Marka 16: 15 - An'i Jehovah ianao, Azy koa ny olanao

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 4 ก.ค. 2024

ความคิดเห็น • 7

  • @thereserabemanana8430
    @thereserabemanana8430 14 วันที่ผ่านมา

    Amen 🙏🙏🙏

  • @user-em4xy4js6o
    @user-em4xy4js6o 27 วันที่ผ่านมา +1

    Mankasitraka indrindra pasteur tamin'ny fampianarana, tena mampahery ary mampahatsiahy be ahy ny ady atrehiko sy ny maha an'Andriamanitra ahy mba hananako fanantenana hatrany, ny Fiadanan'ny Tompo anie ho aminao mandrakariva☺

  • @laetitiarasoanantenaina5483
    @laetitiarasoanantenaina5483 20 วันที่ผ่านมา

    Mankasitra Pasteur 🙏🙏

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu3906 27 วันที่ผ่านมา

    Misaotra betraka Pastera . Atolotro an-Andriamanitra ny finoko Azy sy ny fiainako rehetra 🙏🙏🙏

  • @PatriceRamontalambo
    @PatriceRamontalambo 16 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka Pasteur Tahiana ; Mampahery tokoa ny Tenin'Andriamanitra ; ary nampitraka indray ; Tahin'i Tompo Jeso ianareo mianakavy Tompoko !

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 27 วันที่ผ่านมา +1

    Marina tanteraka 💯 ny fampianaranao Pasteur Tahiana, voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany hatrin'ny taloha ka homandrakizay 🙏 Mamerina fisaorana mitafotafo tompoko 😇

  • @ainaaina9174
    @ainaaina9174 26 วันที่ผ่านมา +1

    Manoana mafy ahy , arahiko depuis aho marary, misaotra mampatsiahy lalandava fa misy Ray mahefa mijery sy mitsinjo ao anatin'izao lohasaha maizina misy ahy izao.