tiako be ny hira, dia tiako be koa ny danse fa tsy maharaka, mankafy zahay! mianatra danse ato fa asa na hahavita ohatranio ihany...hihihi! misaotra nizara eh!
Avelao izy sy ny hafokany hameno ny tany f sitrano ny fonao hangina rehefa tsy tina Indrisiii mantsy ary mino sy mbola mananten'aho f mbola hiseho ny marina ary handresy aho Tompoooo mankasitraka Poopy
Tohizo fa tsara ry POOPY a! POsy le tao BEhorika ihany ty e! Akaman'i Naivo(Bitro) tao amin'ny pata.Teneno leiry hoe iKodiny be ihany ty e! sûr e! tohizo fa tsara e!
Tadidiko tamin'ny fahazazako j'ai écouté en boucle cette chanson ❤❤
2024 mbola tiako foana fa anisan'ny hira tena ni marqué n'y fiainako
tiako be ny hira, dia tiako be koa ny danse fa tsy maharaka, mankafy zahay! mianatra danse ato fa asa na hahavita ohatranio ihany...hihihi! misaotra nizara eh!
Ny marina tsy mba maty!!! Misaotra ny nizara ny kanto. Mankafy manokana ny hiran'i Poopy. Merci bcp!
Mon anfance c’etait chason qui a été la plus adorable dans ce époque la merci Poopy
Mbola miaharina ! 2020 mbola miheno foan e!
Fa sitrano ny fonao hangina.
Rehefa tsy tiana..
Aiiiiie
Merci Maman Poopy ! La grande artiste de tous les temps...
Merci infiniment Poopy
Grâce à votre chassons, j ai la paix à l intérieur
Mafinaritra foana anie Poopy e💐
vao nahita sy nandre ity hira ity aho dia tara mihitsy! tsara! misaotra ô!
Mbola tsy adignako dihinay mbola kely tamin hira ty zay:"Tano mafy ao am-ponao fa".
Fanaovana choregraphie t@ mbola kely tony😍
Zany la hira atolotra ampi tiavana be ho any tatie say ts salama noho ny hetraketraky ditra mbady
Mijoro mbanjino hatreo ny hoavinao
Tsy resy tsy akory ny manao ny marinaaa
Merci b d b Poopy sy Mpandihy
Mankasitraka ee
Marina zany akia POOPY a, ny manao ny marina tsy mba very👍👍👍
Chanson de mon enfance 😊😊😊❤ J ai envie de remixer ce chanson en EDM ✊
Ndriiiiii ny fahazazako t@zany hira izany 😢
Zani fahazazako ry zareo ah !!!
2024:tena tiko lay musique sy Tonony merci Poopy❤
J'adore cette chanson
Mbola miarina Zay manao n'y marina😍😍😍😍
Efa sipako io manao kilaoty kely io mafy tao izy
2025 efa ho avy , mbola mankafia foana isika 😀
Ma chanson ça ☺️ Qui l’écoute encore en juillet 2022 ?🙃
Avril 2024 😉
Iaianako amizao lay hira lasa mihatiakobe
tiko be, misaotr ee
Merci beaucoup Poopy.❤
Fa tsy tompony farany akory ianao.
Tena victime d'injustice fona aho teo aminy fiainako dia ity hira ity no anisany mampatanjaka ahy.
Courage mitohy foana ny fiainana fa aza miraharaha anzany. Mbola hisy masoandro mihiratra
J'adoooore!!!!
dommage Poopy est enfin sur Spotify mais cette chanson n'existe pas sur la paltforme 😢 pour moi ma chanson préférée de Poopy
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
tena tsara mihitsy ty hira ty an, Merci bcq bcq Poopy a
2019 tsar b le gadona
2021 bola mihaino fona e
Fin 2023 mbola ato eeee ❤❤❤❤
Belle musique ;)
Tsara . Mankasitraka 😘🎤
Avelao izy sy ny hafokany hameno ny tany f sitrano ny fonao hangina rehefa tsy tina
Indrisiii mantsy ary mino sy mbola mananten'aho f mbola hiseho ny marina ary handresy aho Tompoooo mankasitraka Poopy
Misaotra betsaka
marina zany euh!!!
tiko be
Tsy mb resy ze manao ny marin.
Marina mihitsy le hira e
Tsara be
merci poopy...
Tiako loatra zay hira zay merci Poopy
atsiarovako no faha zazako
Izay manao ny marina - Poopy [Madagascar 2006]
Marina izany
tano mafy ao amponao fa poopy hatramin'ny farany
yes chef bini
Misaotra ny mpandefa nizara ny kanto.
♥️♥️♥️
Henoy tsara
Tohizo fa tsara ry POOPY a! POsy le tao BEhorika ihany ty e! Akaman'i Naivo(Bitro) tao amin'ny pata.Teneno leiry hoe iKodiny be ihany ty e! sûr e! tohizo fa tsara e!
Eee zany fahazazako mande ity n'y fotoana
iza mbola mijery anty tikobe tsara ery zany hiranay t@mbola kely masaka mihitsy ny Bâle t@ zany tiko ery
j.adore
J'avais 5 ans en 2006
No if,no but. great
03.2024
Marina zany.
1¹