OHABOLANA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ต.ค. 2024
  • Na kely ianao ,na lehibe , aza manaiky taomin'ny mpanota ,sabatra ho anao iarahana amin'i #zoky_Tiavina avy eto #antananarivo
    𝐎𝐇𝐀𝐁𝐎𝐋𝐀𝐍𝐀 𝟏:𝟏𝟎 𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀, 𝐑𝐀𝐇𝐀 𝐓𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐎𝐓𝐀 𝐈𝐀𝐍𝐀𝐎, 𝐀𝐙𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐈𝐊𝐘.
    Ho anao ihany koa izay manana ankizy te handray anjara dia afaka mi contact anay eto amin'ny pejy ary mandefa avy hatrany ny vidéon'ankizy mizara tenin'Andriamanitra ! 😃
    Na afaka alefa mail ihany koa ato amin'ny : contact@mctv.mg
    Ny fandaharana 𝐒𝐀𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐎 dia afaka arahinao ihany koa :
    - ao amin'ny site
    -na ao amin'ny TH-cam
    #sabatra_ho_anao_anio #ohabolana1_10 #zoky_Tiavina #Jesosy #mctv #Madagascar #christian #television #clip #evangelique #toriteny #fampianarana #Jesoa #Andriamanitra #kristiana #Malagasy #Madagasikara #Kristy #Gasy #Fiangonana #mpino #fandaharana #vaovao #chretien #jesus #hira #fiderana #africa

ความคิดเห็น •