Matokia fa hanangana ny fiainanao sy ny firenentsika ny Tompo rehefa mibebaba isika (Marka 5.21-43)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 3 มิ.ย. 2024
  • Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara
    MIVERENA RY ZAZA MPIHODINA
    1. Miverena ianao, ry Israely mpiodina, hoy Jehovah; tsy hampanjombona ny tavako aminareo Aho; fa mamindra fo Aho, hoy Jehovah, ka tsy hitahiry fahatezerana mandrakizay. Kanefa kosa ekeo ny helokao, fa tamin'i Jehovah Andriamanitrao no niodinanao
    2. Ry Israely ô, miverena amin'i Jehovah Andriamanitrao, fa lavon-keloka ianao.
    3. Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona; koa miverena amiko, fa efa nanavotra anao Aho.
    4. Handeha hody any amin'ny fitoerako Aho ambara-piaikiny ny helony sy hitadiavany ny tavako. rehefa azom-pahoriana izy, dia hitady Ahy fatratra.
    5. Hiainga aho, dia hody any amin'ny raiko ka hanao aminy hoe : Raiko ô, efa nanota tamin'ny lanitra sy teo anatrehanao aho....Dia niainga izy ka nankany amin-drainy. "Fa raha mbola lavitra izy, dia tazan-drainy, ary onena azy izy ka nihazakazaka, dia namihina ny vozony sady nanoroka azy...fa ity zanako ity efa maty, fa velona indray, ary efa very, fa hita indray. Dia nifaly izy.
    6. Avia ary hifandahatra isika, hoy i Jehovah : na dia tahaka ny jaky aza ny fahotanareo, dia ho fotsy tahaka ny orampanala, na dia mangatrakatraka tahaka ny sily aza, dia ho tahaka ny volon'ondry fotsy.
    7. Zanako mahafinaritra va i Efraima, zaza malalako va izy, no dia fatra-pahatsiaro azy isaky ny mitezitra azy Aho ? Noho izany dia onena azy ny foko; hamindra fo aminy tokoa Aho, hoy Jehovah.
    8. Tany lavitra any no nisehoan'i Jehovah tamiko ka nanao hoe : Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako famindrampo ho anao.
    Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS CLES ireo ao @ Baiboly :
    (1) Jeremia 3 : 12 - 13
    (2) Hosea 14 : 2
    (3) Isaia 44 : 22
    (4) Hosea 5 : 15
    (5) Lioka 15 : 18 - 24
    (6) Isaia 1 : 18
    (7) Jeremia 31 : 20
    (8) Jeremia 31 : 3
    ****************************
    MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES :
    1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR: / mesversetsbibliquespre...
    2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR : / mesespacesevangeliquesdr
    3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR : / mesvideosevangeliquesdr
    4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR : / tsaranytompoisanandrodr
    5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR / hoavyikristyvononavehi...
    CONTACT :
    1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39
    2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com
    3. LINKED IN : / doctor-rivolala-andria...
    4. TWITTER : / docrivolala
    5. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina
    6. FACEBOOK : / docteurrivolala
    7. ASSOCIATION CALDEN : caldenmadagascar.blogspot.com/...
    JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20)
    QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

ความคิดเห็น •