Marka (2) Iza izy?

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 16 ก.ย. 2024
  • MARKA (2) Iza moa i Marka?
    Inona no fantatsika momba an'i Marka, ilay nanoratra ny Filazantsara faharoa raha ny Baiboly no jerena?
    Ho an'ny Gasy mahay mamaky Baiboly mantsy dia izay voalazan'ny Soratra Masina ihany no tena ifotorana.
    Handeha ary hanokana fahefatr'adiny monja hijerena ity fampianarana kely tao anatin'ny adiny 3 ity. 🤗

ความคิดเห็น •