Maro amintsika izao no mbola diso fihetsika Dia mba mianan-kendry ery fa be fitetika Miseho milay fa kay poakaty Complexé ‘zay ilay ratsy e ! Izay tsy fanananao mba aza atao mahamenatra Tsisy milaza fa ianao no tena vendrana Raha hisavika saranga Complexé mivandravandra O ! Zama e ! (2) Aza manao an’io fa complexé O ! Zama e ! ô ! ry zama a ! Ny hafatro aminao anie di aza complexé Az complexé tsy milay ianao, complexé Raha isika -azacomplexé Mahamenatra (olona) complexé Ka mampalahelo ô ! Misy alahelo ô ! Izay mba fanananao tsy dia hizitizitiana Raha mba izay fahaizanao tsy hanambaniana Ianao anie tsy tapitr’ohatra Complexé, tsy mampivoatra N’inona volon-koditrao Ianao tsy ariana Efa tsy misy intsony izao Ny andevo sy andriana Raha toa isika hifanaratsy Complexé, mamoafady
O ! Zama e ! O zama a! a! Aza manao an’io fa complexé O ! Zama e ! ô ry zama a ! Ny hafatro aminao anie di aza complexé Aza complexé tsy milay ianao, complexé Raha isika aza complexé Mahamenatra complexé Ka mampalahelo ô ! Misy alahelo ô !
2024 mbola tiako foana aza complexe
Ts mankaleo zany oa taloha 2019 mamy ery otrany vao anio merci njakatiana
Maro amintsika izao no mbola diso fihetsika Dia mba mianan-kendry ery fa be fitetika Miseho milay fa kay poakaty Complexé ‘zay ilay ratsy e ! Izay tsy fanananao mba aza atao mahamenatra Tsisy milaza fa ianao no tena vendrana Raha hisavika saranga Complexé mivandravandra O ! Zama e ! (2) Aza manao an’io fa complexé O ! Zama e ! ô ! ry zama a ! Ny hafatro aminao anie di aza complexé Az complexé tsy milay ianao, complexé Raha isika -azacomplexé Mahamenatra (olona) complexé Ka mampalahelo ô ! Misy alahelo ô ! Izay mba fanananao tsy dia hizitizitiana Raha mba izay fahaizanao tsy hanambaniana Ianao anie tsy tapitr’ohatra Complexé, tsy mampivoatra N’inona volon-koditrao Ianao tsy ariana Efa tsy misy intsony izao Ny andevo sy andriana Raha toa isika hifanaratsy Complexé, mamoafady
2020 tiko fona 😍😍😍
ca fait tarpin longtemps que je cherchais cette chanson il chante tro bien
Hira fataonay ballé mbola kely ❤❤❤
Am zao efa ts aenona hira otr tony tsony fa le fitiavana daoly :( mia kely saina tsika . aleo mverna am taloha
Marina mihitsiny resk fitiavana fisarahana ady pirafy n'a non artiste am zay hila ts ho ai vakiaana
taona roa arivo.
❤❤❤❤mbola miheno ny aty 1 juin 2024❤❤🎉🇲🇬❤🇲🇬
Zah tena tia ny hirany Njakatiana an jusqu'à zao.
O ! Zama e ! O zama a! a!
Aza manao an’io fa complexé
O ! Zama e ! ô ry zama a !
Ny hafatro aminao anie di aza complexé
Aza complexé tsy milay ianao, complexé
Raha isika aza complexé
Mahamenatra complexé
Ka mampalahelo ô !
Misy alahelo ô !
Azafady zokibe NJakatiana ary mba aiza I Holy ilay niara-nihira taminao amin'izao?
Mbol mankafi atraminy zao 😎👏👏
2024 🥰🥰
une philosophie a appliquer sur lavie
2018,,,,,????????? iza mbola mijery,,,tsy lefy laza ny tena vazo
Manjab foan hiran' i Njakatiana
e
hira tena tsara !
misaotra Njakatiana..
Les 4 "haters" sont complexés :D
Marò amintsika mbola manao complex grazie njaka tena revo ciao
2020 mai
Lay horonatsary no tena reveko
ça me fais trop pensé à Madagascar.
Beau Goss lahy njakatiana
mbola tsara foana e bravo njakatiana
ce clip me ferai toujours rire lol ,j adoooooooore
Mon mari aime ça (français)
2019 mbola miaino fona
tiako be 😍😍
za aloa tena mankafy anty hira ity nanamarika ny fahazazako ilay clip.
Mapatsiaro ny fahiny, mlay Njakatiana (y)
Marina mihitsy izany namana
tiako be mihitsy
malaelo mafy fatsimba misy hira toizao tsony amzao. tsara ny hira taloha
tianay fona2
Mafinaritra b raha misy mpanambola manana toetra hotrany any njkatiana tsara
J'adore
Marina b ny tononkira
Mampangoma à Mada
tsy tsapany hoe lamody be kay le destroy 😂 2020 iza no ato oh?
milay be ;D
iza 👍