POTOKA TANTERANA NY FIRENENA MALAGASY , TSISY AZO IRAISANA INTSONY ... Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : www.facebook.c...
Ikoto ty tokony natao minisitry ny mahantra. Ministry ny victime. Ministry ny antra. Homme de pitié. Manana cœur enao. Votre épouse a de la chance de vous en avoir comme époux : digne et dévoué ❤
Tsy azo kivina kosa ny olona hitsaoka ny tany!😢 satria misy olona tsy afaka ny andao ny tanindrazana! Satria manampinona @ HAVO izay miondrika mijery ny adalan'ny olombelona (EFA VOASORATRA io tantara io... fa tsy misy mahalala ny AMPITSO🌠 na ny mpitondra, na ny hentina, na ny mpangalatra, na ny mpaminany sûrtout, na ireo MPITSARA 🔥🔥🔥🔥🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Lasa voice of Madagascar tsy fidiny ianao Koto satria tsy afaka maneho hevitra intsony ny any an toerana ary mitondra koa ny feon'ny diaspora maro ianao. Raha ny hanoherana io ataon'ny mpanao jadona io dia zavatra iray sisa, mila miray hina ny gasy ka dia GREVE GENERALE AN'I MPIASAM-PANJAKANA REHETRA hatrany ambany ka hatrany ambony dia bloqué tanteraka izy.
Tsia. Nopayer na vola izy hatory aminy. Voafitaka izy fa noheveriny hoe azo hidirana na BM aza raha toa ka tsara toetra. Kanjo , de toute façon hasehon i Jehovah tsikeli2 eo ny marina. .
Avelao ze hifidy ani Andry eee . Nivoatra ny fiainani vahoaka rehetra matoa zareo milangalitika. Amzao na makorel na pangalabadinolona dia afaka miasa ministre na mahazo place ao iavoloha de am alina mirava am 1 alina mifanao tsingolibatita ao am birao ao😢pffff mirefarefa be silipo goaka sy caleçon rovitra😢
Marina létsy ny an'lãh Baina ã ! Efa fanjakan'ny baroa ny eto @ tanãna @ izao fitondran-dRajoelina izao ! Tsisy fandrosoana azo andrasana izany eto fa d resaka ka atao !
Ny olona d'accord am fanitsakitsahana lalana no mbola miroso am fifidianana, kanefa mbola tohanan'ny gasy draba na radomelina na siteny, ka inona moa koto no antenaninao am zany a? Hametraka an rapierrebleu no finalitén frantsay eo ka tsy misy plan A sy plan B zany fa iray ireo ka asakasak izay mbola hiroso am fifidianana ihany fa miady ho gidamaimbo eto
Iny ve Mba vady kkkkk fa anga de tsy mba mahita Lehilahy mihintsy eee kay .fa de type na vaiavy Inona lotra koa le ramatoa iny rô a bassesse d esprit total .c'est la honte.
Ra résuména ny zava miseo ao Mada dia efa potikin ny mpanao politika ny firenena sady mahantra ka lasa vao omena vola kl izay tina hanao zavatra dia tampina ny domy.na ny gendarme io na ny miaramila sns e.veloma Madagasikara .ngambany ndray andro any vao mba hahita olona tsara.
Avelao hangarahara ny zavamisy fa maninon no tapenabava ze Milaza NY heviny,,,,, saborina otrzao NY oln ref maneho hevitra,,,,,, mb niteraka iany d ampahorina ny Zaza,,,,,
Tena mafia ry Koto n'y mitondra n'y firenena a! raha afaka mitsaoka de aleo mitsaoka saingy tsy afaka makaiza, mahantra laotra le firenena ,n'y toetsaina tena mirefarefa @ tany
Marina ny an Koto e iza ni bola mihevitra hoe handroso Madagascar ???Aleo mitsoka fa EFA tena Liza ty Ambany de ambany n'y Zoe tsaina, potika n'y firenena
Vady tena ve ry kiala bemolotra de hovonoina sy tofirina devoly tsivanona tsy mba manana fo mintempo ve tena eee nivoka taiza tena mba mananatra tena ve ny Renintena sy fihankaviiana miheritrereta tena kiala bemolotrity
Olona andevozimbola ireny. D tsy mahafantatra ny signification "Amour" intsony. Efa bornée iny madame iny. Elle n est pas normale à mon avis. Depuis qu elle est là. On n arrête de parler d elle.
Ny vehivavy tsy manana alalana sy fahefana manao POLITIKA IZAY LAINGA IO . Ny andraikitra sy ny adidy n’i vehivavy dia mikarakara ny fianakaviany sy ny vady amanjanany ao antokatranony fa TSY MANAO POLITIKA LAINGA IREO MIHINTSY, MILA MIVERINA HAINGANA MAKA NY TOERANA SY MANAO NY ADIDY AMAN’ANDRAIKINY AMIN’I MAHA VEHIVAVY SY AMIN’I MAHA RENY AZY KOA. VOLA NO MIBAIKO SY MANANDEVO NY SAIN’I OLOMBELONA ANKEHITRINY DIA NY VAHOAKA TSY MANATSINY NO MIAINA NY HERIN’I HETRAKETRAKA HOENTIN’IO VOLA IO. VOLA IZAY TARATASY NASIANA ISA ARY NOMENA LANJA NO MIBAIKO SY MANANDEVO NY SAIN’I OLOMBELONA ANKEHITRINY ARY MANOSIKA AZY TSY HAHAFEHY NY MAHA SAINA AZY INTSONY NO SADY MAHA FEHY NY TENANY INTSONY IHANY KOA.
Tena marina tokoa, Izay ataon ny tananao tsy misy hidiran izay eritreretin ny lohanao. T es aussi con que ton connard de président de merde. Tout cela mérite d etre rayé d un coup et de facon définitive.
😳😳😳😳😳😳😳😳😳😳😱😱😱😱😱😱😱FIVAVAHAMBE MITAMBABE NO MILA ATAON’I 95% N’I VAHOAKA MIAINA ETO MADAGASIKARA REHETRA. NY FIVAVAHANA DIA FANGATAHANA FA TSY MIANGONA MARO BE MODY MITATATA MIANTSO AN’IZAY NAHARY AZY EO KANEFA RAHA VAO MIVOAKA AN’IO TRANO FIHAONAMBE IO DIA EFA MISOLOKY SY MANARARAOTRA SY MANGALATRA NO SADY MAMONO KOA. IREO OLONA MARO DIA MARO IZAY MANAO AZY MPIVAVAKA SY MINO AN’IZAY NAHARY AZY REHETRA ANKAMAROANY IREO DIA MPIHATSARA VELATSIHY DAHOLO, TERRORISTES DAHOLO, NO SADY MPANDAINGA, MPANGALATRA, MPANOLANA SY MPAMONO AVOKOA. MARO NY OLONA MANEHO AZY FA MPIVAVAKA SY MINO AN’I JESOSY KRISTY IZY IREO KANEFA HYPOCRITE DAHOLO, MPIHATSARA VELATSIHY DAHOLO . 🤔🤔🤔🥹🥹🥹🥹😤😤
Kim jung un no tina apetraka eto dago.tsy fahombiazam-pitondrana no betsaka.donc didy dajona no ampanjakaina.fampivelarana ny kilalaon'ankizy no betsaka ho mariky ny fandrosona.mihevitra ny kely saina fa reny no fivoarana.ny olona varina milalao fa izy tsy variana zany fa mitady fomba andrebirebena foana.
Efa nisy foana izany scandales zany na teo am fitondrana na fiainana hafa, fa tsy nahalala isika satria tsy mbola nisy izany Facebook zany taloha fa siosiondresaka fotsiny no re taloha, izay no antony fa tsy hoe tsy nisy izany akory.
KA NY OLONA MITONDRA EO NO MANITSAKA SY TSY MANAJA LALANA VOALOHANY EO KA AHOANA NO HANARAHAN’IREO OLONA IZAY ANTSOINA HOE MPITANDRO FILAMINANA EO . AHOANA NY OLONA NOFIDINA IZAY NATAO HITANTANA NY RAHARAHA MPIRENENA IZAY HIAINANY NO TSY MAHA FEHY NY ZAVATRA TAHAKA IREO ? AIZA NY OLONA IZAY TOMPON’ANDRAIKITRA NANAO FIFANTANA TEO ANATREHAN’I BE SY MARO FA HITANDRO NY FILAMINANA AO @ FIRENENA IZAY HIAINANY IZAY NANEKENY NANDRAISANY NY ADIDY ALOHAN’NY IZY HANAO NY ANDRAIKINY @ FIRENENA HIAINANY SY AMIN’IREO VAHOAKA SAMY VAHOAKA ???? AIZA IO OLONA IO ? @ FOTOANA N’I TRAGNA MAHATSIRAVINA SY MAHARIKORIKO NO SADY AMBANY DIA AMBANY TAHAKA IO ??????
I Koto ataoko fa bandy misy coco. Misy coco hoe afaka misaina na misy coco hoe mahatadidiy. Dia sahy milaza ve i Koto fa taloha tsisy afera be niafina ? Na tsisy nanàpatra fahefana ? Na tsisy tribonaly nanàpatra ? Na tsisy fisambirana @ tsy antony ? Mapme ahy ity ranamana very tadidy ity. Lasa i Andry Andriatongarivo no victime. Proportion é ? Efa azon ny aretina tandrefana. Mahay miresaka enao fa eo ambony seza d miseho mahay ny maintien de l ordre, ny procédure d arrestation, sns.... fan club an i Biahary sady adva an i Syntia.😂😂😂😂😂
FOMBA RATSY DIA RATSY NO SADY MALOTO DIA MALOTO NO SADY FARANY AMBANY DIA AMBANY IHANY KOA. Saina marary no sady migadra eto ambony tany eto no tsy miakatra amin’i fanjakan’i lanitra ny saina mpampihorohoro ny sain’i olona maro rehetra ireo, Saina VOAHOZONA no sady MANAMPITROTRAKA NY HOZONA MIANJADY AMINY avy amin’ny fanaovana fihetsika mbiby be poaka fo tsy misy fitiavana na dia tahaka ny pentina fotsiny aza . CINÉMA # SARY MIHETSIKA ATAONA SAIMBIBY TSY MAHAY IZANY HOE FIFANDEFERANA SY FIFANAJANA SY FITIAVANA ARY FIFANAMPIANA IZANY IHANY KOA . RAHA NY VAHOAKA MALAGASY REHETRA NO TSY TONGA SAINA ARY TSY MITAMBATRA MANAO FIVAVAHAMBE MITAMBAMBE INDRAY MIARAKA MIOMBONA DIA HO SAHIRANA MAFY DIA MAFY EO IREO. Ny vavaka mitabambe ataon’i vahoaka Malagasy 95 % eto MADAGASIKARA no mandroaka an’io SAINA RATSY MALOTO AMBANY DIA AMBANY ARAPIHETSIKA MBIMBY BE IO .
Marina ny anao ry Koto. Atao hoe adala hono ianao nefa mahita sy misaina kosa. Jereo anie scandaly bdb eto @ firenena ny ampihimamba sy ny fibodona ary ny fampiharam-pahefana e...Tena tsy mampino fa jerem-postiny, aiza ry Gasy????
Ikoto ty tokony natao minisitry ny mahantra. Ministry ny victime. Ministry ny antra. Homme de pitié. Manana cœur enao. Votre épouse a de la chance de vous en avoir comme époux : digne et dévoué ❤
Tsy azo kivina kosa ny olona hitsaoka ny tany!😢 satria misy olona tsy afaka ny andao ny tanindrazana! Satria manampinona @ HAVO izay miondrika mijery ny adalan'ny olombelona (EFA VOASORATRA io tantara io... fa tsy misy mahalala ny AMPITSO🌠 na ny mpitondra, na ny hentina, na ny mpangalatra, na ny mpaminany sûrtout, na ireo MPITSARA 🔥🔥🔥🔥🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Lasa voice of Madagascar tsy fidiny ianao Koto satria tsy afaka maneho hevitra intsony ny any an toerana ary mitondra koa ny feon'ny diaspora maro ianao. Raha ny hanoherana io ataon'ny mpanao jadona io dia zavatra iray sisa, mila miray hina ny gasy ka dia GREVE GENERALE AN'I MPIASAM-PANJAKANA REHETRA hatrany ambany ka hatrany ambony dia bloqué tanteraka izy.
Marina 💯💯 tena marina izany👋nefa indrisy efa potika tanteraka izay Madagasikara soa 💣💣
Olona dondrona s'y vendrana NO.manao anizany Mr Koto.aaa !!!
Mr ANDRIATONGARIVO koa anie ry zoky Koto TAO NO NIALA E! Et bien fait pour lui.
Tsia. Nopayer na vola izy hatory aminy. Voafitaka izy fa noheveriny hoe azo hidirana na BM aza raha toa ka tsara toetra. Kanjo , de toute façon hasehon i Jehovah tsikeli2 eo ny marina. .
@@Andriananahahary101 tsy ilay resaka BM loatra ka ! Nataony tsinotsinona ilay jeneraly ! Nisy aza hoe " alako @ asany ny vinantonao mon general" ! Satria izy au pouvoir tamizay d tsy azo atao inon'inona. Rehefa tsy eo intsony anefa kay bandy miantso mama. Genre " mama aaa zahay mo vonoin ireo ôô"
Avelao ze hifidy ani Andry eee . Nivoatra ny fiainani vahoaka rehetra matoa zareo milangalitika. Amzao na makorel na pangalabadinolona dia afaka miasa ministre na mahazo place ao iavoloha de am alina mirava am 1 alina mifanao tsingolibatita ao am birao ao😢pffff mirefarefa be silipo goaka sy caleçon rovitra😢
Marina létsy ny an'lãh Baina ã ! Efa fanjakan'ny baroa ny eto @ tanãna @ izao fitondran-dRajoelina izao ! Tsisy fandrosoana azo andrasana izany eto fa d resaka ka atao !
Vous avez raison I Koto
Mankasitra fa Marigny jiaby raha lazainao merci
Tena very ilay sotoavina Malagasy 😢
Potika ilay firenena nidiran'ny mafia
Je valide à 💯👌
Ny olona d'accord am fanitsakitsahana lalana no mbola miroso am fifidianana, kanefa mbola tohanan'ny gasy draba na radomelina na siteny, ka inona moa koto no antenaninao am zany a?
Hametraka an rapierrebleu no finalitén frantsay eo ka tsy misy plan A sy plan B zany fa iray ireo ka asakasak izay mbola hiroso am fifidianana ihany fa miady ho gidamaimbo eto
Iny ve Mba vady kkkkk fa anga de tsy mba mahita Lehilahy mihintsy eee kay .fa de type na vaiavy Inona lotra koa le ramatoa iny rô a bassesse d esprit total .c'est la honte.
N'y fianarana potehana, kolombody no voizina n'y arstita , werawera Etsy s'y eroa , ady an-kira , taimbava @ fisarahana...sns, vie bordélique, olona tsy misy solaitra no mitondra, kivy Aho Ary marina fa tsy avotra intsony.
Mampalahelo,koà sanantsia , maudits vé n'y Firenena malalan-tsika Ty..ho lasa pays mafia
Aza adino zoky Koto fa BEPC ny diplôma hidirana polisy d azonao an tsaina izany ny niveau hananany
Ra résuména ny zava miseo ao Mada dia efa potikin ny mpanao politika ny firenena sady mahantra ka lasa vao omena vola kl izay tina hanao zavatra dia tampina ny domy.na ny gendarme io na ny miaramila sns e.veloma Madagasikara .ngambany ndray andro any vao mba hahita olona tsara.
Zany ve. Désolée fa tena tsy fantatro hoe mpamosavy 1 trano no milalao ny firenena malagasy. Vavaka sika lesy a. Ah oui marina
Oui ,tena mpamosavy ,mivarotra ny fanahiny
Courage e,zay mo no azo tenenina sisa
Tena mapalaelo 😢 mijaly n vahoka raha vao manohatra andry MAFIA isany 😢
Marina ny teninao fa na ny firenena sasany avy ao Eropa izay te-hanampy aza tsy mazoto intsony. Tsy lainga izany lazaiko izany fa tena marina an!
MBA fanontaniana Koto a
Nanao ahoana ihany no niafaran'ny combat Anao s'y Andry bihary?
Hay ve nisy an izao eh. Andriamanitra oh. Tena mila vavaka betsaka. Fa ina daholy devoly mivoaka isan andro ty? Que des mauvaises nouvelles.
Tena tsisy ady zany n'y artiste taloha, marina zany Koto a,
Vous avez raison Mr Koto....la mentalité est pourrie
Marina ny anao faikamboto aby ny mitantany firenena, mampalahelo madagasikara tsika ty
Avelao hangarahara ny zavamisy fa maninon no tapenabava ze Milaza NY heviny,,,,, saborina otrzao NY oln ref maneho hevitra,,,,,, mb niteraka iany d ampahorina ny Zaza,,,,,
Tena marina mitsy. Inona no hevitra fa tena simba tateraka ny firenena ra mbola hiverina eo 5 taona reo.
Mampalahelo e😢😢😢😢😢
Tena marina be lay analyse nao Koto. " règle d'urbanisme" no filaza ireny lalàna mifehy ny construction de maison ireny
Tena mafia ry Koto n'y mitondra n'y firenena a! raha afaka mitsaoka de aleo mitsaoka saingy tsy afaka makaiza, mahantra laotra le firenena ,n'y toetsaina tena mirefarefa @ tany
ISIKA mpangala tahaka ny mpitondra frantsay, fa raha ministra frantsay zany no itrangana scandale dia '' démissionné (es) avy hatrany ilay minisitra
Samia ho ela velona fa io vahoaka poretina io de hivadika hamaly anareo ka tsy ho voafehinareo na manana Basy aza ianareo
Tu as raison ça fait peur d’aller à Mada
Tena marina koto😢 mbola tsy fa hita zavatra hotran izao
Marina izany ! Sady ianao misy ouverture !
Droguée daholo izy mianakavy any Madagascar any
tena mihina neman mintsy
Marina ny an Koto e iza ni bola mihevitra hoe handroso Madagascar ???Aleo mitsoka fa EFA tena Liza ty
Ambany de ambany n'y Zoe tsaina, potika n'y firenena
Be ny lesoka nataon I Ra8...tsy naleo ve nihafy tam Ra8. Nareo ihsny no tsy tia axy, d izao ny vokany
Le vady lanto io le nanagadra zanaka le général
Vady tena ve ry kiala bemolotra de hovonoina sy tofirina devoly tsivanona tsy mba manana fo mintempo ve tena eee nivoka taiza tena mba mananatra tena ve ny Renintena sy fihankaviiana miheritrereta tena kiala bemolotrity
Olona andevozimbola ireny. D tsy mahafantatra ny signification "Amour" intsony.
Efa bornée iny madame iny. Elle n est pas normale à mon avis. Depuis qu elle est là. On n arrête de parler d elle.
Faut pas oublié fa io bandy io koa tsy madio maitsakitsabady ko😮
Ny vehivavy tsy manana alalana sy fahefana manao POLITIKA IZAY LAINGA IO .
Ny andraikitra sy ny adidy n’i vehivavy dia mikarakara ny fianakaviany sy ny vady amanjanany ao antokatranony fa
TSY MANAO POLITIKA LAINGA IREO MIHINTSY,
MILA MIVERINA HAINGANA MAKA NY TOERANA SY MANAO NY ADIDY AMAN’ANDRAIKINY AMIN’I MAHA VEHIVAVY SY AMIN’I MAHA RENY AZY KOA.
VOLA NO MIBAIKO SY MANANDEVO NY SAIN’I OLOMBELONA ANKEHITRINY DIA NY VAHOAKA TSY MANATSINY NO MIAINA NY HERIN’I HETRAKETRAKA HOENTIN’IO VOLA IO.
VOLA IZAY TARATASY NASIANA ISA ARY NOMENA LANJA NO MIBAIKO SY MANANDEVO NY SAIN’I OLOMBELONA ANKEHITRINY ARY MANOSIKA AZY TSY HAHAFEHY NY MAHA SAINA AZY INTSONY NO SADY MAHA FEHY NY TENANY INTSONY IHANY KOA.
Fampandrosoana ny ao am-paosy fa mbola tsy ampy ny efa azo na koa fampandrosoana an'ny lafrantsa
Atra ohhhhhhhhhhhhh
Marina mihitsy zany. Olona vendrana sady tsy misaina lavitra ihany no manohana an’i rafoza io
Mazava aminareo ohatra ny antony tsy fisian‘ny ambasady alemaina eto Madagasikara intsony? Tsy mbola tonga saina ihany ve isika? Firenena toy ireny ange afaka manampy ny Malagasy E! Fa tsy mazoto intsony mihintsy ry zareo hatr@ 2009.
100% marina
gasy tsy tonga saina amin'zao efa faran'izay sagnana mintsy.
mbo tonga saina ve le mpanakototana
@@chrisrakoto8358 fa iza no tena mpanakorontana kay amin'zao?
Ka voavidy volan'i Tsay Christian sy Jeneraly Bomba ilay mpitandro filaminana
mba misaina e
Tena mampitomagny s'y mampalahelo vraiment
😢
Brice lee
Bandy rainitetaka nefa te hanao... Be konetaka
Tsy misy hidirany filoha aminy zany fa le toetsaina sy reseau hoe tout faut partager sur fb
Tena marina tokoa,
Izay ataon ny tananao tsy misy hidiran izay eritreretin ny lohanao.
T es aussi con que ton connard de président de merde.
Tout cela mérite d etre rayé d un coup et de facon définitive.
Oui marina tsy misy afa tsy ao anaty fb
Tena marina zavatra teneninao tsy misy ampna na esorina mihitsy koto à
Za toa te hiteny hoe mercenaire ireny raha teo izy marina fa tsy polisy andeha hisambotra
Tena simba tanteraka ny firenentsika ry zoky a !!
marina ilay lazainao fa tsy misy mitsoaka eto.
Aro efa ts mapazoto mande angi mada
😳😳😳😳😳😳😳😳😳😳😱😱😱😱😱😱😱FIVAVAHAMBE MITAMBABE NO MILA ATAON’I 95% N’I VAHOAKA MIAINA ETO MADAGASIKARA REHETRA.
NY FIVAVAHANA DIA FANGATAHANA FA TSY MIANGONA MARO BE MODY MITATATA MIANTSO AN’IZAY NAHARY AZY EO KANEFA RAHA VAO MIVOAKA AN’IO TRANO FIHAONAMBE IO DIA EFA MISOLOKY SY MANARARAOTRA SY MANGALATRA NO SADY MAMONO KOA.
IREO OLONA MARO DIA MARO IZAY MANAO AZY MPIVAVAKA SY MINO AN’IZAY NAHARY AZY REHETRA ANKAMAROANY IREO DIA MPIHATSARA VELATSIHY DAHOLO, TERRORISTES DAHOLO, NO SADY MPANDAINGA, MPANGALATRA, MPANOLANA SY MPAMONO AVOKOA.
MARO NY OLONA MANEHO AZY FA MPIVAVAKA SY MINO AN’I JESOSY KRISTY IZY IREO KANEFA HYPOCRITE DAHOLO, MPIHATSARA VELATSIHY DAHOLO .
🤔🤔🤔🥹🥹🥹🥹😤😤
Kim jung un no tina apetraka eto dago.tsy fahombiazam-pitondrana no betsaka.donc didy dajona no ampanjakaina.fampivelarana ny kilalaon'ankizy no betsaka ho mariky ny fandrosona.mihevitra ny kely saina fa reny no fivoarana.ny olona varina milalao fa izy tsy variana zany fa mitady fomba andrebirebena foana.
misaotra anao koto
Tena loza,
Bandy tsy madio dossier ko io he .papirafy koa aza hadino
ialahy sy biahary aza hanao 1 sy 1 any sa Rajoelina ko nahatonga anzan le
Marina tanteraka
Efa nisy foana izany scandales zany na teo am fitondrana na fiainana hafa, fa tsy nahalala isika satria tsy mbola nisy izany Facebook zany taloha fa siosiondresaka fotsiny no re taloha, izay no antony fa tsy hoe tsy nisy izany akory.
Ry 3 frères iza no namony azy iza président tamininy andro ry 3 frère
Rolly mercia, Berija, Mbola Rajaonah, Biary Marcellin, sns
KA NY OLONA MITONDRA EO NO MANITSAKA SY TSY MANAJA LALANA VOALOHANY EO KA AHOANA NO HANARAHAN’IREO OLONA IZAY ANTSOINA HOE MPITANDRO FILAMINANA EO .
AHOANA NY OLONA NOFIDINA IZAY NATAO HITANTANA NY RAHARAHA MPIRENENA IZAY HIAINANY NO TSY MAHA FEHY NY ZAVATRA TAHAKA IREO ?
AIZA NY OLONA IZAY TOMPON’ANDRAIKITRA NANAO FIFANTANA TEO ANATREHAN’I BE SY MARO FA HITANDRO NY FILAMINANA AO @ FIRENENA IZAY HIAINANY IZAY NANEKENY NANDRAISANY NY ADIDY ALOHAN’NY IZY HANAO NY ANDRAIKINY @ FIRENENA HIAINANY SY AMIN’IREO VAHOAKA SAMY VAHOAKA ????
AIZA IO OLONA IO ?
@ FOTOANA N’I TRAGNA MAHATSIRAVINA SY MAHARIKORIKO NO SADY AMBANY DIA AMBANY TAHAKA IO ??????
Bordel marina ty fitondrana ty ry koto a
Io no lazain'ny vazaha hoe : ' non evenement'
Tena manpalahelo ka
I Koto ataoko fa bandy misy coco. Misy coco hoe afaka misaina na misy coco hoe mahatadidiy. Dia sahy milaza ve i Koto fa taloha tsisy afera be niafina ? Na tsisy nanàpatra fahefana ? Na tsisy tribonaly nanàpatra ? Na tsisy fisambirana @ tsy antony ? Mapme ahy ity ranamana very tadidy ity. Lasa i Andry Andriatongarivo no victime. Proportion é ? Efa azon ny aretina tandrefana. Mahay miresaka enao fa eo ambony seza d miseho mahay ny maintien de l ordre, ny procédure d arrestation, sns.... fan club an i Biahary sady adva an i Syntia.😂😂😂😂😂
FOMBA RATSY DIA RATSY NO SADY MALOTO DIA MALOTO NO SADY FARANY AMBANY DIA AMBANY IHANY KOA.
Saina marary no sady migadra eto ambony tany eto no tsy miakatra amin’i fanjakan’i lanitra ny saina mpampihorohoro ny sain’i olona maro rehetra ireo,
Saina VOAHOZONA no sady MANAMPITROTRAKA NY HOZONA MIANJADY AMINY avy amin’ny fanaovana fihetsika mbiby be poaka fo tsy misy fitiavana na dia tahaka ny pentina fotsiny aza .
CINÉMA # SARY MIHETSIKA ATAONA SAIMBIBY TSY MAHAY IZANY HOE FIFANDEFERANA SY FIFANAJANA SY FITIAVANA
ARY FIFANAMPIANA IZANY IHANY KOA .
RAHA NY VAHOAKA MALAGASY REHETRA NO TSY TONGA SAINA ARY TSY MITAMBATRA MANAO FIVAVAHAMBE MITAMBAMBE INDRAY MIARAKA MIOMBONA DIA HO SAHIRANA MAFY DIA MAFY EO IREO.
Ny vavaka mitabambe ataon’i vahoaka Malagasy 95 % eto MADAGASIKARA no mandroaka an’io SAINA RATSY MALOTO AMBANY DIA AMBANY ARAPIHETSIKA MBIMBY BE IO .
firenen ialahy taiza ko le
Marina ny anao ry Koto. Atao hoe adala hono ianao nefa mahita sy misaina kosa. Jereo anie scandaly bdb eto @ firenena ny ampihimamba sy ny fibodona ary ny fampiharam-pahefana e...Tena tsy mampino fa jerem-postiny, aiza ry Gasy????
Halahelo body ny any lery
body aôna?