K'onsult & M'erging est en direct !

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 7 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 11

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 5 หลายเดือนก่อน

    Fleury : un des meilleurs moments du jour.
    Merci Vieux.

  • @RavalisonSylvie
    @RavalisonSylvie 5 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko ❤

  • @EliaElia-op6gs
    @EliaElia-op6gs 5 หลายเดือนก่อน

    Makasitraka zokibe

  • @giseleramasiarinivo9745
    @giseleramasiarinivo9745 หลายเดือนก่อน

    Misaotra indrindra @'ny fandaharana tompoko

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 5 หลายเดือนก่อน

    Mpamono olona hoy aho ireo, ary mety efa notambazana ny Zanaky Ralitera , hoe hiara hiasa t@ Varira , dia izay no nampangina anazy

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 5 หลายเดือนก่อน

    Jereo koa anie i RIRI be avy tany Tamatave eh ?, Henjana ilay fanapozinana ao Madagougou ao

  • @micheland
    @micheland 5 หลายเดือนก่อน

    RaFle'u ....

  • @kjkcocosquezip3138
    @kjkcocosquezip3138 5 หลายเดือนก่อน

    Manao resaka tsiloa-body
    Tsy misy lohany sy vodiny fa sarotsarona dahalo

    • @fleurettekobel2490
      @fleurettekobel2490 5 หลายเดือนก่อน +1

      Miarahaba anao tompoko ! Isika Malagasy izay ratsy saina rehetra , dia tena ratsy saina mpamosavy ka tonga hatramin'ny famonoana tompoko ! Fomba inona no hilazanao an' i Meur.Fleury manao resaka tsiloa - body tompoko ? Aleo ny olona toy azy hamotsifotsy ny zava - misy eto Madagaskar tompoko , fa isika Malagasy dia anisan 'ny tia harena eto ambonin'ny tany , koa famosavy mianakavy ! Esoriko @ izany ny Malagasy izay tsy manao toetra ratsy izany !
      Masina ny tanindrazana !

    • @njakaramanandafy
      @njakaramanandafy 5 หลายเดือนก่อน

      Ary mamono afo @ vidéos rehetra ianao izany. Ohatrinona ny karama fa sao mahasoa anay 😂😂

    • @houneinfidahoussen2952
      @houneinfidahoussen2952 5 หลายเดือนก่อน

      ​@@fleurettekobel2490Juin