Mamiko Ianao ry Tompo - NY NANAHARY

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 29 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 4

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 3 ปีที่แล้ว +1

    Reviko foana oooa Nareo ry Nanahary.....tena manja.....mandria ampiadanana daholo nareo

  • @rafelyjean1857
    @rafelyjean1857 3 ปีที่แล้ว

    Izaho Aloha dia mankasitraka iry Tarika iray ity. Isan ireo nahavita be t@ firenena mihoatra NY Pastors, mopera NY mpanao gazety ary indrindra NY mpamao politika.
    Isany hoy aho, tokony hisy Tangambato fahatsiarovana ho any taranaka mandimby

  • @rafelyjean1857
    @rafelyjean1857 3 ปีที่แล้ว

    NY aty Ivelan mbola velona ampon NY mpiarabelona aminy sy tamin i Mozart, Bach, Tschaikowski, Chopin, Ravel. FA nahoana NY antsika no tsy asandratra, Jerome Randria, Barijaona, Naka Rabemanantsoa, Rajoro, Ratsimbazafy io, Rakotozafy, Rakotofiringa, Ossy, Jeannette tropy, betsaka Maurice Halison, NY Antsaly Tohizo