Gasy MMB
Gasy MMB
  • 223
  • 202 011
Tenin'Atra ny Baiboly (5) Ny satan'ny Soratra Masina
TENIN'ANDRIAMANITRA NY BAIBOLY (5) Ny satan'ny Soratra Masina
"LA BIBLE EST LA PAROLE DE DIEU DONNEE DANS DES PAROLES D'HOMMES DANS L'HISTOIRE"
Vokatr'izany dia marina tanteraka ny voalazan'ny Baiboly (infaillible et inerrant) ary io no fahefana fara-tampony amin'ny finoana sy ny fiainan'ny mpino satria Ilay Andriamanitra TOMPO no miteny ao! 👌
Ity no tapany farany amin'ny fandaharana mitondra ny loha-teny hoe "Tenin'Andriamanitra ny Baiboly"
Ilainao kristiana ity satria fototry ny mahakristiana anao!
Hitanao ato koa ny mahazava-dehibe ny fitsanganan'i Kristy tamin'ny maty! 🤗
Latsaky ny 25 minitra monja
มุมมอง: 21

วีดีโอ

Tenin'Atra ny Baiboly (4) Ny tsindrimandrin'Atra
มุมมอง 244 ชั่วโมงที่ผ่านมา
TENIN'ANDRIAMANITRA NY BAIBOLY (4) Ny tsindrimandrin'Andriamanitra Ahoana no mahatonga ny asa soratry ny mpaminany sy ny apostoly ho lasa Tenin'Atra? 🤔 Fahagagana lehibe nataon'Ilay Andriamanitra tonga Olombelona izany! Inona ary ahoana izany hoe "tsindrimandrin'Atra" (θεόπνευστος) izany? Sora-tononina ve? Incitation fotsiny ve? Secrétaire ve? Posséssion ve?... Izay ambaran'ny Baiboly ihany no ...
Tenin'Atra ny Baiboly (3) Izay lazain'ny Soratra Masina
มุมมอง 164 ชั่วโมงที่ผ่านมา
TENIN'ANDRIAMANITRA NY BAIBOLY (3) Izay ambaran'ny Soratra Masina Ampahany ihany ary ireto voalazany ireto fa Tenin'Atra izy mba tsy hahalany ny méga anao e! 😉 Tsy isika no milaza fa Tenin'Andriamanitra ny Baiboly fa ny Baiboly ihany! Isika dia mino izay lazain'ny Baiboly, lazain'i Jesoa ary izay voasoratry ny apostoly fotsiny. Isika dia tsy mifidifidy izay mampetipety antsika na izay tonga ao ...
Tenin'Atra ny Baiboly (2) Noraiketina an-tsoratra
มุมมอง 304 ชั่วโมงที่ผ่านมา
TENIN'ANDRIAMANITRA NY BAIBOLY (2) Ny antony nandraiketana azy an-tsoratra Fa maninona ny Tenin'Atra no atao soratra anaty Baiboly? Hidiana anaty Baiboly ve Atra? Ilay nanao ny vava sy ny nikorokoroka ny fitenin'ny olona rehetra sy nanambatra izany indray tamin'ny Pentekôky ve dia tsy hahay miteny amin'ny fitenin'olombelona? Izy tenany mihitsy ary tonga Olombelona, niteny tamin'ny fitenin'ny ol...
Tenin'Atra ny Baiboly (1) Ny tantarany
มุมมอง 384 ชั่วโมงที่ผ่านมา
TENIN'ANDRIAMANITRA NY BAIBOLY (1) Ny tantarany Hojerentsika hatramin'ny voalohany ny fomba nitenenan'Atra tamin'ny olona (Adama, Abrahama...) hatramin'ny nahatonga izany ho boky. Tsy izahay no te handray fotsiny hoe Tenin'Atra ny Baiboly fa ny tantarany mihitsy no maneho izany! Ho hitanao ato koa ny nahatonga an'Atra hamadika izany ho boky! 🤗
Marka (7) Ny mpianatra
มุมมอง 81หลายเดือนก่อน
MARKA (7) Ny momba ny mpianatra Indrisy! Mety hihomehezana ny nahazo ireto mpianatra fa matetika koa anie isika ohatr'izao eo anatrehan'ny Tenin'Andriamanitra e! 😞 Mora mahazo zavatra kely rehefa hazavaina ela beee! 😁
Marka (6) Zanak'Atra, Zanak'Olona
มุมมอง 59หลายเดือนก่อน
MARKA (6) Zanak'Andriamanitra sy Zanak'Olona Mampiasa matetika ireo teny roa ireo ny Filazantsaran'i Marka mba hilazana an'i Jesoa. Anarana mba tiana apetaka fotsiny ve ireo sa rehefa inona no ampiasaina ny hoe "Zanak'Atra" ary rahoviana no ampiasaina ny hoe "Zanak'Olona"? Inona marina moa no dikan'izany hoe "Zanak'Olona" izany?
Marka (5) Ny fiizian'i Jesoa
มุมมอง 64หลายเดือนก่อน
MARKA (5) Ny fiizian'i Jesoa nafenipenina? Fa maninona no naverimberin'i Jesoa tamin'ireo nositraniny ny hoe "Aza lazalazaina amin'iza na iza izao!"? Ho hitanao ato ny antony. Manampy be anao ny fahitanao ilay drafitry ny Marka aloha (4).
Marka (4) Ny firafitry ny boky
มุมมอง 62หลายเดือนก่อน
MARKA (4) Ny firafitry ny boky Zava-dehibe ity plan an'i Marka ity satria miankina amin'ity ny votoatiny ahazoanao ny Filazantsaran'i Marka. 12 minitra monja
Marka (3) Mpandikatenin'i Petera
มุมมอง 77หลายเดือนก่อน
MARKA (3) Mpandikatenin'i Petera Ahoana no ilazana fa i Marka, araka ny fitarihan'i Petera, no nanoratra ny Filazantsaran'i Marka? Satria mantsy raha tsy teo i Petera dia sarotra ihany no hino an'i Marka, noho izy tsy apostoly. Ahoana izany no lazain'ny Soratra Masina momba izany? Azo antoka fa tsy ho hitanao any anaty boky ity fa tonga dia ny fehiny fotsiny no ambaran'ny boky hoe Marka, zanak'...
Marka (2) Iza izy?
มุมมอง 63หลายเดือนก่อน
MARKA (2) Iza moa i Marka? Inona no fantatsika momba an'i Marka, ilay nanoratra ny Filazantsara faharoa raha ny Baiboly no jerena? Ho an'ny Gasy mahay mamaky Baiboly mantsy dia izay voalazan'ny Soratra Masina ihany no tena ifotorana. Handeha ary hanokana fahefatr'adiny monja hijerena ity fampianarana kely tao anatin'ny adiny 3 ity. 🤗
Marka (1) Rain'ny Fiangonana
มุมมอง 81หลายเดือนก่อน
MARKA (1) Rain'ny Fiangonana Ireo Rain'ny Fiangonana (Tertullien, Papias ary Irénée...) tany amin'ny taon-jato faharoa dia efa nilaza fa i Jaona Marka, teo ambany fiahian'i Petera no nanoratra ny Filazantsara araka an'i Marka. Mba miala amin'ny mahazatra kely isika, hijery tantara aloha, hanaporofoana fa tsy napetapetaka fotsiny taty aoriana ny mpanoratra ny Baiboly fa olona nifanakaiky tamin'n...
Vavaka nampianarin'ny Tompo
มุมมอง 6315 หลายเดือนก่อน
"Rainay, izay any an-danitra" Natao tsianjery ve sa modelina vavaka ny vavaka nampianarin'ny Tompo? Inona no lahara-pahamehana amin'ny antom-bavaka? Mahakasika ny fitondran-tenako sy ny fifandraisako amin'ny hafa koa ve sa izay hampanan-karena ahy? Tsy aleo ve mianatra ny vavaka nampianarin'ny Tompo toy izay hijanona amin'ny mahazatra hoe "misaotra amin'ny tombon'andro nomenao anay dia tahio sy...
Mistery
มุมมอง 4705 หลายเดือนก่อน
Efesiana 3.1-13 Inona kay ny zava-miafina ambaran'i Paoly io? Hitanao ato ny valiny! Tena manampy anao hamaky Baiboly ny fahaizana azy ity satria rehefa miteny hoe "rehetra" izy dia vokatr'ity izay! Ho an'ny rehetra ny famonjena! Mystery zany zanako!
Mandeha mamakivaky ny Testamenta Taloha
มุมมอง 1806 หลายเดือนก่อน
Ity fampianarana ity dia noraisina avy amin'ny Walk Thru The Bible Ministries, INC. (Walk Thru The Old Testament). Ny fitadidiana ireto fihetsika ireto dia ahafahana mamintina ankapobeny ireo toerana, olona, ary zava-nitranga tao amin'ny Testamenta Taloha. Tena manampy ireo mpampianatra Sekoly Alahady indrindra indrindra.
Famantarana (4) Ny famantarana sy ny finoana
มุมมอง 6197 หลายเดือนก่อน
Famantarana (4) Ny famantarana sy ny finoana
Famantarana (3) Ny dikan'ny fahagagan'i JK
มุมมอง 3467 หลายเดือนก่อน
Famantarana (3) Ny dikan'ny fahagagan'i JK
Famantarana (2) Famonjena tany @ TT
มุมมอง 2857 หลายเดือนก่อน
Famantarana (2) Famonjena tany @ TT
Famantarana (1) Heviny sy karazany
มุมมอง 4697 หลายเดือนก่อน
Famantarana (1) Heviny sy karazany
Rom 11.25-36
มุมมอง 1487 หลายเดือนก่อน
Rom 11.25-36
Rom 11.11-24
มุมมอง 797 หลายเดือนก่อน
Rom 11.11-24
Romana 11.1-10
มุมมอง 1287 หลายเดือนก่อน
Romana 11.1-10
Jeremia 29
มุมมอง 3889 หลายเดือนก่อน
Jeremia 29
Tenim-pinoana (7) Ny natioran'ny olona
มุมมอง 4959 หลายเดือนก่อน
Tenim-pinoana (7) Ny natioran'ny olona
Tenim-pinoana (6) Famaliana ny Finoan'Atra
มุมมอง 2309 หลายเดือนก่อน
Tenim-pinoana (6) Famaliana ny Finoan'Atra
Tenim-pinoana (5) Finoan'Atra
มุมมอง 1819 หลายเดือนก่อน
Tenim-pinoana (5) Finoan'Atra
Tenim-pinoana (4) Manonona teny
มุมมอง 2569 หลายเดือนก่อน
Tenim-pinoana (4) Manonona teny
Tenim-pinoana (3) Connaissance par la révélation
มุมมอง 2899 หลายเดือนก่อน
Tenim-pinoana (3) Connaissance par la révélation
Tenim-pinoana (2) Ny niandohany
มุมมอง 2469 หลายเดือนก่อน
Tenim-pinoana (2) Ny niandohany
Tenim-pinoana (1) Famaritana
มุมมอง 4559 หลายเดือนก่อน
Tenim-pinoana (1) Famaritana

ความคิดเห็น

  • @robbierabearison1092
    @robbierabearison1092 10 วันที่ผ่านมา

    2024 aho vao mahita itony harena be zarain'ny GMMB itony. Hanovo be dia be tokoa. Mankasitraka tompoko. Tahian'i Jesosy Zoky Faly !

  • @JohannRam
    @JohannRam 29 วันที่ผ่านมา

    ary ireo mino kanefa miniature manota ve mbola hamarinina

    • @GasyMMB
      @GasyMMB 2 วันที่ผ่านมา

      Eny, mbola hamarinina izy rehefa mino an'i Kristy maty nisolo azy teo amin'ny hazofijaliana. Fa raha honnête isika dia matetika minia manota daholo ihany anie isika e? Raha izany dia iza no hovonjena? Ny voavonjy dia izay tsy manota fa izay manaiky hoe efa nentin'i Kristy teo amin'ny hazofijaliana ny fahotany! ;-)

  • @sylviahanitriniala2873
    @sylviahanitriniala2873 29 วันที่ผ่านมา

    Kkkk mijery ah dia mbola nanana sentiment de. culpabilité iany oe mba taiza ary ah hatrizay tsy mba nahita ny gmmb 😂😂 Fa Misaotra sy Midera ny Tompo aho ankehitriny nampahiratra ny masoko nampahita ahy ny marina sy ny fampianarana mahasoa 😊

  • @JohannRam
    @JohannRam หลายเดือนก่อน

    tsy ilaina izany ny famantarana❤

  • @SabineJeremie-m7q
    @SabineJeremie-m7q หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka indrindra tompoko @ fampianarana ny tenina'Atra. Homba anao anie ni TOMPO.😊

  • @fanjanolivafanomezanantena8133
    @fanjanolivafanomezanantena8133 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka indrindra tompoko fa tena nahay zavatra maro aho tamin'ny Gasy MMB sy ny fampianaranao 😇😇

  • @cintsmati5009
    @cintsmati5009 2 หลายเดือนก่อน

    mankasitraka fona mitondra Aimpanahy bedebe feno fankaherezana ❤❤❤❤❤

  • @AndriniainaZoTahianaRinahRAFID
    @AndriniainaZoTahianaRinahRAFID 5 หลายเดือนก่อน

    Sitraka sy telina ny fizarana zoky a.

  • @NampiandrazaTantelykenny
    @NampiandrazaTantelykenny 6 หลายเดือนก่อน

    mankasitraka, Mystery zany zanako krkrkr

  • @NampiandrazaTantelykenny
    @NampiandrazaTantelykenny 6 หลายเดือนก่อน

    Fiadanana o! Azafady manino no mbola mila hamasinina ny anaran' Andriamanitra kanefa efa masina rahateo Izy a? merci

  • @verojois115
    @verojois115 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka ny @ Fampianarana e ! 🙏🙏🙏

  • @M11-vj3dp
    @M11-vj3dp 6 หลายเดือนก่อน

    Salama tompoko... Nihaino indroa anty ah zay fa misy tsy mazava amiko mitsy mba afaka mahazo fanazavana ve? Ao am genesisy 1:26 miteny oe namorona olona mitovy endrika aminy Andriamanitra nataony lahy sy vavy Dia ao am genesisy 2:7" ary naka vovoka t@ tany Andriamanitra ka nasiany fofon'aina mahavelona" izany oe efa nanao olona ve izany izy fa tsy mbola nisy nofo fotsiny?

    • @GasyMMB
      @GasyMMB 6 หลายเดือนก่อน

      Salama tompoko, ny Genesisy 1 dia fampidirana ankapobeny ny faharian'Atra ny lanitra sy ny tany sy ny olombelona, fa eo amin'ny toko 2 izy vao milaza amin'ny antsipirihany ny nanaovany ny olombelona. Zavatra roa mifameno ireo fa tsy voatery hoe mifampitohy akory! (Jereo ny vidéo momba ny Genesisy 1) ;-)

  • @TojoZakatianariamalala
    @TojoZakatianariamalala 6 หลายเดือนก่อน

    Tena marina ilay famaranana. Mahonena ny zavatra mitranga. Manafana seza ny ankamaroany sisa. Tsy hiandry fanenjehana sanatria fa mila fifohazam-panahy ny malagasy! Tsara be ity Hitasytara ity! Mahereza amin;ny famokarana Rhy Faly

  • @TojoZakatianariamalala
    @TojoZakatianariamalala 6 หลายเดือนก่อน

    Tsara be ity! Mankasitraka tompoko

  • @user-od8iv8wx1u
    @user-od8iv8wx1u 6 หลายเดือนก่อน

    5

  • @verojois115
    @verojois115 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka ny @ Fampianarana e 🙏🙏🙏

  • @verojois115
    @verojois115 6 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka Tompoko ❤🙏🙏

  • @NampiandrazaTantelykenny
    @NampiandrazaTantelykenny 6 หลายเดือนก่อน

    azafady, nahita fanazavana t@ boky iray zaho oe Nandray betsaka t@ mpanoratra "Mystique" i Lotera Martin. ka ny fanontaniako dia izao. Io firehana MYstique io ve misy ifandraisany ary tsy manimba ny finoana Kristiana sa tsia matoa naka t@ io i Lotera. Noheveriko fa iray lasitra amin'ireny firehana "Scolastique io Mystique io", mankasitraka

    • @GasyMMB
      @GasyMMB 6 หลายเดือนก่อน

      Salama tompoko, Luther ary no tena fatra-panohitra ny mystique ary niverina tamin'ny Soratra Masina irery ihany (SOLA SCRIPTURA). Tena nanohitra ny scolastique ihany koa izy satria ny foto-pampianarana katolika dia mifototra tanteraka tamin'ny Scolastique. Tena manimba ny finoana kristiana ny mysticisme kanefa mila fantatra ny momba azy mba ahafahana manohitra azy!

    • @NampiandrazaTantelykenny
      @NampiandrazaTantelykenny 6 หลายเดือนก่อน

      @@GasyMMB mankasitraka indrindra tompoko, tena mahatsapa zaho oe rehefa atao ohatran'ny fampianaranareo ny Baiboly dia otran'ny hoe olona ao antrano Jesoa (Andriamanitra) Fa tsy ilay mampatahotra sy mahakamo ny miresaka sy mianatra azy. Misaotra Tompoko

    • @NampiandrazaTantelykenny
      @NampiandrazaTantelykenny 5 หลายเดือนก่อน

      @@GasyMMB mankasitraka be

  • @fjkmanosyavaratravaovao4536
    @fjkmanosyavaratravaovao4536 7 หลายเดือนก่อน

    Fa iza kay ny vadin'i Kaina? iza koa ny vadin'i Seta?

    • @GasyMMB
      @GasyMMB 6 หลายเดือนก่อน

      Tokony ho hitanao tao anatin'io izany! :-) Ny Genesisy 5.4 dia milaza fa niteraka zazalahy sy ZAZAVAVY maro i Adama talohan'ny nahaterahany. Arak'io tetiarana io dia hatraty amin'ny Abrahama sy ny taranany dia nifanambady anabavy ny olona. Tamin'ny andron'i Mosesy vao norarana izany! Adama sy Eva ihany ny olona noharian'Andriamanitra. Mivaotra tsikelikely ny fanambaran'ny Soratra Masina. Mirary soa ô!

  • @moio1420
    @moio1420 8 หลายเดือนก่อน

    Tsara be rangahy ity fampianaranareo ity a, tena mila atao large diffusion. Mila manova lasintsaina mihitsy ny célibataire kristianina hoe inona no valeurs-ko. Ny tsy voateny kely tato... normale satria ianao lehilahy, ny gestion de solitude, gestion de libido ny vehivavy célibat kristianina. Défis be mantsy io.

  • @armalish
    @armalish 8 หลายเดือนก่อน

    Misaotra Faly à

  • @minoarijaona8178
    @minoarijaona8178 10 หลายเดือนก่อน

    Andao e!!!!

  • @user-kz6yv4tk6n
    @user-kz6yv4tk6n 10 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka ranadahy amin'ny fampianarana, mazava tsara ,thJesosy!Manonona ny fahasoavany ho anao sy ny ankohonanao .

  • @andyra76
    @andyra76 11 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko

  • @ascfaascfa9309
    @ascfaascfa9309 11 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsak tompoko ooo 🙏🙏🙏🙏

  • @landypeeters9619
    @landypeeters9619 ปีที่แล้ว

    Tsy heno ny intervention ataon'ny mpanatrika satria tsy misy micro, mba azonao mitazona micro atao famintinana ve tompoko !

  • @grinettegrinete-dm2fv
    @grinettegrinete-dm2fv ปีที่แล้ว

    Misotra

  • @sylviahanitriniala2873
    @sylviahanitriniala2873 ปีที่แล้ว

    Ary mba manaona kosa ireo maty talohan'ny nahatongavan'i Jesoa kristy?

  • @rakotonoelyrijaniaina6954
    @rakotonoelyrijaniaina6954 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra be mihaino le fanazavana, mila hamafisina kely le hoe 3alina azafady? Ny alahady vao mangirandratsy dia efa tsy teo intsony ny fatin'i Jesoa fa efa nitsangana donc izany tsy nahafeno fepetra le 3alina teo Jesosy , fa naninona no tsy nahafeno le alina. Ary hoy ny baiboly, hampitsahatra ny fanatitra alatsa-dra ny antsasaky ny herin'andro. Fanontaniana: antsasaky ny herin'andro ve zoma azafady? Iza izany io ambaran'ny baiboly fa hampitsahatra ny fanatitra alatsa-dra io? Resaka sabata: tsy nataotao foana ny sabata fa ny baiboly no milaza fa ny Sabatako dia famantarana ny Amiko sy ny aminao. Rehefa ho avy Jesosy dia haka ireo izay misy famantarana. Mankasitra tompoko, raha misy diso dia ampianaro fa te ho voavonjy ô.

    • @GasyMMB
      @GasyMMB 10 หลายเดือนก่อน

      Ny andro hitsahina dia efa nolazain'ny Jiosy hoe "iray andro sy iray alina". Efa voalaza ao amin'ny vidéo izany fa mba ivereno jerena azafady raha te hianatra tokoa ianao satrie "te ho voavonjy". Ny zava-dehibe dia tsy ny fotoana nijanonan'i Jesoa tao am-pasana fa ny antony nahafatesany: Maty noho ny fahotako, noho ny fahotanao i Jesoa. Ary tena nitsangana tamin'ny maty tokoa Izy. Ny atao hoe sabata dia fitsaharana! Tsy resaka andro izany satria rehefa ao amin'i Kristy aho dia MITSAHATRA hatrany (Matio 11.28). Mitsahatra isan'andro ary afaka mivavaka sy mifandray amin'Andriamanitra ISAN'ANDRO. Galatiana 4.10-11

  • @ascfaascfa9309
    @ascfaascfa9309 ปีที่แล้ว

    Tena mankasitrak indrindra Tompoko oo @ fizarana sy fampianarana ❤

  • @jemimaraharijaona
    @jemimaraharijaona ปีที่แล้ว

    Tsara ny fampianarana f tokony amboarina kely ny fiteny nao topoko f otrany maniratsira lay hoe hopa vary raraka no nataon'jesosy, nefa tsy nanopa izany jesosy ka aleo lay fampianarana ba ho araka izay tokony izy f majary ireny no voarain'pianatra hoe Hay ve jesosy manopa e, fa tsy ilay asapamojena nataony Misotra topoko

    • @GasyMMB
      @GasyMMB 10 หลายเดือนก่อน

      Misaotra tompoko amin'ny fanamarihana!

  • @rtop9981
    @rtop9981 ปีที่แล้ว

    ❤❤❤

  • @sylviahanitriniala2873
    @sylviahanitriniala2873 ปีที่แล้ว

    Misy zavatra tsy mbola mazava amiko tsara ... Ny jiosy ve izany firazanana sa finoana?

    • @GasyMMB
      @GasyMMB 10 หลายเดือนก่อน

      Ny Jiosy dia firazanana (avy amin'ny fokon'i Joda sy Benjamina). Ny fivavahana (religion) dia antsoina hoe Jodaisma.

  • @tahinachantal8275
    @tahinachantal8275 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka mampianatra hatrany

  • @claudinerazafimalala4134
    @claudinerazafimalala4134 ปีที่แล้ว

    Misaotra,tompoko,enfance,hitohy

  • @rabetoandrovololonirina5842
    @rabetoandrovololonirina5842 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra Gasy MMB a!, resy lahatra tanteraka!

  • @rabetoandrovololonirina5842
    @rabetoandrovololonirina5842 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra, aiza no mety mahita ny bible d'étude azafady?

    • @GasyMMB
      @GasyMMB ปีที่แล้ว

      Ao amin'ny Mampiely na ao amin'ny Ligue Antaninarenina, kanefa mahalana be vao misy izy ireny

  • @ndrantorakotoarisoa3345
    @ndrantorakotoarisoa3345 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra amin'ny fizaràna

  • @verojois115
    @verojois115 ปีที่แล้ว

    Zah rehefa mihaino Fampianarana @ ty Page ty henoko faly be . Tena mankasitraka ny @ Fampianarana e! .

  • @donatienrazanapaniry1914
    @donatienrazanapaniry1914 ปีที่แล้ว

    aiza kay no mety hahitana fivarotamboky, mivarotra an'ilay Baiboly protestanta fanitsiana farany iny azafady

    • @GasyMMB
      @GasyMMB ปีที่แล้ว

      Tena ao amin'ny Fikambanana Mampiely Baiboly ihany no tena ahitana azy

  • @lyanamavokely8887
    @lyanamavokely8887 ปีที่แล้ว

    Mihaino lay tantara n'y Adam sy Eva aho .De nadin7ka hay tany zany de efa natao test n'y olona,? Sa teo koa no tsapain Andriamanitra isika Sa diso ah.. Tena misaotra fa mazava be be kokoa

    • @GasyMMB
      @GasyMMB ปีที่แล้ว

      Izay mihitsy kah!

  • @jahahaja1015
    @jahahaja1015 ปีที่แล้ว

    Tsy misy mandeha ny feo ao famelabelarana tompoko!

  • @jahahaja1015
    @jahahaja1015 ปีที่แล้ว

    Miarahaba tompoko!Tsy mandeha ilay feo!

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 ปีที่แล้ว

    Cc miala tsiny aho fa zareo adventiste mihitsy ny ahy no mampanahy ahy eritrereto hoe mandoa fahafolokarena efa firy taona zay na olona na orinasa matanjaka !!!!! Tamintsika ihany izy no niala = kristianina izy aloha ary manankarembe !!!!! D ho hita eo fa ny ahy aloha d te alain JK za aloha

  • @gffcvc3834
    @gffcvc3834 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka f nazahoana lessona bdb Misaotra 🙏

  • @gffcvc3834
    @gffcvc3834 2 ปีที่แล้ว

    Tegna Mankasitraka fa mazava be,mirary soa hoa anao sy ny ankohonanao 🙏

  • @gffcvc3834
    @gffcvc3834 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka fa mazava be,mirary soa ho anao ❤️

  • @delphinemarie6454
    @delphinemarie6454 2 ปีที่แล้ว

    Amen mankasitraka indrindra Tompoko

  • @fylalaohorthencia1125
    @fylalaohorthencia1125 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra topoko fa tena mitondra fahalalana sy fanitsiana tsara ny tenin'Andriamanitra nohentinao