- 769
- 57 790
MINAE Officiel
เข้าร่วมเมื่อ 25 เม.ย. 2018
Ceci est la chaîne officielle du Ministère auprès de la Présidence en charge de l'Agriculture et de l'Elevage ou MPAE a MADAGASCAR
Donc vous pouvez visionner les videos liés au MPAE
Bonne visualisation!!!
Donc vous pouvez visionner les videos liés au MPAE
Bonne visualisation!!!
DISCOURS D'OUVERTURE OFFICIEL DE LA TRANSFORMATION AGRICOLE
DISCOURS D'OUVERTURE OFFICIEL DE LA TRANSFORMATION AGRICOLE
มุมมอง: 70
วีดีโอ
Tetikasa GP SAEP Hanamafy orina ny famokarana mikajy ny tontolo iainana ho an’ireo mpamboly madinika
มุมมอง 37หลายเดือนก่อน
Tetikasa GP SAEP fandaharanasa maneran-tany hanomezana tombon-dahiny ireo mpamokatra madinika mba hisehatra amin’ny famokarana mikajy ny fiarovana ny tontolo iainana no hiantsehatra amin’izany any amin’ny Faritra Menabe sy Melaky hatramin’ny taona 2026 amin’izao fanombohana izao. Mpamokatra manodidina ny 2500 no hisitraka ny tetikasa ka ny 40% dia vehivavy, famatsiam-bola avy amin’ny FIDA na Ta...
Fanovàna ny rafitra ara tsakafo antoky ny Fampandrosoana maharitra
มุมมอง 18หลายเดือนก่อน
Fanovàna ny rafitra ara-tsakafo antoky ny Fampandrosoana maharitra. Tontosaina ny 17 sy 18 desambra 2024 eto Antananarivo ny atrikasa fanamafisana ny fanatanterahana ny tondrozotra nasionaly miompana amin’ny fanohanana ny fanovàna ny rafitra ara-tsakafo ho amin’ny fanatrarana ny tanjonan’ny fampandrosoana maharitra (ODD) 2030. Eo ambany fitarihan’ny fitondram-panjakana Malagasy, amin’ny alalan’...
FANOLORANA FITAOVANA AVY AMIN'NY TETIKASA MIONJO HANOHANANA NY SEHATRY NY FAMBOLENA SY NY FIOMPIANA
มุมมอง 42หลายเดือนก่อน
Ny 12 desambra 2024, tao Anosy, dia nanolotra fitaovana ho an’ny MINAE ny Tetikasa Mionjo ho fanamoràna ny fiaraha-miasan’ny mpiasan’ny Ministera foibe sy ny any amin’ny Faritra izay iasan’ny tetikasa. ♦️Ireo fitaovana ireo dia hanampy betsaka amin’ny fanatanterahana ny asa izay atao eny ifotony, ary indrindra hampiroboroboana ny famokarana, izay ahitana: -Fitaovana informatika : - Ordinateurs ...
𝐅𝐞𝐬𝐭𝐢𝐯𝐚𝐥 𝐝𝐞𝐬 œ𝐮𝐟𝐬 𝐚𝐧𝐝𝐢𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐞𝐥𝐨: 𝐭𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧𝐲
มุมมอง 32หลายเดือนก่อน
Tontosaina ao Antanetibe Mahazaza ny zoma 18 hatramin'ny alahady 20 oktobra 2024 ny "Festival des oeufs", andiany fahatelo, hetsika izay eo ambany fiahian'ny Ministeran'ny Fambolena sy ny Fiompiana. "Tohano ny famokarana anatiny ho fampandrosoana an'i Madagasikara", izany no teny filamatra nosafidiana, hifanentanana ho an'ity andiany ity, satria hita sy tsapa fa miainga amin'ny famokarana anati...
𝐅𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚-𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐡𝐚
มุมมอง 64หลายเดือนก่อน
Anisan'ny fototra iray mampandroso ny tontolo ambanivohitra ny vehivavy; manan-danja ny vehivavy tantsaha ary mitana anjara toerana lehibe izy amin'ny fanatsarana ny famokarana, ka rariny raha omena lanja. Nankalazaina ny talata 15 oktobra 2024 tao Talatanivolonondry araka izany ny andro maneran-tany ho an'ny vehivavy tantsaha. "Vehivavy mpamokatra, fanoitra amin'ny fampandrosoana maharitra" ny...
Atrikaasa Fanehoana ny tetikasa FOOD SEC eto amin'ny Ranomasimbe Indianina
มุมมอง 15หลายเดือนก่อน
𝗡𝘆 𝗠𝗮𝘀𝗼𝗺𝗯𝗼𝗹𝘆, 𝗙𝗼𝘁𝗼𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝗹𝗲𝗼𝘃𝗮𝗻𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗔𝗿𝗮-𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮𝗳𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗺𝗽𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 👉Mitana andraikitra lehibe amin’ny fampandrosoana maharitra eo amin’ny sehatry ny fambolena sy ny fanjarian-tsakafo ny masomboly. Izy no manampy amin’ny fitomboan’ny vokatra ara-pambolena sy ny fahazoan-tsakafo ho an’ny mponina. Manoloana izany, miezaka manatanteraka vina mazava ny tetikasa Food-Sec Semence: ny h...
𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧'𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐛𝐨𝐥𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐨𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚 t𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚𝐠𝐚
มุมมอง 1512 หลายเดือนก่อน
𝐅𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐇𝐨 𝐀𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐯𝐨𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦okarana: 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫y 𝐍𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧'𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐛𝐨𝐥𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐨𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚𝐠𝐚 👉Nidina ifotony voalohany tato anatin’ny Faritra Analamanga ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana, Andriamatoa HAJARISON Sergio François, ka ny Ny Distrikan’Ambohidratrimo no nisantarana izany ny 11 Novambra 2024. ♦️ 𝑵𝒚 𝒍𝒆𝒎𝒂...
FAMPIVOARANA NY FAMOKARANA, ANTOKY NY FAHAVITAN-TENA ARA-TSAKAFO
มุมมอง 352 หลายเดือนก่อน
🎓🎓Mpisehatra ara-pamokarana miisa 50 mahery no notolorana mari-pankasitrahana, tamin’ny fanofanana: "Plateforme d’innovation" izay niompana tamin’ny fampiasana ny teknolojia hanarenana ny rafitra ara-tsakafo afrikanina, dia ny Fampiroboroboana ny Fampiasana ny Teknolojia ho an'ny Fambolena Afrikanina (TAAT) ✔Mifanindra an-dalana tanteraka amin’ny politikam-panjakana, mikendry ny fampivoarana ar...
Voalohany ny nananan’i Madagasikara ny Boky « Bilan Alimentaire».
มุมมอง 192 หลายเดือนก่อน
🎯 Eo am-pelantanan’i Madagasikara ny boky mirakitra ny antsipirihan’ny tahan’ny fanjariana ara-tsakafo sy ny soritry tahan’ny singa mahavelona ao anaty sakafo fihinana. 👉 Voarakitra ao anatin’izany ny sakafo vokatra ara-pambolena, fiompiana ary ara-jono eto Madagasikara. 🌿Asongadina ny taha ankapobeny mahakasika ny: -fihinanan’ny Malagasy tsirairay avy ny proteinina, ny lipida, glucida, vitamin...
MAHAVOKATSE TV HARENA VOAJANAHARY SY KIJANA MAMOKATRA
มุมมอง 732 หลายเดือนก่อน
#MINAE #MEDD #kew #DarwinInitiative #FAPBM #MBGroup #mijoro
𝐹𝑎𝑛𝑘𝑎𝑙𝑎𝑧𝑎𝑛𝑎 𝐴𝑛𝑑𝑟𝑜 𝑚𝑎𝑛𝑒𝑟𝑎𝑛-𝑡𝑎𝑛𝑦 ℎ𝑜 𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝑠𝑎𝑘𝑎𝑓𝑜 𝑠𝑦 𝐴𝑛𝑑𝑟𝑜 𝑖𝑟𝑎𝑖𝑠𝑎𝑚-𝑝𝑖𝑟𝑒𝑛𝑒𝑛𝑎 ℎ𝑜 𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝑣𝑒ℎ𝑖𝑣𝑎𝑣𝑦 𝑡𝑎𝑛𝑡𝑠𝑎ℎ𝑎.
มุมมอง 542 หลายเดือนก่อน
🌿Hetsika mifantoka amin'ny fampiharana ny famokarana maharitra mihatrika ny fiovaovan’ny toetry ny andro na ny agroekolojia, ny zava-baovao avy eto an-toerana, ary ny vahaolana maharitra amin’ny fanamafisana ny rafitra ara-tsakafo. 🌱Mbola manodidina ny 730 tapitrisa ny olona tratry ny tsy fanjarian-tsakafo eto Madagasikara, ka miezaka hatrany ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’...
Tetikasa harena voajanahary sy kijana mamokatra
มุมมอง 1033 หลายเดือนก่อน
Nitombo avo telo heny ny vokatra ronono ary nihatsara ny taranaky ny omby gasy tao amin’ny tangorom-bohitra (Massif) Itremo, Faritra Amoron’i Mania. Fahombiazana ny asan’ny Tetikasa « Harena voajanahary sy kijana mamokatra » izay eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana miaraka amin’ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy Fampandrosoana Lovainjafy ary novatsian’ny DARWIM Initi...
MINAE : Tosika ho an'ny Tantsaha ao amin'ny Distrikan'ny Betroka
มุมมอง 2003 หลายเดือนก่อน
MINAE : Tosika ho an'ny Tantsaha ao amin'ny Distrikan'ny Betroka
Nahomby ny Tetikasa harena voajanahary sy kijana mamokatra ho an’ny tontolo ambanivohitra
มุมมอง 524 หลายเดือนก่อน
Nahomby ny Tetikasa harena voajanahary sy kijana mamokatra ho an’ny tontolo ambanivohitra
FIA 2024 andiany faha enina, hetsika ara toekarena ho fitodihana amin’ny fampivoarana ara pamokarana
มุมมอง 2114 หลายเดือนก่อน
FIA 2024 andiany faha enina, hetsika ara toekarena ho fitodihana amin’ny fampivoarana ara pamokarana
Famaranana amin’ny fomba ofisialy ny Tetikasa FIOVANA
มุมมอง 205 หลายเดือนก่อน
Famaranana amin’ny fomba ofisialy ny Tetikasa FIOVANA
TV Mahavokatse Rodorodo ny Tantsaha andiany faha 2
มุมมอง 825 หลายเดือนก่อน
TV Mahavokatse Rodorodo ny Tantsaha andiany faha 2
Tsenabe « RODORODON’NY TANTSAHA » andiany faha 2
มุมมอง 1045 หลายเดือนก่อน
Tsenabe « RODORODON’NY TANTSAHA » andiany faha 2
Fier-Mada 2024 andiany faha- 25, manome lanja ny toekarena eny amin'ny tontolo ambanivohitra
มุมมอง 685 หลายเดือนก่อน
Fier-Mada 2024 andiany faha- 25, manome lanja ny toekarena eny amin'ny tontolo ambanivohitra
ATRIKASA FANDRAVONANA NY FANOMEZAN DANJA INDRAY NY LALAM PIHARIANA KAFE ETO MADAGASIKARA
มุมมอง 115 หลายเดือนก่อน
ATRIKASA FANDRAVONANA NY FANOMEZAN DANJA INDRAY NY LALAM PIHARIANA KAFE ETO MADAGASIKARA
MINAE-FORELLO EXPO : 𝗺𝗶𝗳𝗮𝗻𝗼𝗺𝗲 𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗜𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟰
มุมมอง 165 หลายเดือนก่อน
MINAE-FORELLO EXPO : 𝗺𝗶𝗳𝗮𝗻𝗼𝗺𝗲 𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗜𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟰
Mahavokatse MINAE-FSRP : HITONDRA FAMPANDROSOANA MAHARITRA HO AN'NY FARITRA BOENY
มุมมอง 916 หลายเดือนก่อน
Mahavokatse MINAE-FSRP : HITONDRA FAMPANDROSOANA MAHARITRA HO AN'NY FARITRA BOENY
Fanjakana manakaiky vahoaka Faritra Amoron'i Mania
มุมมอง 206 หลายเดือนก่อน
Fanjakana manakaiky vahoaka Faritra Amoron'i Mania
FOARAN’NY FROMAZY ETO AFOVOAN TANY, ANDIANY VOHALOANY
มุมมอง 686 หลายเดือนก่อน
FOARAN’NY FROMAZY ETO AFOVOAN TANY, ANDIANY VOHALOANY
Honneur d'avoir participer dans ce projet ,fabrication de matériel hydromecanique,pour le canal de Mangoky. Je remercie le peuple malgache pour son accueil chaleureux lors de ma mission de supervision et formation d'une équipe sur site de Mangoky pour le montage et la pose des différents matériels livrer du Maroc. Je souhaite y retourner à Madagascar pour participer à d'autres projets similaires.
P
Tokony asiana version malagasy.
Mankasitraka ny MAEP
Très intéressant, merci pour le partage
Arahabaina e...mirary soa
Kindindrereto, atovy any antokotan'lisany any ze projet pory lisany fa avelao ny tanindrazanay, sady tsy amidy io no tsy atakalo!