsy magneky wa ny saina izaka hoe "za ato sisa aah"
Satria fitiavagna no ilaiko Refa tsy disa-disa ah
ooohh oohh
Oh baby iih, anao anaifa no ilaiko ouh
Zay tany misy anao nefa tsy aiko ouh
Kè zakaio @nahy iihh
Oh baby ith, ino raha niseho ka tsy itako
Ino loatra ratsy vitako ouh, zakaio @nahy
Oh baby ooh, ooh ooohh oooooh coohh
Akaiza anao ooh oohh oooh oohh
Zakaio @nahy aahh aahh aahh aahh
Mbo zakaio @nahy, zakaio @nahy....
1 🎉
Ndroo tu es vraiment talentueuse ma copine😍😍😍
Tiako loatra ❤️❤️❤️
tsara nohon le originale aky ee;;; tohizo fona
Magnifique,ça me touche énormément
Avec cette voix impressionnante
FÉLICITATIONS
Da best 🔥
Tiko beuh 💖💖🤩🤩😍
Makasitra ô😍😍
Wow,, i like it,, tsara b arrangemnt l izy,, tiako noho n any tompony
tiko loatra , vraiment ca ma toucher le coeur
Tsimaintsy mieno anity fo Za isanandro ❤️
Atraty io 😂😂
bien le timbre e!!!!!! makasitraka
enjan b anaw good
tena trop be nfitiavako anito hira ito
J'adore. J'adore le timbre de ta voix et aussi la façon dont tu as réarrangé la chanson,.. J'ai un grand respect pour Deenyz mais je préfère ta version à l'originale. Bravo ^^
😘
Woooaoooooooooooh je suis une de tes fannes tu as vraiment de belle voix je kifffffffe💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖
kiasy einnnnn
tsara be❤😍
tsara aki fa tohizo an
Super super super j'ai beaucoup aimer 😝😝😝
Mahay mihira be tsara feo bravo🙏
Soa🥰
Wow!! ❤️❤️❤️❤️❤️
J'dore j'adore j'adore j'adore j'adore
waouhhh
Raitra loatra..
J'adore 😍
Tena voatery tsy maintsy mihaino an ty vazo ity isanandro ndray zany ko... Androany efa naverina im polo ra kely indrindra...
tsara aloha ilay izy
tiko noho le original ..tiko lotra ki :)
Je kiff trop ♥️♥️♥️♥️♥️♥️
wouaouh
Tsara loatra, ary tiako raha otrizany foana ny gadona ataonao
tsara be
Tiako nohon'ilay original
sody misy manana tonony le hira?
Je kiff
je kiff trop, merci
Tsara lôtra
ANJ'AR ihany ve ilay vehivavy mihira amin'i Jarina amle chorus farany iny? tsara be ny feonao
Izy mitsy io
tsara loatra
slt, ts choriste an Naël, miteny foana ah oe asehoy iz, ankiz tety Ivato, tadidiko tsara, tsara fa tohizo e
waaouh vrmt ..tena tiko b le feo ..bravo
waoooohh,
Jadore cette voie
N'est-ce pas toi qui chante à la fin de la chanson JARINA de Nael? 👌 superbe voix
Ouie c'est elle
jaime bien
milay ls ben ah
💞💞
❤❤🤗
Tsara
❤️❤️❤️❤️
teny ROA : "MISAOTRA ANAO"
MERCIE ANJ'ARA
tsara
Merci e
💔😭😭😭
❤
mafinaritra lotra e
Tiako lotraaa ♥️🖤😍
Dis je peux avoir ton contact perso? Fb etc?