Vavaka nampianarin'ny Tompo

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 16 ก.ย. 2024
  • "Rainay, izay any an-danitra"
    Natao tsianjery ve sa modelina vavaka ny vavaka nampianarin'ny Tompo?
    Inona no lahara-pahamehana amin'ny antom-bavaka?
    Mahakasika ny fitondran-tenako sy ny fifandraisako amin'ny hafa koa ve sa izay hampanan-karena ahy?
    Tsy aleo ve mianatra ny vavaka nampianarin'ny Tompo toy izay hijanona amin'ny mahazatra hoe "misaotra amin'ny tombon'andro nomenao anay dia tahio sy omeo an'izao sy izao amin'izay izahay"?

ความคิดเห็น • 1

  • @NampiandrazaTantelykenny
    @NampiandrazaTantelykenny 6 หลายเดือนก่อน +1

    Fiadanana o!
    Azafady manino no mbola mila hamasinina ny anaran' Andriamanitra kanefa efa masina rahateo Izy a? merci