Syntia - TANTARA FOHIFOHY MOMBAN'NY MADAGASIKARA , NY MPTONDRA , NY FANJANAHANA ary ny FIVAVAHANA ..

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 11

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 2 วันที่ผ่านมา +1

    Fa izay maharitra mandona no ho vohaina ary ianao miteny matetika io dia mbola ho tonga saina ny olona fa efa misaina ankehittiny

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 2 วันที่ผ่านมา +1

    Misaotra betsaka akia fa tena marina mihintsy izany teneninao izao. Fa dia misaotra inarivo anao zaho

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 2 หลายเดือนก่อน +4

    Tena asa zay hanjo ty vahoaka Malagasy tsy tonga saina mihintsy

  • @georgettesteiner8091
    @georgettesteiner8091 2 หลายเดือนก่อน +2

    Mankatsitrakanao fehizay nga fasha ❤

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 2 หลายเดือนก่อน +3

    Anndao hiaraka eh ,ho fanasoavana ny firenena zay efa mahantra

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 2 หลายเดือนก่อน +2

    Tsy azoko tsara ilay teninao hoe tsy TIA MERINA. Efa début adipoko anie zay Syntia eh. Zahay famille merina fa tezitra raha misy manao resaka manaratsy ny avy anindrana mpiray tanindrazana aminay tompoko.

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 2 หลายเดือนก่อน +4

    Tena marina io zavatra teneninao io fa avereno akia mba ho henon ireto vendrana retofa mbola hiova io eh

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 2 หลายเดือนก่อน +4

    Misaotra andry akia fa soa fa efa tonga saina ny olona

  • @djianffarattoumani2321
    @djianffarattoumani2321 2 หลายเดือนก่อน +3

    Bonjour, ça veut dire que les autres ethnie malgache payent les péché des autres

  • @ChristRarima
    @ChristRarima 2 หลายเดือนก่อน +2

    Tonga soa indray ndry, efa niandry ny fahatongavanao aho .
    Mihaino mahafinaritra akia. Efa mahatehihaino izy izany.
    Mankasirraka