Merci, n'oublie pas de cliquer sur "s'abonner", Misaotra, aza hadino ny mikliky an'lay hoe "s'abonner" ôôô!! :) ; Thanks, don't forget to click on "s'abonner" , and "like ofcorse

Salama, misaotra ary manasa ee, aza hadino ny mi-clik eo am'lay hoe "s'abonner" sy "like' na "j'aime" lay sarin'ankihibe manondro miakatra 😀 ee!! ao amin'ny youtub,mila tohana ee 🙂 misaotra mialoha, dia tariho koa ny namana e

6-RE;5:LA;4:RE;3:FA#;2:LA;1:RE reo ny accordage, ny note mo zany de tsita fa de mba ef mjery anleri eo no ijerena azy, le tanana mila habile tsara mlalao anle temps anle bassy
Mafy e 🎉
Entre blues et philosophie, une belle conjugaison j'adore ❤
BRAVO BRAVO BRAVO , mankasitraka zoky be aaaaa
Chapeau @le filalaovana anle glita e
Trop be ..mahay e 🎩🎩🎩🙏🙏
Merci zoky be! mlay e! 2019
Nday. Ao tsara maître a
Henjana be nareo
Maître.
manaiky foana izahay ,
mankasitraka be dia be izahay zoky Charles
Tena ao tsars izany Charles a! Mankasitraka NY talentanao.
Tsara loatra
merciii charles
Merci, n'oublie pas de cliquer sur "s'abonner", Misaotra, aza hadino ny mikliky an'lay hoe "s'abonner" ôôô!! :) ; Thanks, don't forget to click on "s'abonner" , and "like ofcorse
excellent Charles👍
Merci Alex
tu es le meilleur❤️
tiako ity hira ity
Mafy e
Enjana ianao zoky be, mankasitraka!
Merci, n'oublie pas de cliquer sur "s'abonner", Misaotra, aza hadino ny mikliky an'lay hoe "s'abonner" ôôô!! :) ; Thanks, don't forget to click on "s'abonner" , and "like ofcorse
Salama, misaotra ary manasa ee, aza hadino ny mi-clik eo am'lay hoe "s'abonner" sy "like' na "j'aime" lay sarin'ankihibe manondro miakatra 😀 ee!! ao amin'ny youtub,mila tohana ee 🙂 misaotra mialoha, dia tariho koa ny namana e
Mahafinaritra ny tendry gitaranao
mafy enao Charles an
Sôtra eeh
Merci, n'oublie pas de cliquer sur "s'abonner", Misaotra, aza hadino ny mikliky an'lay hoe "s'abonner" ôôô!! :) ; Thanks, don't forget to click on "s'abonner" , and "like ofcorse
Tena tsara, sao dia mba misy TAB ny accord de base any na ohatran'izany. Dia mba azo fantarina ve accordage? Merci e