TSY MENA MITAHY O! Manja be daolo ny interpretation,ny mozika,ary ny traduction. Babo aho fa mahay ianao FARAKELY. Tohizo fa mahafinariatra ny ataonao rehetra. Q uelle voix! CHapeau bas àet MERCI MERCI pour le partage.
waaaaaaoooooouuuuuh tena tsara be fa ilay original no tena tiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiikooo be, sy fihainoko de zao lasa avy mihaino anle ray aho dia mihaino anity anao ty koa. Mnakasitraka
ARABAINA IANAO RY ZANAKO TRATRY NI TSINGERITAONA NAHSTERAHANAO ENGANIE HO SALAMA VATANA . NY TOMPO HATRANY ANIE NO HITARIKA ANAO @ ANDROPIAINANAO DE HOTAHIN TOMPO ANIE IANAO DADA & MAMA &YONIH
Des frissons à n'en plus finir
Na ho henoina mandava-piainana i Farakely❤
Lay feonao kosa aloha ry Farakely an ! Mlay be. Sôtra e!
Anarana mitovy ve sa jeneraly no nanao ny tononkira kanto tena kanto ary mande foana radio vahiny lay hira ( cherie fm, rfm, impact fm ... Sns...)
Hatsaram-peo re zao , tiako loatra !
Hafa ihany owa ny artiste,impiry no nihaino ity hira ty aho fa tena tsy mety leo,kanto lotra 🥰🥰🥰
Ny lohantenin iny hira dia WHAT'S UP fa io voasoratra io
TENA MAJA BE MISAOTRA!!!!!!!
Mankasitraka farakely tiko be miits🙏 🥰😍😘
Mety be, mahafinaritra, tsara,......misaotra zandry a!
TSY MENA MITAHY O! Manja be daolo ny interpretation,ny mozika,ary ny traduction. Babo aho fa mahay ianao FARAKELY. Tohizo fa mahafinariatra ny ataonao rehetra. Q uelle voix! CHapeau bas àet MERCI MERCI pour le partage.
❤❤❤❤ mankasitraka sy mankafia anao za❤
Quelle belle voix,j’adore,
Trop bien!! C est What's up enfaite le titre ❤
Bravo! Tsara be.
Ça c'est une voix
Direct au cœur
Merci akia
Tena tsara
Tsy tanako ny ranomasoko nihaino azy
❤
waaaaaaoooooouuuuuh tena tsara be fa ilay original no tena tiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiikooo be, sy fihainoko de zao lasa avy mihaino anle ray aho dia mihaino anity anao ty koa. Mnakasitraka
Milay be ❤ Mahafinaritra be ny miaino ny feonao ❤❤
Tsara be,mahay ny mpihira sy ny mpadika tononkira
Tena Kanto, Tena tsy ho resy mihaino anao....bravooo
Tsara be fa merci beaucoup ❤️❤️❤️🙏🙏
Ao mintsy kà🥰💕!!!!
Excellent merci beaucoup Farakely
👌👌❤️❤️ waouuuh tsara loatra , latsaka ny ranomasoko mihaino azy 🔥🔥🔥
Tsara kosa e, tena kanto laotra
Waouoooo 🤭..tiko lôtra♥️
Waouh, tsara be ilay hira.
👌👌👌👌👌👌Tena le be kitana ve le nanoratra???Tsara be oh
😂😂😂ilay hira enoina fa aza miraraha ilay kintana be ô 😂😂😂
Magnifique, y a pas d´autre mot 🥰😍
Tena mafinaritra ranga a. Vao naheno aho dia tara
Tiako, tena tiako. Mankasitraka
Wouahhh, génialissime ! Quel talent, merci !
Waouh😮😮Magnifique...🥰 Je t'adore beaucoup.Merci beaucoup😘😘😘😘
J'adore 🥰🥰🥰❤.merci
richard Ravalomanana a??? bomba b le hira oe, lazao azy :D
🤣🤣🤣
Tsara loatra 🙏🏻🙏🏻
Tsara be , mahay koa ny nanoratra ny tonony , mankasitraka
Waouhhhhhh 😍😍 tsara e 👍🏽
Whaaaaouuuu ❤ merci
TENA TSARA TSARA TSARA TSARA TSARA TSARA TSARA TSARA TSARA BEEEEEEEEE 😍😍😍😍😍
Tsara be, what’s up no tena titran version originale anio
Chapeau akia!
Tena tsara!!
Tena hoe mampahery tokoa; Mankasitraka
Magnifique 😍😍💕
Tsara be oooo
Waouh, tsara be
Richard Ravalomanana ilay général iny ve no nanoratra?
waow, tsara be o!
tsara loatraa,makasitraka eh
❤❤❤❤❤❤
Mbola tsara nony originale .Misaotra ê.
Tsara be, tena tsara de tsara e, mety ve raha manana hira toy izany koa mba ho hirainao aona? mety ve!? mety misy contact ve? misaotra be!
Kanto
🙏🏻🌈🙏🏻
♥️♥️♥️
❤👍🙏
💐💐💐
👏
Kanto loatra... na le son aza ao tsara
Tsara be
Tiakoo❤
Tena tsara e, mankasitraka ny mpihira sy ny namadika ny tonony ho teny Malagasy dia mankasitraka ny mpitendry... Tsara feo ny mpihira trop b
🥰💥❤
Mivoka be ilay hira @ ilay feonao, tsara be❤👏
👌👌👌👌👏👏👏🙏🇲🇬
Tsara b,
mafinartr eeee
tsara
Tsara loatra
El
ARABAINA IANAO RY ZANAKO TRATRY NI TSINGERITAONA NAHSTERAHANAO ENGANIE HO SALAMA VATANA . NY TOMPO HATRANY ANIE NO HITARIKA ANAO @ ANDROPIAINANAO DE HOTAHIN TOMPO ANIE IANAO DADA & MAMA &YONIH
m1a
Tsara b
❤❤❤❤
❤❤❤