Misaotra indrindra mizara. Azafady, tsy ry zareo CCC Guitare ve no mihira eto? Ilay "original" mantsy toa ny zanakin'ny mpamorona, S. Razaka no mpihira.
Misaotra indrindra nizara, mamoha fahatsiarovana mamy. Sendra misy manana ny original ve ? I Bera (angamba) no mihira, ary Harly Rajaobelina no clavier. Mbola tsy mety afaka fa mirefarefa ao an-tsaiko ilay synthetiser (Moog ?) . Mirary soa e
Misy olona iray manana ny original fa sady tsy mety hizara izy no tsy mety hanao copie koa ka dia naleonay nanao ty interprétation ty. Armand sy ny mamany no mihira @ lay original
mpianatr'i Mme Razaka aho t@ izany fotoanany. tadidiko nihira an'io 1er concert public-ko ^^ 3 vavy izahay, izy nitendry. tsy nisy enregistrement t@ izany fa dia fahatsiarovana sisa an-tsaina.
TSARABE O
Misaotra indrindra mizara. Azafady, tsy ry zareo CCC Guitare ve no mihira eto? Ilay "original" mantsy toa ny zanakin'ny mpamorona, S. Razaka no mpihira.
Misaotra indrindra nizara, mamoha fahatsiarovana mamy. Sendra misy manana ny original ve ? I Bera (angamba) no mihira, ary Harly Rajaobelina no clavier. Mbola tsy mety afaka fa mirefarefa ao an-tsaiko ilay synthetiser (Moog ?) .
Mirary soa e
Misy olona iray manana ny original fa sady tsy mety hizara izy no tsy mety hanao copie koa ka dia naleonay nanao ty interprétation ty. Armand sy ny mamany no mihira @ lay original
Mampahatsiaro an'i Christian Claude sy ny ccc Guitares tamin'izany fotoana izany.