Marina fa tantara ihany izy ity fa hita taratra anefa fa ho ohatra ratsy ho an'ny tanora ny votoatiny: 1 * Vao 18 taona, vao hanala bac ve dia efa revo tanteraka anatin''ny fitiavana lalim-Paka an'izao? 2* Vao 18 taona eo ho eo .ve dia mahavita mamono olona? Amin'izay vehivahy... Ry mpanoratra tantara o, mba amin'ny hendriny hafa no hitaizana ny tanora fa tsy @ endriika criminel... zava doza mitatao ny asa soratrao na dia tantara aza. Toa lasa fomba mahazatra ankehitriny izany hoe famonoana olona izany. Mila fanabezana amin'ny fomba tsara sy alain- tahaka ny tanora fa tsy any amin'ny zava -dratsy. Misaotra tompoko
Fifannnn .. tia anao annn
Io fitiavana Io ihany ,natonga izany tandremo fietse_po Dia tafahoatra loatra hono hoy Ilay tantara fa manimbany fatanorana , mankasitraka mpanoratra ❤
Tena tsara ny tantara. Mankasitraka Gasy Rakoto
Io fitiavana io ihany no.nahatonga an' izany .... hihihi
Makasitraka hatrany tompoko 😊
Misaotra nizara oo🥰🙋♀️🇲🇬
Misaotra nizara!! Mankasitraka!!
Misaotra ❤
Misaotra nizara e ❤
Misaotra nizara 😊❤😊
𝗧𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮 𝗲𝗳𝗮 𝗻𝗮𝗻𝗱𝗲𝗵𝗮 𝘁𝘆
Marina fa tantara ihany izy ity fa hita taratra anefa fa ho ohatra ratsy ho an'ny tanora ny votoatiny:
1 * Vao 18 taona, vao hanala bac ve dia efa revo tanteraka anatin''ny fitiavana lalim-Paka an'izao?
2* Vao 18 taona eo ho eo .ve dia mahavita mamono olona? Amin'izay vehivahy...
Ry mpanoratra tantara o, mba amin'ny hendriny hafa no hitaizana ny tanora fa tsy @ endriika criminel... zava doza mitatao ny asa soratrao na dia tantara aza.
Toa lasa fomba mahazatra ankehitriny izany hoe famonoana olona izany.
Mila fanabezana amin'ny fomba tsara sy alain- tahaka ny tanora fa tsy any amin'ny zava -dratsy.
Misaotra tompoko
Za koa misy fotoana tena gaga amin'ilay tantara sasany amzao fotoana izao fa tena mampiana-dratsy mihintsy