Miarahb anao Gasy Rakoto d miarahb an mpankafy rhtr koa ;ref tapitr ny tantaran matoatoa sns d miaina @ tantarampitiavn ndray isika k d mahafinartra f ny FITIAVANA NO LEHIBE INDRINDRA k d hiaino ampifalina ary d mankasitraka anao lalandv Gasy Rakoto@ fizarana d mankasitraka an RDB sy ny mpanortr ary ianareo mpilalao rhtr koa tompoko f d tena manatalenta tokoa ianareo
Tsara lay tantara.Merci ô
Tsara be ny tantara fa misaotra tompoko no mankasitraka ❤❤❤❤❤
Misaotra betsaka tompoko nizara tsara bé n'y tantara merci
Msaotra betsaka atrani ndray ❤🙋♀️🎧
Misaotra sy Mankasitraka tompoko aminy fizarana ny tantara 😍❤️
Meric boucoup 😍😍😍
Misaotrra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko fa tegna mahafinaritra be lay tantara
Mandehana @ mpahamarinana sady fitiavana ihany fa Andriamanitra tsy maintsy magnampy antsika ihany
Misaotra betsaka tompoko 😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍
Misaotra fa tsara be oh🥰🥰 tena latsaka ny ranomasoko teo am-pihainoana ilay izy🙆🙆🥺🥺
Mankasitraka indrindra Tompoko o ❣💕💞🧡♥️💙❣🇲🇬🇲🇬🇲🇬💝💞💘💗💜💚💛🇰🇼🇰🇼🇰🇼❤💝💞💘💗💜💚💛💯👍💯💝💞💘💗💜💚💛 ny fitiavana marina lehibe indrindra 💞❣💕💘
Tiko be ilay tantara 💕💖💓💗
Misaotra betsaka an'ny nampita HAFATRA e! 🙏
Misaotra betsaka e! Tena tsara 👍, mankasitraka e, mirary SOA 🙏, fa enjana n'y an'i Henintsoa s'y Nambinina ❤️😂😂
Mankasitraka e. Tsara be lay tantara
Merci beaucoup
A
Misesy mihitsy izy zany . Mahafinaritra eh .
Asio mampihorokoditra ndray rehefa @ manaraka ah.
Misaotra tsy mitsahatra manolotra tantara vaovao, eto ampihainoana
Somary tara kely anio fa tsy nety nalatsaka efa in3 ilay tantara! Miala tsiny e!
Mazotoa mihaino daholo tompoko!
Misaotra mizara re e: sady manao izay tokony atao no manadino vetivety ny rahona mitraho amin'izao vaninandro izao 🤗
Tegn misaotr bavata @ Gasy Rakoto 😘😘😘❤❤❤
Matsiro b😍😍💗💗❤❤🤍💙💚💗
Misaotra nizara tompoko
Misaotra e
Mankasitraka tompokoo 😂😂
Musaotra nizara tompoko
Mizana
Mankasitraka nareo Tompoko
Misaotra betsaka indrindra tompoko oo
Mankasitraka tompoko
Kay mbola nisy mizaka?..
Mankasitraka e ❤️🙏🙏🙏
Tatara marina fa rah reny maty bdb reny ngah mo efa navita ny adidiny ka
Tiak be
Misaotra tompoko
Misaotra betsaka ô🇲🇬❤❤
Misaotra betsak tompoko ô
Misaotra nizara tompoko 🙏
Miarahb anao Gasy Rakoto d miarahb an mpankafy rhtr koa ;ref tapitr ny tantaran matoatoa sns d miaina @ tantarampitiavn ndray isika k d mahafinartra f ny FITIAVANA NO LEHIBE INDRINDRA k d hiaino ampifalina ary d mankasitraka anao lalandv Gasy Rakoto@ fizarana d mankasitraka an RDB sy ny mpanortr ary ianareo mpilalao rhtr koa tompoko f d tena manatalenta tokoa ianareo
Merci 😊