Tanteraka ao @Kristy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 7

  • @nadinedupre5043
    @nadinedupre5043 6 หลายเดือนก่อน +1

    Halleluia,Amena !Ampy ahy Jesosy! Lehibe loatra n'y Fitiavany antsika ,tena Sambatra tokoa Zay mahatsapa voavela heloka 👍 Misaotra sy Mankasitraka anao,anareo hatrany @ asa ataonareo pasitera🙏 🙏

  • @gabriellaandrianaly5822
    @gabriellaandrianaly5822 6 หลายเดือนก่อน

    👋🙏🙏💒💒

  • @gabriellaandrianaly5822
    @gabriellaandrianaly5822 28 วันที่ผ่านมา

    Ju👋🙏🙏💒💒

  • @projecta2632
    @projecta2632 6 หลายเดือนก่อน +1

    Fiadanana Pasteur
    Mampatahotra ahy teny pasteur teo hoe hanaraka mandrapahafaty zaho taminy fahatanorako de niteraka ts manabady tamny zany mbola ts nahalala Jesosy nefa efa bebaako nefa teny pasteur teo mampatahotra ahy sady manotanynteny no tehitomany be aho

    • @pasteurtovo534
      @pasteurtovo534  6 หลายเดือนก่อน +1

      Ka ilay hoe manaraka mandra-pahafaty anie suite logique an'ilay fahadisoana fotsiny e! Zanakao foana iny mandra-pahafatinao fa tsy hoe voavela ny helokao lasa tsy zanakao tsony izy na ho lavinao satria oe efa voafafa ny lasanao rehetra.

    • @nadinedupre5043
      @nadinedupre5043 6 หลายเดือนก่อน +1

      Za Mino fa rhf tena nibebaka sy Mino ianao fa efa Nentin'i Jesosy n'y fahotanao Dia Manana Finoana fa IZY no Namela n'y fahadisoanao rht,efa lasa n'y zv taloha ! Mahereza fa aza mitanondrika n'a matahotra zany!Fa Tena Mila sûre kosa e! N'y Fanahy Masina izay Nomeny antsika no Mandresy Lahatra anao @zany!misy Fiadanana,tsy misy Fanamelohana ano!courage🙏🥰🙏

  • @annieandrianjafimahaleonir3272
    @annieandrianjafimahaleonir3272 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka tompoko