EMISSION SPECIALE RATSIRAHONANA LALAINA HARILANTO DU 22 OCTOBRE 2023 BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 7 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น •

  • @jojorasoa6506
    @jojorasoa6506 ปีที่แล้ว

    21:34 AVONAVOM-PANAHY ! Dadany indray iny ! Nambanimbnianao ve ilay olona dia ho gaga ve ianao raha tsy hiresaka aminao izy ! Kristy no iafinafenana fa tsy manambany olona izany ny kristy !
    24:48 Rehefa makany amin'ny restaurant ilay ity izany dia esoriny daholo aloha ny mpanao sakafo rehetra vao manaiky ny hihinana sakafo izy ! 26:00 Houlala ! Avonavom-panahy ve mihoatra an'izany Ramose a ! Tsy ho any amin'ny CENI izahay e ! 27:14 Ahoana hoe ny fiavonavonana ! 28:32 Dia mandainga be ambody omby ! Izahay rehefa misy miantso dia tonga foana ahoana ! Voa teo ianao 26:00 no nilaza fa tsy hankeny amin'ny CENI !
    Tsy zanak'i DADA aloha ilay ity ! Zanaky ny Rainy fa tena lavitra ny fahaizana politikan'ny Rainy !!

  • @FranckTonton-xv5yc
    @FranckTonton-xv5yc ปีที่แล้ว

    Aza mamahandalitra Ratsiraonana ah ... Anonga mpajakana ve izany

  • @lazajens
    @lazajens ปีที่แล้ว +2

    Omenay life ihany aloha satria olom-baovao fa tandremo ry zandry fa misy voay be namanao io sy iarahanao io te hanaikitra anao, tsara ny mahintsy fa ny ranonampango aza misy voay ah, bon courage

    • @hareau9345
      @hareau9345 ปีที่แล้ว

      Tonga heo pouvoir de manadino vaoka milaza fa tsy tia vaza nefa no naratra aty France mitsabo tena 😂😂😂😂

  • @MyriamKnoblauch-fg8mj
    @MyriamKnoblauch-fg8mj ปีที่แล้ว

    Ianareo te ho ministre fa tsy fitiavana tena

  • @CelestinRAKOTOSON
    @CelestinRAKOTOSON ปีที่แล้ว

    Mampalahelo ianao Rhy Lalaina Ratsirahonana.
    Mialaha ianao ao @ Io collectif izay tsy misy😂zanak'Atra na iray .Manaova propagande, TORIHO JESOSY.Hifidy anao n'y mpino rehetra.

  • @MyriamKnoblauch-fg8mj
    @MyriamKnoblauch-fg8mj ปีที่แล้ว

    Sadc observateur fa tsy mandidy n'y élection

  • @FranckTonton-xv5yc
    @FranckTonton-xv5yc ปีที่แล้ว

    Aza ampidirina ny fiangonana satry ny avonavonao efa fatatra atrany ampiangonana aza mialokaloka @ fivavahana eh

  • @Nirina-zk1pi
    @Nirina-zk1pi ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Lanto Ratsirahonana a!marina ny voalazanao!

  • @Nirina-zk1pi
    @Nirina-zk1pi ปีที่แล้ว

    Tss candidat vazah mirotsaka eo ho filohan'ny Malagasy

  • @MyriamKnoblauch-fg8mj
    @MyriamKnoblauch-fg8mj ปีที่แล้ว

    Gvt 2mois n'y fotoana fifidianana fa tsy misy utilité ar hanaovana organisation, HCC, Ceni,mbola 6mois vao hanao fifidianana ihany ,mitady transition,afaka manao audit n'y çandidat rehetra Amin déroulement n'y élection

  • @FranckTonton-xv5yc
    @FranckTonton-xv5yc ปีที่แล้ว

    Enao KO Miavona eh ....

  • @raharijaoandrianirina9639
    @raharijaoandrianirina9639 ปีที่แล้ว

    Milaza fa mamaly foana hianao rehefa misy miantso handaminan-javatra, milaza hianao fa misy tsy voasoratra ao anaty lisitra, nefa antsoiny CENI hianao tsy tonga ahoana ary izany manao lithanie fotsiny

  • @jojorasoa6506
    @jojorasoa6506 ปีที่แล้ว

    10:18 Aiza ny biraom-pifidianana misy an'ilay ity dia mandehana hamarino izany resaka lazainy izany R'ingahy Abraham fa aza atao resaka minoa fotsiny ihany ! Izany no maha-mpanao gazety anao ! I Abraham ve nasaina nanao sonia toa azy ? ... Lasa fanelezana tsaho ilay fandaharana ! Izaho tsy nasaina nanao izany !

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo ปีที่แล้ว

    Io lay hoe trinite eh.....trinite lmasina..marina ihany tenin i rajoelina..ambanianareo mpanohita i rajoelina fa marina ary manana ny marina hatrany. Trinite 3 ga tsy triinoye 13....tronite 3..raha 3 ihany olona ho fidina eo dia heken i coninaute internationale. Dia io iz ho tantetaka io...momoka foana vahoaka tarin ireo 11 lahy nefa mitohy ny tolona mitohy ny tolona nefa cominaute internationa ysu maints hanome reconaissance n izay lany am n iz 3 mifaninana.eo...zero lihitsy fanahin ny mpanao politika n y 11 lahy..reeeesyfoana ..ry faniry be tabataba toa handamoaka foana ihany koa..mafy ilay 6e dan am fahaiza maabao ka...tsyyy mety resin drilerony😂😂😂😂

  • @MyriamKnoblauch-fg8mj
    @MyriamKnoblauch-fg8mj ปีที่แล้ว

    Te hiditra kijo raha resaka transition ar resabe TSS ilana intsony satria fifidianana ar fifaninana no misy am élection

  • @dood587
    @dood587 ปีที่แล้ว

    Mazava tsara ny Takon'ireto Candidats hafa ireto !!

  • @filohafitea2798
    @filohafitea2798 ปีที่แล้ว

    zahay koa tena tsy tafiditra fa ny zokiko efa maty indray no tafiditra

  • @tantelyrabodomiharisoa7522
    @tantelyrabodomiharisoa7522 ปีที่แล้ว

    Hevitra mba alefa ty satria raha hoe misy ny olona tsy manana karam pifidianana, dia tokony volonté ho azy mihitsy no mandeha Mitady ny karatrany fa tsy misy olona tokony hoe very zany ny zony,

  • @tantelyrabodomiharisoa7522
    @tantelyrabodomiharisoa7522 ปีที่แล้ว

    Raha mianaka Ianao ka tia handeh hifidy marina dia Ianao no tokony mitaky ny karatrao raha tena tinao ny handeh hifidy

  • @arinirinarabarijaona5237
    @arinirinarabarijaona5237 ปีที่แล้ว +1

    😂

  • @rosoisika6831
    @rosoisika6831 ปีที่แล้ว

    Mampanahy raha olona be doika toy vondrona 11 no voafidy !!!

    • @henintsoahasinaravonimpara2376
      @henintsoahasinaravonimpara2376 ปีที่แล้ว

      🤣🤣🤣 be doika ahoana e ??? Raha milaza ny heviny ny olom-pirenena iray, raha milaza ny tsy mety izy eo @ fanomanana ny fifidianana dia lazaina ve fa be doika. Amin'ny tany démocratique dia mahazo maneho hevitra ny olom-pirenena tsirairay

    • @rosoisika6831
      @rosoisika6831 ปีที่แล้ว

      Ny demokrasia dia mitaky ny fankatoavan'ny hevitrin'ny maro an'isa sy ny rafitra. Efa nisy ny fanapahan-kevitrin'ny fahefana mahefay fa tsipahana foana: izay ny antony, fa aza hodiana tsy fantatra.

  • @dorotheerichard7632
    @dorotheerichard7632 ปีที่แล้ว

    Ny fiarahanao amin 11 Bekorontana de ohatran fikambanan devoly lay izy
    Ka Iza marina lay Lucifer lehibenareo?

    • @henintsoahasinaravonimpara2376
      @henintsoahasinaravonimpara2376 ปีที่แล้ว

      Rehefa maneho ny heviny ve ireo candidats ao @ collectif dia lazaina fa "Bekorontana" ??? Inona no nokorontaniny teo ??? Zoan'ny candidat tsirairay ny milaza ny ahiahiny eo anatrehan'ny tsy fanarahan-dalàna ataon'ny HCC, ny CENI, ny Sénat ary io gouvernement tsy ara-dalàna io. Raha manaiky isika rehetra fa tany démocratique i Madagascar, dia tokony mahazaka ny mpitondra sy izay mpomba azy fa afaka miteny sy manao critique ny olom-pirenena tsirairay. Tsy izay anefa no zava-misy. Ao Madagasikara dia tsy mahazo miteny, tsy mahazo mangataka, tsy mahazo manakiana, .... tonga dia voadaroka na voasambotra

  • @MyriamKnoblauch-fg8mj
    @MyriamKnoblauch-fg8mj ปีที่แล้ว

    Azafady aoka isika mahaleotena,mandany andro eo anao miaraka ireo olona ex-président

    • @henintsoahasinaravonimpara2376
      @henintsoahasinaravonimpara2376 ปีที่แล้ว

      Mandany andro hoy ianao. Raha hiroso @ io fifidianana io @ irao condition izao ianareo dia tonga dia Rajoelina no lany eo. Izay ve no tinareo ???