Marka 16: 15 - Pst Tahina
Marka 16: 15 - Pst Tahina
  • 823
  • 3 257 526

วีดีโอ

Marka 16: 15 - Maty teo ambony hazo fijaliana Jesoa mba hahatonga anao hihavana amin'Andriamanitra
มุมมอง 8979 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Marka 16: 15 - Maty teo ambony hazo fijaliana Jesoa mba hahatonga anao hihavana amin'Andriamanitra
Marka 16:15 - Fihaonana mivantana (Singapour sy Malaisie) Nov. 2024
มุมมอง 2569 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Marka 16:15 - Fihaonana mivantana (Singapour sy Malaisie) Nov. 2024
Marka 16: 15 - Tsy nety azon'ilay zanakay mihitsy hoe fa maninona no nozonin'i Jesoa ilay Aviavy?
มุมมอง 1.9K21 ชั่วโมงที่ผ่านมา
Marka 16: 15 - Tsy nety azon'ilay zanakay mihitsy hoe fa maninona no nozonin'i Jesoa ilay Aviavy?
Marka 16: 15 - Ianao RAD no misafidy ny finoan'ny zanakao fa tsy andrasana azy rehefa lehibe izany
มุมมอง 823วันที่ผ่านมา
Marka 16: 15 - Ianao RAD no misafidy ny finoan'ny zanakao fa tsy andrasana azy rehefa lehibe izany
Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Gen. 35: 1 - 7)
มุมมอง 1.7K14 วันที่ผ่านมา
Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Gen. 35: 1 - 7)
Marka 16: 15- Mino na tsy mahita aza: izany no tena FINOANA
มุมมอง 2.2K14 วันที่ผ่านมา
Marka 16: 15- Mino na tsy mahita aza: izany no tena FINOANA
Marka 16: 15 - Na ianao mandeha "Mpimasy" na ianao "Mivavaka" fa tsy miaraka ireo
มุมมอง 1.3K14 วันที่ผ่านมา
Marka 16: 15 - Na ianao mandeha "Mpimasy" na ianao "Mivavaka" fa tsy miaraka ireo
Marka 16: 15 - Izay matoky ny Tompo @zavatra kely indrindra no afaka hatoky ny Tompo @olana goavana
มุมมอง 2.1K14 วันที่ผ่านมา
Marka 16: 15 - Izay matoky ny Tompo @zavatra kely indrindra no afaka hatoky ny Tompo @olana goavana
Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Lio. 17: 1 - 6)
มุมมอง 2K21 วันที่ผ่านมา
Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Lio. 17: 1 - 6)
Toriteny Alahady (Mat. 8: 5 - 13)
มุมมอง 2K28 วันที่ผ่านมา
Toriteny Alahady (Mat. 8: 5 - 13)
Marka 16:15 - Seminera : Fanabeazana - Depression - Batisa
มุมมอง 968หลายเดือนก่อน
Ity ny rohy fisoratana anarana: forms.gle/maxQmFBF2MBAaevU8
Marka 16: 15 - Reraka ve ny fonao? Mivavaha
มุมมอง 3.7Kหลายเดือนก่อน
Marka 16: 15 - Reraka ve ny fonao? Mivavaha
Marka 16: 15 - Toriteny Alahdy (Sal. 61: 1- 8)
มุมมอง 2.6Kหลายเดือนก่อน
Marka 16: 15 - Toriteny Alahdy (Sal. 61: 1- 8)
Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Mar. 7: 14 - 23)
มุมมอง 2Kหลายเดือนก่อน
Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Mar. 7: 14 - 23)
Marka 16: 15 - Aza miondrika loatra amin'io olana io fa mitraka dia ankafizo ny fiainanao.
มุมมอง 5Kหลายเดือนก่อน
Marka 16: 15 - Aza miondrika loatra amin'io olana io fa mitraka dia ankafizo ny fiainanao.
Marka 16: 15 - Ny tahotra no mahatonga ny fihatsaram-belatsihy fa tandremo
มุมมอง 2.5Kหลายเดือนก่อน
Marka 16: 15 - Ny tahotra no mahatonga ny fihatsaram-belatsihy fa tandremo
Toriteny Alahady (Lio. 12: 4 - 7)
มุมมอง 1.4Kหลายเดือนก่อน
Toriteny Alahady (Lio. 12: 4 - 7)
Marka 16: 15 - Misy Ray, Izay mahalala ny antsipirian'ny fiainanao, koa aza matahotra
มุมมอง 3Kหลายเดือนก่อน
Marka 16: 15 - Misy Ray, Izay mahalala ny antsipirian'ny fiainanao, koa aza matahotra
Toriteny Alahady (I Pet. 1: 13 - 16)
มุมมอง 1.4Kหลายเดือนก่อน
Toriteny Alahady (I Pet. 1: 13 - 16)
Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Deo. 31: 1 - 8)
มุมมอง 2.5K2 หลายเดือนก่อน
Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Deo. 31: 1 - 8)
Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Lio. 9: 57 - 62)
มุมมอง 1.8K2 หลายเดือนก่อน
Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Lio. 9: 57 - 62)
Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Sal. 6: 17 - 26)
มุมมอง 2.2K2 หลายเดือนก่อน
Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Sal. 6: 17 - 26)
Marka 16: 15 - Fianarana mitoriteny sy fandalinana Boky ao amin'ny Baiboly eto amin'ny Facebook.
มุมมอง 2.2K2 หลายเดือนก่อน
Marka 16: 15 - Fianarana mitoriteny sy fandalinana Boky ao amin'ny Baiboly eto amin'ny Facebook.
Marka 16: 15 - Mipetraha tsara eo ihany aloha raha mbola tsy afindran'ny Tompo Jesoa
มุมมอง 3.3K2 หลายเดือนก่อน
Marka 16: 15 - Mipetraha tsara eo ihany aloha raha mbola tsy afindran'ny Tompo Jesoa
Marka 16: 15 - Mety amin'ny Kristiana ve ny fanaovana YOGA ?
มุมมอง 1.5K2 หลายเดือนก่อน
Marka 16: 15 - Mety amin'ny Kristiana ve ny fanaovana YOGA ?
Toriteny Alahady (Sal. 68: 7 -14)
มุมมอง 2.2K2 หลายเดือนก่อน
Toriteny Alahady (Sal. 68: 7 -14)
Marka 16: 15 - An'i Jehovah ianao, Azy koa ny olanao
มุมมอง 4.5K2 หลายเดือนก่อน
Marka 16: 15 - An'i Jehovah ianao, Azy koa ny olanao
Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Isa. 43: 1 - 7)
มุมมอง 3.3K2 หลายเดือนก่อน
Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Isa. 43: 1 - 7)
Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (I Tes. 5: 4 - 11)
มุมมอง 1.6K3 หลายเดือนก่อน
Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (I Tes. 5: 4 - 11)

ความคิดเห็น

  • @laetitiarasoanantenaina5483
    @laetitiarasoanantenaina5483 15 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Mankasitra pstr 🙏🙏

  • @ericrv7936
    @ericrv7936 2 วันที่ผ่านมา

    mankasitraka Pasteur

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 3 วันที่ผ่านมา

    Amen 🙏

  • @domoinajudiahVolaherimirantsoa
    @domoinajudiahVolaherimirantsoa 4 วันที่ผ่านมา

    Voninahitra hoan'Andriamanitra lehibe 🙏❤

  • @amaryasin8317
    @amaryasin8317 4 วันที่ผ่านมา

    Amen 🙏 🙏 🙏 🙏 🙏

  • @mk1615_PstTahina
    @mk1615_PstTahina 4 วันที่ผ่านมา

    ❤Ianareo any Asie indray izao!❤ Mikasa hamangy sy hampianatra mivantana antsika Malagasy any Singapour sy Malaisie aho ny 7 - 14 Oktobra ho avy izao. Misorata anarana amin'ity rohy ity raha liana dia omenay ny andinindininy rehetra. forms.gle/S4VmddzHrpBrruFKA "Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo ka mitoria ny Filazantsara amin'ny olombelona rehetra" (Marka 16: 15) Fanazavana fanampiny: mk1615.association@gmail.com SOLI DEO GLORIA

  • @odileandrianarisoa649
    @odileandrianarisoa649 7 วันที่ผ่านมา

    Efa henoko fa rarement

  • @MaminiainaRAKOTOMALALA
    @MaminiainaRAKOTOMALALA 8 วันที่ผ่านมา

    Za mihintsy zany a

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 9 วันที่ผ่านมา

    AMEN 🙏. Mankasitraka indrindra pasteur.

  • @Rakotoarinororijason
    @Rakotoarinororijason 9 วันที่ผ่านมา

    Misaotra foana amin'ny fizarana, Ekena ary tena mahasoa ny fanekena ny fitondran'Andriamanitra, vao avy nampandaloviny an'izany fa tena mahatsiaro mafy saingy tsaroana ihany koa ny fanamboarana goavana Fanontanaina hoe: ilay izy tsy amin'ny fotoana tokony ahitana voa, misy heviny hafa ve?, fa ny fahefany tena ekena

  • @شمسهالوهيبي-ط9ض
    @شمسهالوهيبي-ط9ض 9 วันที่ผ่านมา

    Misaotra Pasitera fa na izaho koa aza Zao vao mazava amiko😊

  • @CarolineRAZAFINDRASOA
    @CarolineRAZAFINDRASOA 9 วันที่ผ่านมา

    AMEN ❤

  • @radisonmamyrakotonirina125
    @radisonmamyrakotonirina125 9 วันที่ผ่านมา

    Amen mankasitraka PASTEUR

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 9 วันที่ผ่านมา

    Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Tahiana manamafy ny fahalalana hoan'ny RAD tsirairay,ny tokony ivimbinana mandrakariva ny arapanahin'ny taranaka mandimby.Hoaminao sy ny ankohonanao lalandava koa JESOA 😇

  • @luttequessmich1741
    @luttequessmich1741 10 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka tanteraka Pasteur, ary ny Tompo anie hanome hery sy fitahiana ho anao sy ny ankohonanao 🙏🏾🙏🏾🙏🏾

  • @juliettenalys5992
    @juliettenalys5992 10 วันที่ผ่านมา

    Tena marina mintsy Pasteur Tahini Tompo daolo 🙏

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu3906 10 วันที่ผ่านมา

    Marina tokoa ny lazainao Pastera. Misaotra betsaka tompoko!

  • @radisonmamyrakotonirina125
    @radisonmamyrakotonirina125 11 วันที่ผ่านมา

    AMEN MANKASITRAKA PASTEUR

  • @randriamanantsoavoahangini1758
    @randriamanantsoavoahangini1758 12 วันที่ผ่านมา

    Tena misaotra Pasteur fa tena voaray n hafatra 🙏

  • @radisonmamyrakotonirina125
    @radisonmamyrakotonirina125 12 วันที่ผ่านมา

    Amen mankasitraka PASTEUR

  • @Nirina-zk1pi
    @Nirina-zk1pi 13 วันที่ผ่านมา

    Amen!Mankasitraka Pasteur!😊

  • @Nirina-zk1pi
    @Nirina-zk1pi 13 วันที่ผ่านมา

    Amen!mankasitraka Pasteur!😊

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 15 วันที่ผ่านมา

    Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur manamafy ny fahamarinan'A/tra @lafipiainana rehetra tompoko,samy tahin'Andriamanitra foana isika tsirairay avy éééé 😇

  • @radisonmamyrakotonirina125
    @radisonmamyrakotonirina125 15 วันที่ผ่านมา

    Misaotra TOMPO AMEN

  • @radisonmamyrakotonirina125
    @radisonmamyrakotonirina125 15 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka PASTEUR AMEN

  • @laetitiarasoanantenaina5483
    @laetitiarasoanantenaina5483 15 วันที่ผ่านมา

    Amen 🙏

  • @laetitiarasoanantenaina5483
    @laetitiarasoanantenaina5483 15 วันที่ผ่านมา

    Merci fa zey leh mampandiky tenako manokagna 🙏🙏fa hazoko ny tena izy

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu3906 17 วันที่ผ่านมา

    Hampitomboy Andriamanitra Tompo ny Finoko Anao , misaotra nohon'ny fitiavanao ahy sy ny taranako , amin'ny anarany Jesosy Zanakaô ! 🙏🙏🙏

  • @miairene3026
    @miairene3026 17 วันที่ผ่านมา

    Finaritra Tompoko. Misaotra indrindra Pasitera amin fampianarana fa dia mampadinin-tena mandrakariva..

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 17 วันที่ผ่านมา

    AMEN 🙏. Mankasitraka indrindra pasteur.

  • @zorakotoharimanitra2184
    @zorakotoharimanitra2184 17 วันที่ผ่านมา

    Andriananahary Masina indrindra ! 🙏🏽🙏🏽🙏🏽🙏🏽

  • @saholyrakotovao35
    @saholyrakotovao35 17 วันที่ผ่านมา

    Misaotra indrindra Pasteur @ fizarana. Tahin'ny Tompo

  • @juliettenalys5992
    @juliettenalys5992 17 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka indrindra Pasteur o Voninahitra anie ho Andriamanitra Irery iany Amen 🙏

  • @アンドリアシトラカ
    @アンドリアシトラカ 17 วันที่ผ่านมา

    ❤❤❤❤❤❤❤

  • @Rado-2q2
    @Rado-2q2 17 วันที่ผ่านมา

    Misaotra indrindra Pasteur ny amin'ny fizarana, tena marina izany ❤...ho tahian'i Jesoa hatrany !

  • @laetitiarasoanantenaina5483
    @laetitiarasoanantenaina5483 17 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka 🙏🙏Amen mino andremanitra aho 🙏

  • @sylviamada
    @sylviamada 18 วันที่ผ่านมา

    AMENA🙏🙏🙏🙏🙏

  • @lucienneramilijaona7073
    @lucienneramilijaona7073 19 วันที่ผ่านมา

    Niady ity omaly fa tsy hita , misaotra betsaka

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 19 วันที่ผ่านมา

    Misaotra tompoko Pst Tahina

  • @JulianaRanaivo
    @JulianaRanaivo 20 วันที่ผ่านมา

  • @sylviamada
    @sylviamada 20 วันที่ผ่านมา

    AMENA🙏🙏🙏🙏

  • @rasoafiamaranasoarimalala8776
    @rasoafiamaranasoarimalala8776 20 วันที่ผ่านมา

    Amen 🙏 Mankasitraka pasteur

    • @bodoharisoaravoavahy5238
      @bodoharisoaravoavahy5238 20 วันที่ผ่านมา

      Misaotra betsaka,izay vao takatro tsara le oe mino any i Jesoa kristy.. Misaotra betsaka.

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu3906 21 วันที่ผ่านมา

    Hampitomboy ny Finoko Anao Tompo Jesosy 🙏 Misaotra anao Pastera !

  • @andrianasolomirana4243
    @andrianasolomirana4243 22 วันที่ผ่านมา

    Misaotra betsaka pasteur

  • @hanitriniainachristineraza7305
    @hanitriniainachristineraza7305 23 วันที่ผ่านมา

    Eto ve tompoko no misoratra anarana

  • @hanitriniainachristineraza7305
    @hanitriniainachristineraza7305 23 วันที่ผ่านมา

    Bonjour Pasteur

  • @Rado-2q2
    @Rado-2q2 23 วันที่ผ่านมา

    Misaotra indrindra Pasteur manaiky nataon'i Jesoa ho fitaovana nampita izany Fampaherezana sy fampianarana 💌

  • @juliettenalys5992
    @juliettenalys5992 23 วันที่ผ่านมา

    Amen 🙏 Tompo o tano mafy ny finoako Anao Mankasitraka indrindra Pasteur Voninahitra anie ho Azy Irery iany

  • @norosoamalalanirinarandria3514
    @norosoamalalanirinarandria3514 25 วันที่ผ่านมา

    Mbola misy veity voyage ity tompoko

  • @ainarandriam
    @ainarandriam 25 วันที่ผ่านมา

    Merci beaucoup Pasteur fa Tena mazava n fampianarana Tahin Tompo ndrindra ianao tompoko