Ten mis tokohav zan tantar izan, tsivitak ramb in anadahiko toka. In moa nomba mis manw otrizan de aona hoy ahy, tena tsivitak anw otrizan an vadiko nade tss hasa iz 😭😭💔💔💔💔💔
Mbola tsara Gasy Rakoto d mankasitraka anao nizara ampitiavn hatrany tantara n Aceem Radio d vao hanomboka hiaino k d mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa tompoko d bonne journée daolo ho antsik rhtr eto ampihanoina oo
Tsara be sahaza anareo mihitsy izay ka 😈😈😈. PS: lasa hoe natolotrin' ny ACEM Radio anareo teo indray ny voateny voalohany.Mahay be daholo Misaotra anao nizara
Es vao maty zay vao midadada manao ranomaso magnetsikeloko eo .😭😢 Ten mis lesona Resign ai tiavo ni Ray dien iz bol velon ts maints zao vao mindrandra2 eo
Mankasitraka tompoko♥️🎧🇲🇬
Efa tara mifona ry dada malalako 🥰♥️💐😭😭😭😭😭😭😭😭
Mankasitraka anareo! Tsara b ny tantara.. isaorana ny mpanoratra sy mpilalao.. ⚘⚘. Indrisy mampalahelo ny zava misy!!
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko tegna mampalahelo be lay tantara misy lesona sy anatra ho antsika jiaby izay managna tokatrano,,ny tegna mahafinaritra @ fiainagna ny mahay mifanogna @ zay rehetra ataontsika, Misaotra betsaka miandry ny tantara vaovao indray 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Mankasitraka tompoko fa mis lesson azo iresana foana rehefa maheno tantara nareo 🥰🥰🥰🌺🌺🌺
Mampalahelo b tegna misy olo ratsy saina miints ....😢😢😢Merci gasy Rakoto an....zanaka no mahafohy RAD marina.
Mampalahelobe le tantara merci beaucoup 💋💋💋💋💋💋
Indrisy papa ts foiko 😭😭😭😭😭😭😍😍😍😍
Ndryyyy tena mahonena mitondra mangidy ilay Raimpianan-kaviana
Ndriiiii mampalaelo ny niafaran tantara 😭😭😭
Meric boucoup eh😭😭😭🇸🇦🇸🇦🇲🇬🇲🇬
Ndriiiiii
Mampalahelo b lay tantara 😢😢😢misaotra nizar tsy tapaka rea
Mankasitraka indrindra Fa tsara lay tantara ❤❤❤
Misaotr betsak 😍😍🙏🙏
Izao mihintsy no olana rehefa idikidiran'ny havana ny tokatrano. Izay tsy miasa aloha dia atao tsinotsinona na ny lahy na ny vavy
Mbola ho tsaraina
Latsaka ny ranomasoko ❤❤❤❤
Mankasitraka hatrany tompoko 😭😭😭
Ten mis tokohav zan tantar izan, tsivitak ramb in anadahiko toka. In moa nomba mis manw otrizan de aona hoy ahy, tena tsivitak anw otrizan an vadiko nade tss hasa iz 😭😭💔💔💔💔💔
,
Mampalahelo be Ilay tantara,driii!!!😔😔.misaotra tompoko
Sady mandona fo no misy lesona maro azo tsoahina! Misaotra ny accem radio!
Njii any Zay dada😢😢😢
😢
Mankasitraka indrindra. Tena latsaka mihintsy ny ranomasoko teo ampihainona n'y tantara
Misaotra sy makasitra hatrany ooo
Makasitraka bedabe o!! Tena tsy tatiko nihaino azy fa tena latsaka ranomaso za!! Eo ampihainona
😢😢😢😢😢😢marary loatra 😢😢
🥺🥺🥺🥺 latsaka ranomasoko ee
Indrisy, ny nenina tsy aloha fa ao aoriana handatsa 💔😢😢tara loatra e
Latsaka ranomasoko 😢😢😢 tsy zakako
Marary ts tantiko 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭🙏🙏
Andra😭😭😭😭😭 tara ny fahatongavan-tsaina nareo😭😭😭
Mapalaelo b 😢😢
De mis zanaka mahavita zan @dadany ve😭😥 latsak ny ranomasoko💔💔😓😭
Tsy tanako ranomasoko 😭😭😭😭😭😭
Mankasitraka oh
Merci 😊
Misaotra betsaka ô
Makasitraka hatrany tompoko
Bjr merci sady mampalahelo no manohina n'y fo mampi te agnampy an'ilay rose fa indrisy mantsy
😭😭😭😭😭😭😭😭
😭😭😭😭😭😭feno ny foko 😭😭😭😭😭
Mapalaelo beuh, ;(
Mampalahelo 😭😭😭😭😭
Tsy voatagnako ny ranomaso 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭
Zao vo hihaino manantena fa ho tsara
Kay mampalahelo ahy loatra 😢😢😭mankasitraka tompoko
Mankasitraka Tompoko
Tenta mampalahelo niafarany 😓😭
Mankasitraka indrindra Tompoko o ❣💕💞🧡💞❣💗💙🧡💕🇲🇬🇲🇬🇲🇬💞❣💗💙🧡💕🇰🇼🇰🇼🇰🇼💞❣💗💙🧡💕💯👍💯💞💞💞💞
😭😭😭😭😭
😔😔😥😥😥😥😭😭😭
😭😭😭
Ndriiiiii ontsa NY foko mampalahelo le vady natao ankehery voamaika manampy trotraka hanatra hoany vehivavy manao tsinotsinona NY vadiny zany mankasitraka indridra
MBA aza manary vady koa tss voa😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭
Otran mampalael b loatra ka🥺🥺😭😭😭😭
Andray kosa e 😭😭 hmmm tsia efa maty vao midadadada eo sss mampalahelo be sintrany ko ts manambady raha otrizany ab ny tokantrano
Mbola tsara Gasy Rakoto d mankasitraka anao nizara ampitiavn hatrany tantara n Aceem Radio d vao hanomboka hiaino k d mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa tompoko d bonne journée daolo ho antsik rhtr eto ampihanoina oo
Ahoana koa zany hoe adiny zany sao Dia hoe miady irery hihihi
Miady irery no dikanio
Tena tsara sady feno anatra tohina ny fo ka kotsan-dranomaso mihintsy
Misaotra Gasy Rakoto
"Ady"no fototeny ary ny "-ny" dia mpisolotena tampisaka, raha tanisaina dia toy izao: adiko, adinao, adiny, adinay,...
Misaotra betsaka o
Dada!indrisy f ts ento anilanay intsony 😭😭😭
Makasitraka tompoko
Tsara be sahaza anareo mihitsy izay ka 😈😈😈.
PS: lasa hoe natolotrin' ny ACEM Radio anareo teo indray ny voateny voalohany.Mahay be daholo Misaotra anao nizara
Ndryyy mamplhl bé lay tantara indrissssy Tara loatra ny fahatongvn tsainan vadiny syny zanany misy anatra betsk sy lesona bdb azo tsoahina ty tantara ty mankasitraka an mpanatontosa rhtr tompoko
Es vao maty zay vao midadada manao ranomaso magnetsikeloko eo .😭😢
Ten mis lesona Resign ai tiavo ni Ray dien iz bol velon ts maints zao vao mindrandra2 eo
🥲🥲🥲
Tsy rariny😑
😭😭😭😭😭