Volan'ny kamboty - Ny Railovy.

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 7 ก.พ. 2025
  • Volan'ny kamboty - Ny Railovy.
    Musique de Madagascar

ความคิดเห็น • 9

  • @claireraly294
    @claireraly294 4 ปีที่แล้ว +2

    Ça fait plus de 40 ans que tu es partie, Maman,. Partie trop tôt. Tu restera toujours dans mon cœur 😍

  • @heryzorakotofiringa8900
    @heryzorakotofiringa8900 2 ปีที่แล้ว +1

    Fahatsiarovana ireo lasa rehetra😢😢😢

  • @charlotteeracama1555
    @charlotteeracama1555 4 ปีที่แล้ว +1

    Tiako ve mihintsy an ! Malahelo be te hody aho 🌹💐🌷🌸🌺🌼🌻🎋

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +1

    Mangarangarana eo ambaravarankely n'y Volana. Mamoha n'y fahoriana. Maizina n'y torimason'ny kamboty mitalaho. Aza malahelo.

  • @soniahnatacharayon9786
    @soniahnatacharayon9786 5 ปีที่แล้ว +3

    Ndriii i Mama no nahaizako nankafy ity hira ity, saingy dia nandao koa izy ankehitriny 😪😪 mafy tena mafy

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว

    N'y torimason'ny kamboty s'y n'y volana. Mitraka fa aza kivy.

  • @HenriRAKOTOSON
    @HenriRAKOTOSON 8 วันที่ผ่านมา

    Kanto loatra

  • @claudiaranaivoson6981
    @claudiaranaivoson6981 4 หลายเดือนก่อน

    TONONY
    Iny volana iny, tazanay manarangarana eo
    Itambaram-betsovetso, afaliana sy tomany
    Volana mitranga eo ambaravarakelinay
    Tsy tafana fifaliana fa mamo ny fahoriana
    Iny volana iny tazanay manarangarana eo
    Itambaram-betsovetso, afaliana sy tomany
    Volana mitranga eo ambaravarakelinay
    Tsy tafana fifaliana fa mamo ny fahoriana
    Any ho any anefa izao rehetra izao mahita anao e
    Volana ô lazao, lazao fa ny eto mitalao
    Efa ampy izay, ilaozy ny varavaranay
    Avelao ho maizina eto ny torimasokelinay
    Any ho any anefa izao rehetra izao mahita anao e
    Volana ô lazao, lazao fa ny eto mitalaho
    Efa ampy izay, ilaozy ny varavaranay
    Avelao ho maizina eto ny torimasokelinay