TSY MAINTSY MANANKARENA VE MIARAKA @ ANDRIAMANITRA ?

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 16 ก.ย. 2024
  • Toriteny 10.03.24

ความคิดเห็น • 3

  • @user-bf8jw2gp9l
    @user-bf8jw2gp9l 5 หลายเดือนก่อน +2

    Amen🙏 makasitraka feno pastor nizara hoanay atrany fa tena mahazo Aina sy Hery miano ny fampianara etinao mo sady mandray Lesson iany ko mitomboa hositra atrany Pasteur Tovo are tahiny JESOSY atrany enao sy ny akohonanao🙏🙏

  • @gabriellaandrianaly5822
    @gabriellaandrianaly5822 5 หลายเดือนก่อน +1

    👋🙏🙏💒💒

  • @fortunahasinahoking
    @fortunahasinahoking 5 หลายเดือนก่อน +2

    MANAKASITRAKA indrindra tompoko. tena universite ny lanitra mihintsy ny fampianarana toy izao. sambatra ireo mpino ao aminao misakafo isan,andro misotro izany teny mamelona ny fanahy izany matetika. izahay koa mandray eto amin,ny tambazotra.voaray tompoko ny lesona tinao hampitana tsy misy hafa amin,ilay zavatra niseho tao antranomaizina nifatorani paoly sy SAILASY ihany ity. refa namangy tamin'ny horohorontany Andriamanitra ka nivaha ny fatoran,ny gadra rehetra . tsy nilomay namonjy fahafahana fa babo sy resilahaatra fa mpanota ka nanaiky fandaminana daholo. misaotra fa tsara ny toempo manaiky sy miandry ao anaty fahoriana noho ny maimay sy manery an'Andriamanitra .mankasitraka tompoko. vavaka; tompo o mampianara ahy hiandry amin'ny fifaliana ny fotonanao omeo toempo matoky mba handraisako stabilite ny arampanahiko hanananako hery hiatrehako ny fahorina manjo vetivety.