- 59
- 296 170
Payet Bruno
เข้าร่วมเมื่อ 2 ต.ค. 2012
วีดีโอ
Manàna fitiavana - NY MPIANTSA
มุมมอง 1125 ปีที่แล้ว
Auteur Compositeur Arrangeur : Njaka RAKOTOMALALA
Tsy mbola tara - BEBY sy BARIJAONA
มุมมอง 4988 ปีที่แล้ว
Chanteurs: Beby Andriamihajasoa, Berthin Barijaona. Auteur - compositeur: Berthin Barijaona. Production: DISCO MIHAJA (Antsirabe)
Tournoi inter-établissement / ANTSIRABE 09 avril 2016
มุมมอง 688 ปีที่แล้ว
Cette première édition est organisée par l'Amical des Arbitres Antsirabe 110. Regroupant les établissements secondaires généraux et techniques d' Antsirabe ville.
C.E.G Anosisoa - Ambohimanarina / 20 avril 2016
มุมมอง 3198 ปีที่แล้ว
Fanao isan-taona eto amin'ny CEG Anosisoa ny Tournoi de Basket Inter Classe, saingy niavaka kely tamin'ity taona ity satria tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha 50 taonan' ny CEG Anosisoa Ambohimanarina izany (1966-2016). Ankoatra ireo lalao famaranana isaky ny kilasy dia nisy ny "match d'exhibition" izay nifandonan'ireo mpampianatra amperin'asa tamin'ireo tranainy. Nisy ireo mpianatra sy...
EPP Vinaninkarena - ANTSIRABE / 11 avril 2016
มุมมอง 3578 ปีที่แล้ว
Taorianan'ny fananganan-tsaina dia nisy ny fihaonana ara-panatanjahantena ka tournoi "Football à 7" ho an'ny ankizy lahy ary "Passe à 10" kosa no an'ny ankizy vavy.
Fotoana fanapahan-kevitra - MAMY sy BAKOLY
มุมมอง 9798 ปีที่แล้ว
Fotoana fanapahan-kevitra - MAMY sy BAKOLY
"Tranon'ny fahafatesana" - Tantara indray miseho / RTM
มุมมอง 71K8 ปีที่แล้ว
"Tranon'ny fahafatesana" - Tantara indray miseho / RTM
Takariva mahatsara vahiny - NY NANAHARY
มุมมอง 2.1K9 ปีที่แล้ว
Takariva mahatsara vahiny - NY NANAHARY
❤❤👍🏽👍🏽👏🏽👏🏽
Misaotra betsaka nizara é. Tena mbola tadidiko ny clipn’izay hira izay tao @ TVM👍🏽👍🏽❤❤👏🏽👏🏽👏🏽
❤❤❤👍🏽👍🏽👍🏽🙏🏽🙏🏽🙏🏽👏🏽👏🏽👏🏽
Monl
Mba alefaso izay manana ilay hoe:" tsy ny vola akory, tsy akory no ratsy, fa ny fitiavan azy no mety hafaty......"
Zany n'y fiainana mila mandinitena refa mitombo n'y taona eh
Mankasitraka tompoko❤️🎧🇲🇬
Ao tsara izany hira izany an 🥰😍🤩😘
12/04/2024 🥔🥔🥔🥔🥔 😀 Efa herin- taona Tsy mamboly Ovy intsony fa mividy toy Ny Rehetra
Merci bcp
Misaotra nizara, fahatsiarovana 🌼💐🌼💐
Zany ka tena hira❤
👋😻💟🧓👋
🧓😘😻🎆😇🤩👏
😍😊🌞😇😻😜🧓🤥🤩😇😘😭😀
🧓🎆👏🪷🥦
👋🧓💟💐🤩🐖🦤🐠🍓🍔🥞🍟🍕🧀🍗🌮🦞🥣🫕🍨🍰☕🍷👋
👋🧓💐🤩👋
Lasa nody ilay masoandro...indrisy 😪
Misaotra indrindra nizara o, Mampihetsi-po ny tononkira 👍👍
aleo ho avy izay ho avy izaho tsy hirona fa manana anao
🌞💃😅👋
🤭🤭🤭🤭🤭🤭🤭🤭🤭🤭
😜🐟🐟🐠🐠😋
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
😻🤣😹🙏. 🥔🥔🥔🥔🥔🥔🥔🥔🥔🥔🥔🥔
🤪😅😻😹🤓😀🤣
He! izany tokoa ny fiainana chacun son tour..... misaotra anao nizara o. tiako be na ny hira na ny tonony sy ny feon'i Lefona
Mankasitraka e!
NY aty Ivelan mbola velona ampon NY mpiarabelona aminy sy tamin i Mozart, Bach, Tschaikowski, Chopin, Ravel. FA nahoana NY antsika no tsy asandratra, Jerome Randria, Barijaona, Naka Rabemanantsoa, Rajoro, Ratsimbazafy io, Rakotozafy, Rakotofiringa, Ossy, Jeannette tropy, betsaka Maurice Halison, NY Antsaly Tohizo
Izaho Aloha dia mankasitraka iry Tarika iray ity. Isan ireo nahavita be t@ firenena mihoatra NY Pastors, mopera NY mpanao gazety ary indrindra NY mpamao politika. Isany hoy aho, tokony hisy Tangambato fahatsiarovana ho any taranaka mandimby
TSARABE O
Reviko foana oooa Nareo ry Nanahary.....tena manja.....mandria ampiadanana daholo nareo
Ity indray no mbola tsy henoko mihitsy....manja loatra fa misaotra tompoko o...
Forever the NANAHARY.....Je les adore á tout ♥.....
Tiko be ilay hira Payet a. Misaotra indrindra fa mampatsiahy ahy zavatra maro.
❤️ tsy ho fantany akory, fa n'inona hidona hotiaviko ianao ❤️
hisaraka ! nostalgique mitantara mamie ( affectation NIALA AMBOHIJAFY) equipe solide rakotomanga, nanahary, et les SN PROMOTION 75-76
Misaotra nizara izany hiran ny fahatanorana izany.
Hafa mihitsy ny toninkira tena mampatsiahy ny fahazazana
Merciiii💖.zah tena Tia tantara mapatahotra otrnreny😂
Tsara Be, Misaotra
Mankasitraka
Misaotra indrindra mizara. Azafady, tsy ry zareo CCC Guitare ve no mihira eto? Ilay "original" mantsy toa ny zanakin'ny mpamorona, S. Razaka no mpihira.
mpianatr'i Mme Razaka aho t@ izany fotoanany. tadidiko nihira an'io 1er concert public-ko ^^ 3 vavy izahay, izy nitendry. tsy nisy enregistrement t@ izany fa dia fahatsiarovana sisa an-tsaina.
El'izay tsy nihaonana, nisaran-toeran'izaho sy ianao, f'ankehitriny de mifankahita el'izay tsy nihaonana…Refrain:.Ianao ankehitriny, ianao mandrakizay, no hany, hiangotingotiana sy hitositosiana,(bis),Iny volana sy kintana,hany teto mba sakaizako , nefa tsy nety ho eto anilako ny volana sy ny kintana,Ref..Zary nofinofy ihany izany,eto anilako ianao mibanjina ahy ianao...zary nofinofy ihany,...zary nofinofy ihany…Happy end...
Tout court J'ador...toujour les měme mpakafy...,1,2,3,4
Hatsikana an-kira...hihihih loza ty sanabavy... misaotra anareo re ry Nanahary...lay Kala manjoko..hihihih
Harivariva,izany andro, lasa nody ilay masoandro, injany any ho any ,heno manako, feom-boronkely,mitomany samy irery.(bis) Rivo-tsoa mitsoka, malefaka fitopa,toa mandrotsirotsy,ny voahary manontolo,volana baliaka, hita manjopiaka,no maneran'eny manavaka ny (voa)hary....."Ny fahazazako niara nihira ity hira ity niaraka t@ireo zandriko teo antokotany matetika ny takarivan'ny alahady rehefa vita ny entimody sy ny fianaran-desona fiomanana ny alatsinainy....."
manja loatra misaotra ny Nanahary sy ny tariny.... hommage á eux....je tire chapeau devant tout ce qu'ils nous ont laissé comme trésor. ca a une valeure culturelle inéstimable que j'apprécie á tout coeur toute ma vie.."ZARY NOFINOFY IHANY"