CYPHAKA ZAZA RAP TAIZA - "REPOBLIKA" (Prod. by Duss Henderson / Das Records - KM 2023).
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 20 ก.ย. 2024
- Le nouveau #cyphaka 2023 ZAZA RAP TAIZA - "REPOBLIKA" Feat. MBL, ALP, GEOSCAR, BALZ, KHYM'S OGAMI, LYRIKAL JILL, SABOODAK, MASHMANJAKA, EKLYPS, YRIST, BOLO (Produit par Duss Henderson et enregistré au Studio Das Records). ABONNEZ-VOUS A NOTRE CHAINE POUR NE RIEN RATER DES DERNIERES VIDEOS.
Le son est LOUUUURD mais le couplet de BOLO 🥵🥵🥵 il tue
Ça je confirme
Zany ka rap gasy, atsipy ny teny any an- tandrokin'ny omby, atsipy ny teny any am-pon'ny mahalala. Misaotra ny kolontsaina mainty, henjana ianareo e! Mankasitraka 🙏🙏🙏👍
Atsipy ny tady fa diso azafady !!!
😂
Gros big up. Je ne capte pas les paroles mais je comprends l'engagement. N'oublions pas que le rap a toujours servi à dénoncer 🙌 Peace
ela iany zay vao nahita rap tena miresaka fa tsy varina mampiseo hoe minana n sipan'zalah foana n texte, enganie mba hisy aheno ny hafatra
Hafa ihany ny underground Tonga tsara ny message ry zalah an! Big respect
Conseil : tokony ampiana sous-titrage en anglais mba azahoan'ny olona maneratany ny tonony
Zany ka tena rap gasy, sady ankafizin'ny sofina , ny hafatra tonga tsara , no misy lesona azo raisina, toizo zalahy fa mahafinaritra
Marina ny voalaza!!! Soa ihany mbola misy ny mahatakatra sy mijoro miteny!!! Mankasitraka
Ho an’ny kolotsaina 🎧
Ho an’i Madagasikara 🇲🇬
Big up nareo 🔥
Mankasitraka zalahaaa
Big up djaby
Bolo a niqué le game
Ça manquait vraiment d'ecouter ce genre de lignes, du bon rap.
Bien dis les gars....très lourd son 👊👊🔥🔥🚨🚨
Misaotra lesy zalah mikôzy ny fika masiso rehetra eto amn tanana a 💥💥💥💥💥👋👋👋👊👊
Le rap dans toute sa splendeur 😮💨
🔥🔥 hafa ihany le boom bap miaraka amin'ny hafatra mamay
th-cam.com/video/g2Stn7CWEHk/w-d-xo.html
C'est le top des top ! Misaotra e ! Fahafinaretana ny meheno ny anareo que le bon dieu vous protège tout le long de votre parcours ❤️❤️❤️❤️❤️
Tsaaaara looootra😭😭😭😭🥹💚❤️🤍🇲🇬
en feu daholo rzalah zany👏👏
Good vibe fooo😎😎😎🔥🔥🔥🔥 (Duss ny tena mamay)
"Repoblika mpamitaka sady tia2 kely", krkrkrkr
"elah mibaby galère, fa rô mitrotro salaire" Bag Bang !
Mafonja be 🔥🔥👊🇲🇬
th-cam.com/video/g2Stn7CWEHk/w-d-xo.html
Enao no tompony fahefana fa Aza manaiky Pr entiny (Poretiny) 🔥
Lyrikall Jill mavesatra foana ny punch sy ny multi. Respect be koa amin'i verse an'i YRIST sy EKLYPS. Peace
Chapeau kosa ho an'elaisany, surtout ny Texte an'i Bolo 🤜
Zany ka tena hafatra ✊, asa na mody hitampitsofina indray zao ry lerony maheno an'ity kozy ity!
Kanto, ambony ny sehatra.
misy hafatra fa tsy voatery mitenidratsy fotsiny ny tena boto mirehaka.
Mankasitraka tompoko, toe-tsaina mila miveraka
Tonga mandona e! Respect ry lerony isany e! Milay
Rah LOBO surla pistaaa!!!
🔥🔥🔥🔥🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Mitsangana ry tanora
Tena manao! Surtout le couplet 3 farany
tsy hainreo le mitondra fa tsy hainareo koa le entina🔥🔥
Trop lay Bolo, respect
Mlay lesy zalah... omeo azy tsaar ny hafatra...🙏🙏🙏
Magnifique les gars ! 👏🏼👏🏼👏🏼
ela ah tsy naheno rap toy izao ... merci zalah ❤
Zaza rap taiza ✊
mafonja tsara ny hafatra zalah! kopatanana kely mash manjaka👋👊
mamay bee
th-cam.com/video/g2Stn7CWEHk/w-d-xo.html
Le vrai RAP dans don art... GRAND RESPECT ho an'lisany mbola mitazona ny tena HH tena izy.
UP, mahafinaritra foana ny mihaino RAP gasy, ho ela velona ny rap gasy 😎
Mafy, mahafehy sy mahalaza ny tsipi-tady hatoraka👊 RESPECT!!!
So b kolotsaina mainty ✌️🇲🇬🚨🔥💥
🗡Sabre à double traçant le texte 🗡
Ankasitrahiny anare nitondra teny anay
Mankalaza ee👏👏
zany no tena vrais rap gasy (texte + flow) tonga d ao tsara. Mlay leitsy ry zalah a
Sioraaaaaaaaaaaaaaa... 👊✊💪
Lemo izy 💥
Mafy Lay Bolo eee
👏👏. Ho ela velona ny rag gasy! Vitsy no fantatro amin'ity fa mamay ry zalah
Mafy lisany zalah....milay e!!!
🔥🔥🔥🔥🔥👌 ao tsara
Bravo vous envoyer du lourd les gars
MAfy lisan eh
👊✊
Bolo lesy leuh 👏👏👏👏
Raha mamaky ity ianao dia tsapanao fa mandona marina ny hafatra zalah : tsy iza tsy iza fa ianao no voalaza zalah tao! Tsara zalah 👏🙌 Madagasikara antsika fa tsy azy na ahy
siora mintsyyy eeee
Tena mandòna❤️ Respect lesy ✊
Anaty masony👍🔥🔥
retour en force mandona b 💪🏽
toizo fa mlay ry zal a ✊🏼
Un bon message pour la jeunesse réveillé vous
Milay be daholo e merci lisaina. matsiro ny fantsy Ralobo an #BOLO
th-cam.com/video/g2Stn7CWEHk/w-d-xo.html
mafy liasANY:!!!!!!BIG UP BE!!! za maka lesany e!!! io ny hafatra hoantsika gasy alefa
tohizo tohizo fa milay e ✊
Respect 👊
Tafita ny hafatra 💯
Gg 🔥
Wow BOLO einnn
Voateny daholo ♥️♥️♥️🇲🇬🇲🇬🇲🇬
on fire 🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥
respect, pao-tsatroka leroa ah
Alefa foana zalah. A la bien nin na tout
🇲🇬🇲🇬✊🏾
🔥🔥🔥 artistes bien engagés
Lourd lourd ! ❤❤❤
TOP TOP MAKASITRAKA NY TANORA MALAGASY
Misaotra betsaka nare jiaby tafita le afatra !! Mafy lisany
Percé bien 💯
Bien sûr koahy.
🔥🔥🔥🔥🔥
Agnaty masonu❤️🔥
kiassssyyyyyyy
Mankasitraka 🙏🙏👊💪
maximum respect milodaka tsraa 👌✊
Norme amle mandona be jiaby e😎💣💥💫
th-cam.com/video/g2Stn7CWEHk/w-d-xo.html
Siksa be 🤘🏼🔥🇲🇬
Mashmanjakaaaaa💥💥💥♨♨
Peace Love 🇪🇹🇲🇬
Mila mma mashup. Good vibe wrongs flow
Dia nalaiko lo ty zalah fa dia misaotra nanome hira faneva vaovao! Misaotra mitari-dalana sy manazava saina! Misy marina ny saint manao resaka sein izay tsy sain mits! Zany hoe saint tsisy saina sain!
ts aiko fa nataok rap le mamaky ny commentaire an nareo
Milay BEEEEEEEE 👍🏻🔥
🔥🔥🔥👊🇲🇬
mila nikena ny système !!! ilay manana master lasa mpanera trop !!!
Ao tsara ❤
Misaotra heram-po eran-tsaina, amin'ny sanagan'asa aloha voalohany indindra. Misaotra amin'ny hafatra ihany koa. Logue vie à vous sy ny ekipanerao rehetre nahatontosa.
Respect👊
votre playlist "Political Contest" th-cam.com/play/PLs7yJCERdPpNf0CR2VqdVbbyEKOca8dYb.html
Kolotsaina Mainty / Das Rec
👌👌🤟🤟👏👏
Misaotra e🙌🏽
💪🖖🤟
Miasa hono fa aza variana misaotra an'Andriamanitra
Misaotsa Leka! 🎤🎧💪
💥💥💥💥💥