MAHATOKY NY FITANTANAN’NY FANJAKANA SY NY TOMPON’ANDRAIKITRA MALAGASY NY BANKY IRAISAM-PIRENENA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 9 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 22

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 5 ปีที่แล้ว

    Bravo président f tohizo aza amelana rh ts tratra ny tanjona f ireo mpanakivy sy mpanenjika anao any aoriana fona

  • @juliafenomestine7343
    @juliafenomestine7343 5 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra betraka President

    • @mariavololona6039
      @mariavololona6039 5 ปีที่แล้ว

      Mba ataovy manerana any Madagascar ny io tetikasa io faritra atsimo atsinana

  • @rasoarimalalanoeline3454
    @rasoarimalalanoeline3454 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsy maitsy mila fanampiana aloha mandra-mahazakatena, koa misaotra ny mpamatsy vola,ary indrindra ny filoha

  • @pierrerakotomamonjy5032
    @pierrerakotomamonjy5032 5 ปีที่แล้ว +1

    Mba aza atao TIP TOP intsony re Président e e e!! mba omeo zavatra maharitra re izahay e e e

    • @jeanjohnary2863
      @jeanjohnary2863 5 ปีที่แล้ว

      Tena president Tip Top mihitsy no mitondra

  • @dikatsotra3487
    @dikatsotra3487 5 ปีที่แล้ว

    toa ilay filoham-pirenena indray no mandika ny teny...kkk, voazanaka.

  • @lorentzlorentz4078
    @lorentzlorentz4078 5 ปีที่แล้ว

    Asa re tompoko omena ny vahoaka malagasy asa ihany no vahaolana fa tsy fanomezana lava tsy misy fiafarany omeo asa ny vehivavy sy ny tanora feno taona dia zaza mila mandeha any an- tsekoly

  • @mendrikarazafi3063
    @mendrikarazafi3063 5 ปีที่แล้ว

    Omeo asa ny vahoka fa izay no tsy ampy eto @firenena

  • @danieladidier1103
    @danieladidier1103 5 ปีที่แล้ว

    zay tian mpamatsy vola n atao,na mila asa aza ny gasy de zay alo no tiany mpamats de manarak

  • @dood587
    @dood587 5 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra ny " BANQUE MONDIALE " nanome VATSIN'ANKOHONANA + Merci Ministre ONITIANA REALY !!!

    • @raobelinasitia9858
      @raobelinasitia9858 5 ปีที่แล้ว +1

      hay ve mbola tsy fantatrao fa efa niova ny minisitry ny mponina e!sa kosa angamba tapitra teo fitondrana HVM le daty @ fanekena ny maha olompirenena anao e!hmm,tsy omena tsiny satria tsy enao rery no very saina @o zao

    • @dood587
      @dood587 5 ปีที่แล้ว

      @@raobelinasitia9858 Iza moa lay ministre ny mponina io ?kkk sa tsy zaka lay ministère lovana dia hilatsaka député fa ao no sûr tsy voadaka ?

    • @raobelinasitia9858
      @raobelinasitia9858 5 ปีที่แล้ว

      @@dood587resaka hafa mintsy..sady efa taraiky no tsy mahay zavatra mintsy..aleo le mitsikera ihany no mety fa raha resaka toe-drahara politika to tsy afaka mintsy

    • @dood587
      @dood587 5 ปีที่แล้ว

      @@raobelinasitia9858 kkk! Fa iza no nametraka io programa vatsin'ANKOHONANA io ( ilay ministre Onitiana Realy) ? sa mody Fanina ?Maninona raha miaiky fa "continuité de l'ETAT no atao aloha fa mbola tsisy ary miandry "Financement " aloha ! ny "DONDRONA " no tsy mahatsapa izany!! ka asa ianao raha hitohy anisany? Sosokevitra ho anao mba henoy Ingahy Rainijaonary ao @ Radio Antsiva 5 mai 2019

    • @raobelinasitia9858
      @raobelinasitia9858 5 ปีที่แล้ว

      inona avy no nataon'izany Onitiana zan!?1 volana ihany no mba heno dia tsy nipoitra tsony satria nahay nifanaraka t@ mpitondra ary nahazo tombotsoha hoany tenany noho ny @ vahoka..raha ny fijeriko le projet SAIKA HO ATAONY(satria tsy nataony..)nihezaka ny nitaky financement izy t@ io..kay..8 mars 2015 andron'ny vahivay t@ zay no nitenenany sy nipotrany farany tsy hita tsony avy teo raha tsy t@ faha 20taonan'ny Tv plus iny,ka tsy haiko hoe ho fercena ke ve oe fisandratana ihany no IEM sa oe IEM efa hita taratra t@ tetezamita ary no sarahany MANIFESTO sy FISANDRATANA...sao tsy fantra kosa ary oe iza le mpitondra @ zao e!?to otrany hiresaka @ olona voan retour d'age sanatria ka variana ny @ taona efa tsy hiverina intsony!kk

  • @rakotomangairene1264
    @rakotomangairene1264 5 ปีที่แล้ว

    "Celui qui paye l'orchestre choisit la musique"
    Handova trosa ny taranaka am- MAPAR...😡😡😡😡

  • @jaonaranaivosoa4904
    @jaonaranaivosoa4904 5 ปีที่แล้ว +1

    Fangaha ilaina ihany famatsiambola avy any ivelany ???kkk Zakia nihinan'ny a...sy n'y IEM kkk!

    • @jelenasadomaso4182
      @jelenasadomaso4182 3 ปีที่แล้ว

      ts maints ilaina tompoko famatsiambola na ahoana na ahoana na dia nilaza aza ity filou kely matanjaka hoe ts mila fanampiana.hain ny solontenan ny bank mondial fa ts anangabana magro sy tiko ny vola omenjareo dia manome vola hatrany.raha ts ambakain ny vahiny am vidin akora amidy any ivelany isika en afrique? matanjaka ny afrique.sahala ataon ny frantsay i algerie! 100 ans de contrat izy hitrandraka gaz sy petrol en algerie. de zay.ts lada irery no ambakain ny vahiny .

    • @jelenasadomaso4182
      @jelenasadomaso4182 3 ปีที่แล้ว

      hi tapaka lalandra ny anareo raha tafatsangana tanamasoandron ny davida nandak ni goliata tam 2009. vive rajoelina.